FITONDRATENA MANAHIRANA NA NY TENANY NA NY BESINIMARO!!

101. vale ( 17/06/2006 21:09)
hoy fiffi: "fa nahoana ny hafa foana no hanao zay tsy hialonan'ny hafa eh?",, marina ny andry!!!!!!
102. vale ( 17/06/2006 21:14)
:-*:-*:-*
103. naughtyboy ( 18/06/2006 01:03)
zay mahafalilfaly ny saina iny ihany reto no atao be ambosika de adino reny olana foronina any an'eritreritra de samia mankafia saina faly2 ,mizara2..inn
mo no olana fa ny andro iainana mbola ho lava..
104. vale ( 18/06/2006 07:43)
naughtyboy: iza no mamorina "eritreritra???!!, fa na dia miezaka mamalifaly saina koa ange ka misy ny mila vanony @ tsisy dikany dia mankaleo eeeh! sa asa?!! ko zay maha olmbel koh:roll:!
105. naughtyboy ( 18/06/2006 17:12)
iza no mamorona eritreritra?le Nahary no nanana eritreritra tsara hamorona antsika fa isika no manana eritreritra hitondra ny fiainantsika @ zay saimpatantsika ,talohany kaina+ abela de nisaina ny hanadrana voankazo voarara i adama+eva e! safidy izy io de teo no teraka le eritreritra ratsy misy karazany 2 mifanohitra matetika zay mamaritra azy io : -ratsy , tsara lasa antsoina hoe fisainana zay tsy afamisaraka amintsika ts11 ary zay tkou no maha olmbel antsika ..hoy ny zokinibe teo aloantsika we ny soa atao levenambola fa ny ratsy atao loza mihantona rehefa mieritreritra eo anoloany safidy samihafa
106. vale ( 18/06/2006 21:19)
naughtyboy::-D:-Dtsy misy azoko tsony:-D , lasa lavitra be loatra ,,,,:-D:-D:-D:-D:-D
107. Fiffi ( 19/06/2006 05:13)
nivadika le sujet !
108. vale ( 19/06/2006 06:02)
:-D:-D
109. vale ( 19/06/2006 06:04)
fiffi: lasa fivavahana sy finoana ve,hihi:P:P:-D
110. naughtyboy ( 19/06/2006 06:08)
lava tkou ny resako teo fa ny amaranako io fitondratena io dia mpamily (ts11) sy fiara entina.
andraikitra ny fitondrana io fiara io ka ianao ihany no mahalala ny dia zay alehanao sy na lalana miandry .bdb ko ny mpamily toa anao eny andalana ka
hihemotra,hijanona,sa androso .. anjaranao no misafidy
111. vale ( 19/06/2006 19:18)
8O8O8O, vao mainka koa loza!!:-D:-D:-D:-D:-D,, ary noheveriko fa miray hvt tamiko nge IANAO eh!:-D:-D:-D:-D
112. vale ( 19/06/2006 19:19)
:wink::wink:
113. naughtyboy ( 20/06/2006 07:22)
oay kosa ry vale e,tsy voatery hitovy nge ny hevitra fa mety hifandray e,ianao zao nanomboka kaina +abela za nanohy adama + eva..tsy mitompo teny fatratra aho @ lazaiko fa ohatra daolo reny ary fijeriko manokana tsy voatery marina ary io farany io ny ts11 ihany no mahalala azy ka ianao no masimandidy @ zay itondranao azy ka samy tsara fa ho lava eto ny resaka fa tsy ny hevitry ny hafa akory no mety hahasoa na hatafitohina" fair play.".tsy mety ko nge ra mitovy daolo ny rehetra fa ilaina foana ny fahasamihafana ampirindra ty tany ty e,ka aleo mandinika alo vao mipataloa sao ny ao arina no lasa alo aoka zay sao hisy anitatra ndray io we sao de mba zany ny lamaody haha..
114. Fiffi ( 20/06/2006 08:09)
:-D
115. vale ( 20/06/2006 14:06)
naughtyboy> hihihihihi, ko izao aza ny kiloty indray no atao ety ivelany koh!;-):-D,, ok! azoko io farany io kah:wink::-*
116. Fiffi ( 20/06/2006 14:43)
hummm! fair play hono an! :)
117. naughtyboy ( 20/06/2006 14:59)
milay daolo zany ry fifi an,fo sporo de tsiky2 lava tonga de ela velona be haha..
118. Fiffi ( 20/06/2006 15:47)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Cligne/010105yes_3_cut.gif[/IMG]
119. vale ( 21/06/2006 18:54)
naughtyboy,fiffi::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-*
120. Fiffi ( 22/06/2006 05:07)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9833