aza maika loatra

1. nikopol ( 09/06/2006 06:07)
"Aza maika loatra... miverena afaka 70555287285470 segondra"


io no hafatra azo matetika zao refa manokatra hafatra ! normal ve io


:lol:
novalian'i Aino ny 22/06/2006 20:07
2. lanto92 ( 09/06/2006 06:43)
zah koa efa voan'io.
3. hery ( 09/06/2006 06:45)
Tsy nahandry tamin'ilay voalohany angamba dia voan'io :-)
4. lemenakely ( 09/06/2006 06:54)
miverena afaka 666 segondra hi hi hi
5. kally ( 09/06/2006 06:55)
Izaho aza efa mba miandry ampitomboiny foana, afaka telo segondra, afaka 1 segondra, afaka 578 segondra, farany aho leo be dia nohidiako tery fa nahalitika ahy:lol:, dia tsy voavakiko moa ny hafatra hatramin'izao koh!
6. lanto92 ( 09/06/2006 06:58)
refa tsy miseho eo no eo ilay hafatra dia tenter foana ny hanao refresh, dia eo no miseho io message io.
7. hery ( 09/06/2006 07:10)
Ok.

Ny antony nahatonga an'io dia mba hialana amin'ny robot napetrak'ilay namana kraky be ato amin'ny serasera (mahalala ny tenany izy). Robot, na script, mampitombo ny isan'ireo namana vitsivitsy notsongainy (izaho anisany :-(). Ny olana dia sady mampitombo isa tsy fidiny io zavatra ataony io no mandreraka serveur.

http://hery.blaogy.com/post/4/1131 ny nanazavako azy fanampiny.
8. hery ( 09/06/2006 07:43)
Nahitsy :-)

Raha tsy mahandry rehefa miseho ilay "Aza maika loatra" dia soraty eo ambany ilay soratra miseho.

hery
9. mamzelkely ( 09/06/2006 07:48)
hahah za vô teo no tratra ry reto aa de le we miverena afaka 4 segodra fa le soratra soratana anie hery ôtrany ts vôvaky ee :roll: de aôna
10. hery ( 09/06/2006 07:50)
Dia miandrasa 4 segondra :-)
11. vale ( 09/06/2006 09:17)
zah indray nanomboka omaly hariva no tratran'iny,hihi,,mba tsy manan-katao marina izany olona izany,hummm!
12. mamzelkely ( 09/06/2006 10:03)
de ra ts andry le 4sengondra ry hery de aôna :-D:-D
13. Herimiafina ( 09/06/2006 10:56)
Ary noheveriko fa izao irery koa no tratra klé.
Fa mahagaga koa izany ranamana mitsapatsapa izany klé. iza izany fa ho lalaovina koa ny azy e? :-D
14. pissoa ( 09/06/2006 11:05)
nikopol:
"Aza maika loatra... miverena afaka 70555287285470 segondra"
:-D:-D:-D Efa any am'paradisa elah ry Niko vao miverina an.
15. lapino ( 09/06/2006 12:02)
nikopol:
normal ve io

raha teny tsy gasy le izy dia mety hoe tsy normal :)
(... kay moa ilay "normal" koa tsy gasy!)
16. Zina ( 09/06/2006 14:09)
de ra ts andry le 4sengondra ry hery de aôna

dia mitombo indray ilay segondra mety ho lasa 6, dia miakatra manakatra ny lanitra foana raha voa tsy mahandry
17. mamzelkely ( 09/06/2006 14:24)
4segodra ve ts andry ry Zina de ra hitombo njay io de aôna :roll: ts vô maika fiouuuuuuuuuuuuuu :^):lol::-D:-D:-D
18. vale ( 09/06/2006 14:37)
tsy tokony hisy higafigafy izany kosa fa sssss:^)
19. fijo ( 09/06/2006 17:18)
ary tsmety hafaka intsony nga izany zavatra izany ????
20. Fiffi ( 09/06/2006 18:59)
tena sady tsy afaka mamaky hafatra na mamaly , de misy ohatran'ny mot de passe io hono soratana , befa rehefa soratana le izy de lasa "expiration" de tsy maintsy manokatra sera2 vao2 indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6323