entrée matsiro
1. nenipita
(
06/06/2006 04:45)
ity misy recette entrée kely omeko an'izay te hanandrana azy.
Macaronie
Maillonaise
Sardine
Mortadelle voatetika madinika
Fromage biba voatetika madinika
Macedoine
Sel
Atody 1
Ampangotrahana ny rano misy sira dia arotsaka ampangotrahana amin'io rano io ny macaronie
tsihifina tsara avy eo dia alona kely amin'ny rano mangitsy. tsihifina indray avy eo.
Ampangotrahana ny macedoine
Afangaro ny macedoine sy ny macaronie teo dia afangaro ao koa ny Biba efa voatetika sy ny mortadelle voatetika teo ary ny sardine nopotehina.
afangaro amin'ireo rehetra ireo amin'izay ny maillonaise dia vita.
Andramo ange fa tena miam!miam! be e!
Tena mamosibosika be ny zanako raha vao mahita io an! Mizasita kely ery koa ny dadany avy eo fa hoe mahay entrée matsiro kay le chérie-ny an!
Mazotoa homana daholo ary ô
Nenipita ihany ity.

novalian'i booboo ny 24/07/2006 08:28
4. booboo
(
06/06/2006 12:11)
ahatsiarovako ny mamako io recette io eeeeee ! refa alahady atoandro izy taloha no mpanao an'io
5. ariel
(
06/06/2006 17:58)
de mahazo poid firy kilo indray ony @io ry nenipita fa miam miam aloha !
6. miantra
(
07/06/2006 06:10)
Mampahatsiaro ny taloha izy izany.
Mamanay koa mpanao ohatra an'io entrée io fa ny azy indray Jambon no fataony ary tsy potehina fa enroulé-ny ao anaty jambon ireo rehetra ireo atao eo ambony salade verte asiana voatabia kely eo amboniny pour la présentation tsara an!!!!
atao ohatran'ny raozy no hi-présenter-na ilay voatabia , misy fanaovana azy izay fa tsy haiko ny manazava azy eto.
Mazotoa e!

7. tisera
(
07/06/2006 08:26)
voasana fotsiny ny hodin'ny voatabia , tsy atao manify loatrasatria kendrena mba tsy hotapaka mihitsy rehefa mihodina @ iny boribboriny iny dia avy eo iny hodiny iny ahodikodina dia lasa raozy kely :!:
8. FABIOJAX
(
07/06/2006 08:57)
ha!ha!ha!ha!ha!ha!ha!miam miam miam miam miam
Tena mahay mahandro mitovy @nah daholo izy zany:roll:
Tena mahay mahandro mitovy @nah daholo izy zany:roll:
10. xxx
(
07/06/2006 19:04)
nenipita:
ity misy recette entrée kely omeko an'izay te hanandrana azy.
Macaronie
Maillonaise
Sardine
...
Inona kay izany macaronie sy maillonaise izany ary sardine iray fotsiny ve ?
Mba kovazivazy fotsiny ny aho ê Na samy gasy aza dia mba soraty tsara
12. xxx
(
08/06/2006 10:44)
misaotra aloha t@ le entré fa tena matsiro be e,
izao izany ny fanoratra azy rehefa tsy io e,
makaraony, maiônezy, saridinina ,
io angamba no tena teny gasy
izao izany ny fanoratra azy rehefa tsy io e,
makaraony, maiônezy, saridinina ,
io angamba no tena teny gasy
13. booboo
(
08/06/2006 10:50)
xxx > mbola diso aby reo ! hihihihihi. Fa tsy izay no zava-dehibe fa ilay fanaovana ilay recette fotsiny no mazava dia zay mifaly tsika aby.
14. mitiaho
(
08/06/2006 11:32)
Fa zahay nanao dia nasiana vinaigre kely amin'izay tsy dia mahatofoka loatra dia mahalany be
16. tisera
(
08/06/2006 13:43)
mba hampatavitavy akia ry fiffi a! Raha sardine kosa aloha dia efa be menaka fa thon angamba no mila maionezy é!
18. nenipita
(
18/07/2006 12:58)
inona ko no manaraka o, toa mangingina aby ra tsika , fa nanina, nisy ina lôtra ra
19. booboo
(
24/07/2006 08:28)
Crevettes gratinées ( 4 pers. )
-crevettes 500g
-fromage râpé 250g
-dobera 30g
-tongolo gasy voapotsitra beeeeeee
-sira sy dipoavatra
1-Endasina @ ilay dobera ny crevettes mandritra 10 min eo ho eo ary atao malefaka ny afo. Eny an-tenantenany eny no arotsaka ilay tongolo gasy voapotsitra beeeeeeee ary siraina sy asiana dipoavatra avy teo.
Afangaro tsara.
2-Atao anaty ramequins individues à gratin, raha misy, ireo crevettes ( cf 1- ) ; Raha tsy manana ( ôtra anà hihihihi ) dia plat à gratin tsotra no ampiasaiko.
Rarahana fromage râpé eo amboniny.
3-Asitrika anaty lafôro mandra-pitsonik'ilay fromage tsara ( th 6 ).
4-Vao mafana iny izy no aroso. Afaka atao plat principal kounkou io dia ampiarahana @ salady fotsiny.