misaotra betsaka

1. rakotorahalahy ( 05/06/2006 06:06)
Dia faly miarahaba anreo mpandridra ny serasera ny tenako noho ny fampidiranareo ny tenako ho anisan'ny mpikamabana.
Mbola vaovao ny tenako amin'ity fifandraisana ity, kanefa hiezaka ny handefa sy hifandray amin'ireo nama rehetra. Misaotra.
novalian'i arson ny 21/06/2006 05:46
2. xxx ( 05/06/2006 06:44)
tonga soa e!! dia mahereza:roll:
3. vale ( 05/06/2006 10:20)
ny tenako alou de faly miarahaba an'i rakotoralahy e:D, tongasoa, fa namana daholo ny eto kah!
4. vale ( 05/06/2006 10:21)
xxx: mahereza ahoana ko? :roll::-D:-D
5. fanjava ( 06/06/2006 15:05)
Dia miarahaba anareo ny tenako e.:*:*
Dia mandrapidinika ary o!
6. tsiaro ( 07/06/2006 06:09)
misaotra fa voaray ato e! fa hoatran'ny fantako woua zany anarana rakotorahalahy izany e!afaka manome misimisy kokoa ve ise!
7. tisera ( 07/06/2006 09:23)
:D:D toga soa dia mazotoa mitafatafa sy miresadresaka é!
8. Fiffi ( 08/06/2006 06:31)
rakotorahalahy

fanjava


tsiaro :D
9. zavaboahary ( 09/06/2006 11:08)
tsiaro:

misaotra fa voaray ato e! fa hoatran'ny fantako woua zany anarana rakotorahalahy izany e!afaka manome misimisy kokoa ve ise!

ny anarana tanimboanjo, mety misy olona marobe mitondra io anarana io, bye bye é


10. Fiffi ( 10/06/2006 05:51)
tsiaro: andefaso hafatra izy raha izany .:)
11. arson ( 13/06/2006 11:24)
tonga soa i rakotoralahy.de faly be ny tenako mandray anao ato @ serasera.io anarana io alo de be mpanana e anisanizany ilay mpitendry zava maneno oe rado rakotorahalahy.so ary mba enao ihany io.
12. Fiffi ( 18/06/2006 13:43)
arson: =D=D=D
13. arson ( 19/06/2006 11:25)
fiffi:nga tena marina no mitehaka ahy enao.aza teafina kosa fa mapatahotra be e!
:oops::oops::oops:
14. Fiffi ( 19/06/2006 12:11)
arson: anjekaky ooo :{:{:{ io ve de hampatahotra kosa ? ka ny nampitehaka ahy ange de io nolazainao io hoe de faly be ny tenako mandray anao ato @ serasera. tena mahafinaritra be kosa zao eh!:)
15. arson ( 20/06/2006 06:19)
fiffi:fa enao nga tezitra mandray azy?za alo tena faly mila hivoka tato mitsy ny (l)(l).
:-D:-D:-D:-D
16. Fiffi ( 20/06/2006 19:55)
arson: wadrayyy kosa eh! taiza indray zah no hitanao hoe tezitra zany eo am-pandraisana ny namana ? :)
17. arson ( 21/06/2006 05:46)
fiffi:ka ny antony hilazako zany anie ilay teninao teo ambony e!fa enao kosa alo faly fona e!=D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1067