Pentekosta
1. ftma
(
04/06/2006 18:32)
Efa mba haiko ihany ny dikan'ny Pentekosta fa ahoana ny hevitrareo amin'ity:
Pentekosta = nilatsahan'ny Fanahy Masina: ny fahatongavan'ny Fanahy Masina ao amin'ny tsirairay dia hahafahany mitory na manambara ny asa lehibe nataon'Andriamanitra.
- Vokatry ny fandraisana ny Fanahy Masina: amour, joie, paix, patience, bonté, bienvillance, foi, douceur, maîtrise de soi (Galatiana 5:22)
- vokatry ny tsy fandraisana ny Fanahy Masina: libetinage, impureté, débauche, idolâtrie, magie, haines, discorde, jalousie, emportements, rivalités, dissensions, factions, envie, beuveries, ripailles, ...(Galatiana 5: 19 -21)
Mialatsiny fa tsy nahita Baiboly @ malagasy aho.

novalian'i cutie ny 09/06/2006 16:41
2. sariaka
(
05/06/2006 09:52)
Dia mila mihaino sy mandray ary manatanteraka ny vokatry ny Fanahy Masina izany e, ary dia toherina ny asan'ny fanahy ratsy.Ny Fanahy masina manamasina, mitarika ho amin'ny tsara sy ny marina.
3. cutie
(
05/06/2006 18:37)
ftma, @ pentekosta ihany nga no hilatsahan'ny Fanahy Masina ny oul :roll:
4. ftma
(
05/06/2006 18:47)
Cutie: an3 hilatsahan'ny Fanahy Masina foana ka, ary rehefa latsahany dia mandrakizay nefa mbola misy toetra tsy mifanaraka amin'izany nahazoana ny Fanahy Masina izany.
6. ftma
(
05/06/2006 19:20)
cutie: tsy misy Fanahy Masina mitsoaka izany fa ny fakapanahy no betsaka mila hamafisina ny finoana
10. ftma
(
05/06/2006 19:45)
cutie raha mbola tsy nolatsahan'ny Fanahy Masina njy zadrikeliko dia afaka mitady an, izay mahatsiaro tsy mbola nolarsahin'ny Fanahy Masina no mitady.
11. cutie
(
05/06/2006 19:48)
ftma, ka hoy njy we hilatsahany daholo ny oul,ka aona njay io lazain-jy io ze mbola tsy nilatsahany :roll::roll::roll:
12. ftma
(
05/06/2006 19:56)
cutie: ka raha tsy mino anie njy hoe nolatsahany dia naman'ny tsy nolatsahan izany e. tsy manavaka Andriamanitra fa na izany aza mila finoana izany
14. lapino
(
05/06/2006 20:46)
cutie:
ftma , eny wa, k ahaona no hafantaran we tsy nilatsahany ?
Raha ny hevitro aloha, fomba anankiroa no mety hahafantarana an'izay:
- na amin'ny lalan'ny finoana
- na amin'ny lalan'ny lojikan'ny siansa
Ho an'ilay faharoa, dia mila fantarinao aloha ny fanahinao. Mila afaka manao izay karazana fandrefesana ilaina koa (dimensions, localisation, ets ...) mba hahafahana mitily izay zavatra niova tamin'ilay fanahinao, na ny fifandraisan'ny vatanao amin'ny fanahy. Raha afaka mahavita an'izay ianao dia mba omeo valiny aho atsy ambadika atsy, fa ny ahy manko ilay voalohany ihany no fantatro e. ;)
16. lapino
(
05/06/2006 20:56)
Cutie, ka rehefa tsy "nilatsahany" izany dia "tsy nilatsahany" ko :wink:
Izay koa eo, fa za tsy te-hanao resaka vazivazy koa rehefa resaka Fanahy Masina.
Izay koa eo, fa za tsy te-hanao resaka vazivazy koa rehefa resaka Fanahy Masina.
17. ftma
(
05/06/2006 20:56)
cutie rehefa manao adalana: mampirafy, manejika, mamitaka, mangalatra, miatsaravelatsia, mialona sns dia mbola tsy nolatsainy izany, vakio anie ny Galatiana T 5 andininy 15 à 21 e de ho hitanjy ao
18. cutie
(
05/06/2006 21:07)
ftma
tsy azoko tsony izy zany
Fa nga io Fanahy io tsy efa ao anatin'ny oul tsirairay
Anjaran'ny tsirairay fotsiny no mamantatrasy mikolokolo ny Fanahiny eo @ toe-piainany, fa tsy we refa tsy nilatsahan'ny FM de we oul ohtra'zao,arak'io tanisay njy eo ambony io .:wink:

19. cutie
(
05/06/2006 21:10)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 06-06-2006 01:56:20
Lohateny : Re : Pentekosta
Cutie, ka rehefa tsy "nilatsahany" izany dia "tsy nilatsahany" ko
Izay koa eo, fa za tsy te-hanao resaka vazivazy koa rehefa resaka Fanahy Masina.
tsy misy manao resaka vazivazy mitsy eo lol
20. lapino
(
05/06/2006 21:23)
Tsy i Cutie ange no manao resaka vazivazy e! Fa za no matahotra sô de mahateniteny foana amin'ny Fanahy Masina, dia aleoko tsy miteny betsaka. ;)