Aiza i Sareraka?
1. soanja
(
10/06/2006 02:28)
Manina an'i Sareraka aho izany? Elaela izay tsy namaky ny hafany teto.
novalian'i prime ny 12/10/2006 14:43
3. sareraka
(
10/06/2006 06:51)
soanja soanja saika hampakatra andoky fa ahemotra indray ilay raharaha ô!!!
4. Herimiafina
(
10/06/2006 11:23)
Hihihihihi=))=))
Io i sareraka fa tonga knou, tsy tokony ho antson'ny fo ve ity ry soanja? hehehhee:-D
Asio hira kely indray ry sareraka an!
Io i sareraka fa tonga knou, tsy tokony ho antson'ny fo ve ity ry soanja? hehehhee:-D
Asio hira kely indray ry sareraka an!
7. soanja
(
10/06/2006 22:45)
sareraka:
soanja soanja saika hampakatra andoky fa ahemotra indray ilay raharaha ô!!!
Sareraka a, Nihaino ny hiranao aho omaly avy nandeha niasa dia hoy aho hoe tena mana-tanlenta mihitsy ianao. Tadidiko hoe anisan'ny tena nanome ahy fanantenana ny fihainoana ny hiranao tamin'ny andron'ny fijaliana efa arakao ny tiako resahina e..
Dia hoy aho hoe ndeha hanoratra eto hiantso an'i Sareraka. Tena tsy tokony eto amin'ny toekarena akory saingy efa vita teto ny raharaha. Soa fa misy anao hampatsiahy fa mbola be ny ezaka mila tratrarina raha resaka firenena no jerena. Misaotra e. Itondray Vaovao any raha misy.
8. Fiffi
(
11/06/2006 18:59)
soanja: fa i sareraka izy mpikambana ato ange ka tsy ilay tena sareraka eh!
9. soanja
(
11/06/2006 22:51)
Dia ho fôsika indray ve ilay sareraka eto? Tsy manahy akory izany Fiffi fa ny zavatra entin'ity sareraka namantsika eto amin'ny sera2 ity dia mafonja sy azo eritreretina tokoa. Mbola ilaintsika fona izy.
10. Fiffi
(
12/06/2006 16:02)
soanja:ie ! le fosika le sareraka ato ary efa nisy dinika manokana natao mihintsy aza momba an'io izay nataon'i marozevo de tadidiko tsara hoe harahana maso tsara satria tsy mety kosa zao an!
Dia ho fôsika indray ve ilay sareraka eto?
11. toovs
(
12/06/2006 16:12)
Fiffi:
soanja:ie ! le fosika le sareraka ato ary efa nisy dinika manokana natao mihintsy aza momba an'io izay nataon'i marozevo de tadidiko tsara hoe harahana maso tsara satria tsy mety kosa zao an!
Dia ho fôsika indray ve ilay sareraka eto?
ka ny anarana koa aloha azo lazaina hoe tanimboanjo e. fangah ny anarana misy droit d'auteur. sa ve diso ah amin'izany
12. Fiffi
(
13/06/2006 12:40)
toovs: heu...tsy hoe resaka droit d'auteur le izy kah! fa resaka hoe le sareraka le tena izy an! olona manana ny maha-izy azy , olona malaza ! ka raha misy miditra @ anarany de asa ah!! tokony hitandrina hiany mba hoe tsy hanimba ny image-ny ve ?
13. Fiffi
(
13/06/2006 12:43)
toovs: ionalefako eto io ilay dinika an!
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 04-05-2006 22:03:20
Lohateny : Pseudo na xxx
Mba lasa ny saiko amin'ireto solon'anarana ampiasaintsika ato amin'ny serasera rey olona.
Hatraiza ny fahalalahantsika hisafidy solon'anarana iray? Misy karazany maro ny pseudo ampiasaina : Notsoahina avy amina anaran-tany; notsoahina avy amin'ny anaran-java-boary; notsoahina avy amina tadidy na fahatsiarovana sns... fahafahana izany ka tsy misy omen-tsiny, nefa na izany aza misy ihany araka ny hevitro, anarana na pseudo efa an'olona hafa, sady mba manana ny lazany, nefa mbola misy misalotra indray. Ohatra : Petsambava - Sareraka. Ireo no hitako. Raha tena i petsambava sy Sareraka mpihira ianareo ireo dia mifona aho fa diso. Fa raha tsy izy kosa ianareo mba mandiniha ihany....
Ao izao misy Sareraka miteny hoe "An'ny anadahin-drenin'lah sa ...". Fantatra fa masiaka i Sareraka tena izy, ilay mpihira, nefa izaho siora 100% fa tsy hahateny toy izany izy na masiaka aza. Dia io fa miatraika hatrany amin'ny zon'olombelona ilay fisalorana akanjo imason'ny tompony. http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m445a33d864ae7

14. soanja
(
14/06/2006 03:10)
Misaotra an'ny fiffi nanome an'io rohy io. Tsy hita moa izy ity fa samy manana ny fisainany ny olona. Raha mbola tsy voabahana eto ny fakana anaran'olona amin'ny alalan'ny Trademark dia tsy misy azontsika atao tokoa fa dia revena manja eto izany izay safidiny. Izy ihany no mahalala raha mety ny ataony sa tsy mety. Izaho aloha somary voafitaka ihany satria ilay hiran'ny tena Sareraka no tiako nefa tsy mampanahy ahy koa fa ny hevitr'i Sarerakan-tsika mafonja ihany koa.
15. Fiffi
(
19/06/2006 10:43)
ka ny zavatra tsy mety hataon'i sareraka le foska eto de zao:
-I Sarereka le tena izy de olona malaza , ary niady mafy t@ ireo tsy rariny nataon'ny mpitondra teo aloha ! ireo hirany rehetra de nataony hanana sy hahatonga saina ny mpitondra sy ny ekipany teo aloha.
Zao indray nefa dia tsy ireo hira ireo no tokony halefa satria hira t@ fitondrana taloha nefa de indro i "sareraka" fosika mitondra sy mamely @ halalan'ireo hira ireo.
Izay no tsy mampety an'le mifosika satria tsy misy fanajana ny Sareraka mafonja sy mpanakanto. Tsy rariny zany !!!

16. vakiniadiana
(
09/10/2006 13:15)
Mety hipoitra indray izany i Sareraka fa nilatsaka hofidiana indray i Manandafy.
Na mbola mitady vola ividianana atody
Na mbola mitady vola ividianana atody
17. soanja
(
11/10/2006 04:52)
Ilaina ny hevitr'i Sareraka eto e. Mampisy balance amn'ny adihevitra. :D
18. prime
(
12/10/2006 14:43)
ie ilaina avokoa ny hevitra rehetra fa mampanakarena an'ilay adihevitra...