Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
aza maika loatra
21. diamondra27
( 09/06/2006 19:54)
zany indray izany 'zao ny vaovao farany fa heveriko fa hoe: afaka 3segondra de tafiditra ny baolina:-D:-D:-D
haveriko fa virus le izy klé
Répondre
22. cutie
( 09/06/2006 20:03)
ny ahy tonga de aleoko miandry kelikely @ zay tsy mipoitra le miandrasa afaka 1 segondra :-D:-D:-D:-D
Répondre
23. Fiffi
( 10/06/2006 03:55)
hery: rehefa mamly dinika koa ka mikliké hoe "valio" tonga de lasa "page introuvable" :roll:
Répondre
24. Aino
( 22/06/2006 20:07)
zaho koa teo aloha ahazo anio faona de mba leo kely aho fa tao voatery miandry faona kanefa efa mba zatra ny mikitikitika haingakaingana. nefa na dia izany aza dia tsy maintsy asina faona ny pasiance, fa @ izao efa mande mafinaritra tsara.
Répondre
1
2
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0792