Fihaonana anaty fety masaka be ity
![](https://avatar.serasera.org/139ba8b9ddf3fdceb3021c9ce43ce032.jpg)
1. notron
(
09/06/2006 10:43)
Salama éééééééééééééé!
Mba manana heritreritra aho raha mety ny mifampitaona ny 25 Jona hariva.
Hafinaritra izany mpinamana miara-mijery afomanga sady mtondra arendrina zany an!
Andramo ange e!!!
Mba manana heritreritra aho raha mety ny mifampitaona ny 25 Jona hariva.
Hafinaritra izany mpinamana miara-mijery afomanga sady mtondra arendrina zany an!
Andramo ange e!!!
novalian'i naritsimba ny 23/06/2006 04:05
![](https://avatar.serasera.org/1f3686f945c8c2bab862244de2f44e0c.jpg)
3. glou
(
09/06/2006 12:33)
dia faly miarahaba anareo ndray ny tenanay eh, hevitra mety lesy zany ry notron fa fotsiny mba antsoy aho alohan' io hanamboarana ny programme sy ny zavatra ho atao fa ianao tato ho ato de tsy hita mihintsy an!na mba mandalova any amiko ,zay fa de @ io ndray zany kou
![](https://avatar.serasera.org/dc2707d298ff17ef744ec28b9b2ea694.jpg)
4. bonnechance
(
09/06/2006 12:48)
DE MIARAKA AMINAREO ANERITRERITRA TOKOA E;mAHAZOA FAHAFINARETANA DAHOLO FA ZANY NO ILAINA AMIN'ITY FIAINANA MANDALO ITY
![](https://avatar.serasera.org/aae6635e044ac56046b2893a529b5114.jpg)
5. little
(
09/06/2006 13:31)
AIZA NY FOTOANA RA -NEUTRON AN? NDAO E, AN-ERITRERITRA KOA E! FA ZA ALOHA TONGA DE OK @ ZANY HEVITRA HARIVARIVA ZANY AN
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
15. Fiffi
(
10/06/2006 08:17)
Fanja: de @ le fihoanana izy akia no andehanandry ? toa misimisy hiany manko ireo ato ho ato an! ho any Italie sa ao @ ry maina sa... ? :)
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
17. Fiffi
(
10/06/2006 11:33)
Fanja: andao hiaraka ho any isika sy ndry! :) heu...fa mbola tsy afaka manome ny valiny aloha zah zao fa ty miandry aloha.:):-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
18. ravatorano
(
14/06/2006 08:13)
za aloah defa tafa amin io eh
glou sy notron mifampidiniha tsra nareo roalahy d amboary ny gram fa zza anisan ilay mpanohana sy ho avy miitsy eh ary hanentana izay mbola taraiky fa d miandry ny top avy amianreo mitsam zany eh
:idea::idea::idea:
=D=D=D=D=D