FITONDRATENA MANAHIRANA NA NY TENANY NA NY BESINIMARO!!
21. Herimiafina
(
10/06/2006 18:22)
Resaka complexe d'inferiorité no misarika fialonana, n'inon'inona zavatra tsy hananany (arakaraky izay handraisany azy) na titre io na voninahitra na fahaizana na hatsarantarehy (araka ny fiheverany azy) dai ihialonanay avokoa.
Tsy fantany fa raha omena azy ireo dia mbola pire lavitra ny zavatra hataony fa tena izy mihintsy no hanitsakitsaka izay tiany hitsahina rehetra.
Tsy fantany koa fa tsy natao hoa azo avokoa izao rehetra izao.
Tsy fantany ihany koa fa ny fahafampoan'ny tena tsy voatery natao copie amin'ny fahafampoan'ny hafa e!
koa satria ve i anona manao solomaso ohatra dia andeha koa aho hividy solomaso nefa ny maso 20/20.
hehehehe:-D

22. Fiffi
(
10/06/2006 19:05)
fa tena mampiheritreritra ahy le hiran'i Bessa hoe:
Kinga ery hono ianao mitsingoloka anay eny e
Fa maditra sy dondrona tsy mba mahay eny e
Dia lazaina fa kevoka te-ho ambony eny e
Nefa lavo ka tsy hotafarina intsony eny e
Nefa aza manao an'izany eeee aza manao an'izany
Tsy lanitra akory eto an-tany eee aza manao an'izany
Ny rasa mivadika ihany eeee aza manao an'izany
Mbola ho ambony ny ambany eeee aza manao an'izany!!!!!

24. xxx
(
10/06/2006 22:34)
hitako izao fa vitsy ny manohana ilay hevitro, tsy mahagaga,hahahahahahahahahaha
Lapino: io indray enao fa miseho milay an;-), nefa ny olona tsy miseho milay aza henjehan'ny olona (sy hialonana raha mba misy zava-pantany kely na mba misokatra ny vavany! mainka fa hiseho milay izany ve tsy... tandremo less fa zay mahery tsy maody anie hono tsy ela velona , rehefa nataoko manko ny kaonty dia tena be ny mihirihiry hijanona @ ilay hoe hiafihafy sy hovoatampim-bava fa matahotra ny mpialona.
herimiafina> ny mba fijeriko indray nefa dia misy @ olona izay mpialona dia te ho izy irery ihany no hahalala zavatra sy hanan-javatra(vola,sns..)ka raha mahita fa manana (fahaizana, vola,sns)ny sasany dia tsy tantiny, izy @io nefa manana noho ireo "sasany" ireo an:o

25. vale
(
10/06/2006 22:44)
fiffi: ny ahy indray mba tiako ery ity hiran'i Rossy ity hoe:
de maninona an'lah
fa maninona an'lah
ny fihevitray rah' menamena a,a,an,
f'angah rah' tsy mitovitovy @ fihevitr'elà
de tsy azon'là ekenà an,
na mainty toy ny charbo na fotsy toy ny lamba mihà
ahy io fa tsy an'lah,:}:}
ay, mbola misy iray koa ity le hiran'i Adeline(paix à son âme!) hoe:"aretina mikiky":-D hainjy ve iny?
ary le hira'i Rija oelijaona hoe:"fialonana" iny koa!
fa zah alou ry reto de tsy dakôro @ny fialonana na inona antony na inona satria ratsy be ange io e, jereo fotsiny ny namonoan'i kaina an'i abela rahalahiny!8O vokatry ny io ihany!
misy prof de filo anay izay niteny hoe ny "fialonana" = fia(izany hoe trondro fa amteny sakalava io)lo, misy"nana",houiouiouioui, tena ratsy be izany, mandoaka , mampisy bcès io toetra io ka mampijaly izay azony:}:}:}

27. soanja
(
10/06/2006 23:12)
Raha ny fahitako azy dia nasesika tao antsika (fahendren'ny Ntaolo) fa tokony hanana toetsaina manetritena, mionona amin'ny anana, tsy mitady mihoatra ary tsy tsara ny misehoseho.
Dia betsaka ny Malagasy ankizy noho izany mipetrapetraka sy miafiafy satria raha vao be resaka sy tahak'izay dia efa hoe teninin'ny hafa hoe miseho milay na mandainga. ZAVADEHIBE AMIN'NY HAFA NY HEVITRY NY HAFA. Tadidiko tany ampianarana halan'ny ankizy mihitsy ianao raha tia manangana tanana matetika sy manendry tena hanao asa iray.
Ny aty Amerika indray anefa dia nahatsapa aho fa misy ilay hoe "Big mouth, smell good" vao tafita. Eo no miady ny saina hoe inona no tsara.
Tamiko aloha mila aggressive kely amin'ny tanjona tratrarina raha tsy izay very an-dalana. Tsy dia raharahaiko ny hevitry ny hafa ankoatr'izay satria ny fahavalo tsy maintsy misy eny andalana eny.

28. Fiffi
(
11/06/2006 05:04)
hitako izao fa vitsy ny manohana ilay hevitro, tsy mahagaga,hahahahahahahahahahaxxx: ahoana koh zany ?
Lapino: io indray enao fa miseho milay anmiseho milay ahoana koh zany ? mandefa dinika enao , enao aza tsy sahy miseho akory !! ka raha mba mamaly sy manome ny heviny ve ny olona de tsaraina tahak'izao ?
Lapino: io indray enao fa miseho milay an, nefa ny olona tsy miseho milay aza henjehan'ny olona (sy hialonana raha mba misy zava-pantany kely na mba misokatra ny vavany! mainka fa hiseho milay izany ve tsy... tandremo less fa zay mahery tsy maody anie hono tsy ela velonatsy hitako zay antony nangatahanao ny hevitrin'ny namana eto raha tahak'izao no hamalianao sy hitsaranao ny namana mba mamaly sy manome ny heviny.
29. tisera
(
11/06/2006 07:47)
:wink:sao dia mba mialona ny valin-tenin'ny namana aza i xxx? Aza hitako anie izany! Aleo alavirina any lé fialonana fa tena manimba zatra bdb
30. xxx
(
11/06/2006 11:07)
Fiffi: tena mpandray an-tendrony be enao izany, io teny nolazaiko an'i lapino io dia Sangy! jereo tsara aloha fa misy clin d'oeil EO!
tisera::wink: iza tokoa no mahita?:-D:-D , an3 fa tena misy namana ao mety tsy mahazo ny tian-kambara ANGAMBA :roll:, i pissoa :twisted:
tisera: aleo hajanona fa tena manimba zavatra be dia be satria "on ne change pas les gens de toute façon!" izaho no ADALA! :)

31. xxx
(
11/06/2006 11:16)
soanja:soanja: :} ,marina ny anao, ka ilay toe-tsaina hoe raha vao misy olona maneho ny heviny na manampy ny hafa dia lazaina fa "tia sehoseho" na" miseho milay"(ka miteraka fialonan'ny olona) io indrindra no tsy voako, raha izany foana ange no manjàka dia tsy hisy hifanampy sy hampita hevitra "mahasoa" ohatra ny olona e, ary mety hitarika ho any @ tsy fandrosoana!:(
Raha ny fahitako azy dia nasesika tao antsika (fahendren'ny Ntaolo) fa tokony hanana toetsaina manetritena, mionona amin'ny anana, tsy mitady mihoatra ary tsy tsara ny misehoseho.
Dia betsaka ny Malagasy ankizy noho izany mipetrapetraka sy miafiafy satria raha vao be resaka sy tahak'izay dia efa hoe teninin'ny hafa hoe miseho milay na mandainga. ZAVADEHIBE AMIN'NY HAFA NY HEVITRY NY HAFA. Tadidiko tany ampianarana halan'ny ankizy mihitsy ianao raha tia manangana tanana matetika sy manendry tena hanao asa iray.
Ny aty Amerika indray anefa dia nahatsapa aho fa misy ilay hoe "Big mouth, smell good" vao tafita. Eo no miady ny saina hoe inona no tsara.
Tamiko aloha mila aggressive kely amin'ny tanjona tratrarina raha tsy izay very an-dalana. Tsy dia raharahaiko ny hevitry ny hafa ankoatr'izay satria ny fahavalo tsy maintsy misy eny andalana eny.
32. Herimiafina
(
11/06/2006 11:43)
xxx:
hitako izao fa vitsy ny manohana ilay hevitro, tsy mahagaga,hahahahahahahahahaha
herimiafina> ny mba fijeriko indray nefa dia misy @ olona izay mpialona dia te ho izy irery ihany no hahalala zavatra sy hanan-javatra(vola,sns..)ka raha mahita fa manana (fahaizana, vola,sns)ny sasany dia tsy tantiny, izy @io nefa manana noho ireo "sasany" ireo an:o
Ka io ilay guerre des chefs noteneniko kah.
Rehefa nevrosé dia te ho lohany avokoa, avoaka daholo izao source de pouvoir sy prstige kely hananana izao mba entina hi-depasser-na ny sasany.
Rehefa nevrosé dia tena tsy mahatanty mihintsy hoe misy mi-depasse ka na hamingana na rehefa incapable dia ny hanaratsy, sns.
Misy izao karazan'olona mopialona rehefa mifanerasera ka mahita defaut any aminao dia asiany loupe iny ary aparitany.
Ary matetika zavatra tsy ampoizinao izany no avoakany an, ohatra: mitongilana ny kirarony, na koa hoe iny sipa iny anie kay efa nanala zaza, sns e.
izay ilay fandehanjavatra.
rehefa maharikoriko azy ny succes hananan'ny olona iray dia hiezaka izy hitrandraka sy hanao ankety ny karazana defaut entiny hanimbana ny image-n'iny olona iny.
33. pissoa
(
11/06/2006 12:30)
xxx:Ary rehefa tsy azoko ny tian-kambara dia azavaina fa tsy izaho indray no anaovana demony ohatran'io e :twisted: Fidiny ho ahy angaha ny donendrina be toy izao :-w:wink:
an3 fa tena misy namana ao mety tsy mahazo ny tian-kambara ANGAMBA :roll:, i pissoa :twisted:
34. Fiffi
(
11/06/2006 14:26)
xxx:heureusement fa mahatsapa tena fa tsssss!!
aleo hajanona fa tena manimba zavatra be dia be satria "on ne change pas les gens de toute façon!" izaho no ADALA! :)
35. Fiffi
(
11/06/2006 14:27)
xxx: de @ manaraka aza manontany ny hevitrin'ny namana raha ny hitsikerana izay valin-teniny no hatao!!!
36. Herimiafina
(
11/06/2006 18:16)
Aza ajanona izany kah, ny resaka toy itony izay manahirana indrindra no tokony hatao sy tohizana fa tsy azo odina fanina.
38. xxx
(
11/06/2006 19:43)
Fiffi:tsy nitsikera n'iza n'iza aho fa miala tsiny @ i Fiffi! fa inona aloha no mahatezitra mafy aminao amiko e?
xxx: de @ manaraka aza manontany ny hevitrin'ny namana raha ny hitsikerana izay valin-teniny no hatao!!!
Izaho anie tsy niteny hoe tsy maintsy miombon-kevitra amiko izay tsy te hanaraka izany e! fa arakiny valin-tenin'ny olona sasany dia tsapako fa tsy dia d'accord amiko izany, sa ve tsy zoako ny miteny izay zavatra mba "tsapako"?:!:
39. xxx
(
11/06/2006 19:46)
Herimiafina:ko tsy efa namaly ve moa ianao e? fa mba mila olona hafa hamaly indray ngamba izao:!::!:
Aza ajanona izany kah, ny resaka toy itony izay manahirana indrindra no tokony hatao sy tohizana fa tsy azo odina fanina.
40. Herimiafina
(
11/06/2006 19:47)
Avereno hazavaina ary hoe inona ilay hevitr'i toi ry xxx an! mety tsy azon'ny ankizy anie le resaka e!
Ny ahy izao ny hevitro dia lasa manambany tena tsy fidiny ny olona fa matahotra fanenjehana e!
hafa mantsy ny atao hoe manambany tena sy ny hoe manetry tena amiko, tsy mitovy mihintsy.
manetry tena=savoir rester à sa place.
manambany tena= mandainga milaza tsy manana nefa manana.