Pentekosta

21. cutie ( 05/06/2006 21:28)
lapino, diniho kely alou ny fanahinao, raha matahotra :-D
22. lapino ( 05/06/2006 21:31)
Cutie, eo indrindra isika izao ;)
23. cutie ( 05/06/2006 21:33)
de mitenena betsaka aza:-D
24. Zazabe ( 06/06/2006 01:51)
Fa izany anie no ilana ny hangatahana amin'Andriamanitra isan'andro isan'andro e, na dia efa ao anatintsika aza ny FM dia ilaina kolokoloina angatahana mba hitoetra ao anatintsika ao foana sy hitari-dalana antsika amin'izay lalàna alehantsika sy izay zavatra rehetra ataontsika. Hoy ny voasoratra ao amin'ny Gal 5 . 25 tohin'ny noresahan'i ftma io hoe " Raha velon'ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy".
25. prime ( 06/06/2006 08:01)
26. ftma ( 06/06/2006 11:41)
Misaotra Zazabe fa mazava
cutie: efa mazava be aminjy le izy fa antsika tsirairay no manao izay hitazomana izany Fanahy Masina izany amin'ny fiainatsika, amin'ny alalan'ny fanamafisana ny finoantsika.
27. prime ( 06/06/2006 12:35)
Ny tenin'i zazabe io no mamehy ity lohahevitra ity raha ny fahitako azy raha tsy hoe angaha misy tsikera hafa indray mety hanitatra azy...:D
28. cutie ( 06/06/2006 12:36)
ftma, zany an :*
ftma,fa aza manaparitaka aza we, ze tsy azon'ny FM de olona ohtr'zao :wink:
29. prime ( 06/06/2006 12:44)
cutie> ianao ve aloha ilay "cathie, cathie tsara..." ao @ hiran'i mima e!!!:-P
sao dia manana eritreritra hitsara tokoa aloha ilay hevitra tian'i ftma naroso? nefa raha tena dinihina io ry cutie an! dia fanazavàna ihany izay voalaza ao @ galatiana 5.:)
30. ftma ( 06/06/2006 15:43)
prime: tsy manana eritreritra hitsara akory no nandefasako an'io loha-hevitra io fa hahafatarana ny hevitrareo.
hot cutie: [ftma,fa aza manaparitaka aza we, ze tsy azon'ny FM de olona ohtr'zao ] tsy za manamparitaka fa voalazan'ny Baiboly ilay izy e vakio indray hoan ny Galatiana 5 andininy 15 à 22.
Hita amin'ny fiainan'ny olona tsirairay ny fitoeran'ny Fanahy Masina na tsia.
31. Herimiafina ( 06/06/2006 16:08)
ftma:

Efa mba haiko ihany ny dikan'ny Pentekosta fa ahoana ny hevitrareo amin'ity:
Pentekosta = nilatsahan'ny Fanahy Masina: ny fahatongavan'ny Fanahy Masina ao amin'ny tsirairay dia hahafahany mitory na manambara ny asa lehibe nataon'Andriamanitra.
- Vokatry ny fandraisana ny Fanahy Masina: amour, joie, paix, patience, bonté, bienvillance, foi, douceur, maîtrise de soi (Galatiana 5:22)
- vokatry ny tsy fandraisana ny Fanahy Masina: libetinage, impureté, débauche, idolâtrie, magie, haines, discorde, jalousie, emportements, rivalités, dissensions, factions, envie, beuveries, ripailles, ...(Galatiana 5: 19 -21)
Mialatsiny fa tsy nahita Baiboly @ malagasy aho.

Misaotra retsy ry ftma an! Elaela njy tsy hit an!
Fa izao akia, dai tena marina daholo mihintsy izy ireo.
Ny tsara ho tadidy ihany koa dia ny fetin'ny pentekosta dia andro natokana hahatsiarovana ny nandraisan'ireo Apostoly ny Fanahy masina.

Tadidio fa le Salut est gratuit.

32. cutie ( 06/06/2006 19:36)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 06-06-2006 20:43:52
Lohateny : Re : Pentekosta
prime: tsy manana eritreritra hitsara akory no nandefasako an'io loha-hevitra io fa hahafatarana ny hevitrareo.
hot cutie: [ftma,fa aza manaparitaka aza we, ze tsy azon'ny FM de olona ohtr'zao ] tsy za manamparitaka fa voalazan'ny Baiboly ilay izy e vakio indray hoan ny Galatiana 5 andininy 15 à 22.
Hita amin'ny fiainan'ny olona tsirairay ny fitoeran'ny Fanahy Masina na tsia

hummmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm
33. cutie ( 06/06/2006 19:39)
Mpandefa : prime [ Valio ] 06-06-2006 17:44:23
Lohateny : Re : Pentekosta
cutie> ianao ve aloha ilay "cathie, cathie tsara..." ao @ hiran'i mima e!!!
sao dia manana eritreritra hitsara tokoa aloha ilay hevitra tian'i ftma naroso? nefa raha tena dinihina io ry cutie an! dia fanazavàna ihany izay voalaza ao @ galatiana 5.

i prime ve tsy mamaky?:roll::roll::roll:
aiza zao no misy "a" eo @ ps "cutie ":-D
34. ftma ( 07/06/2006 13:33)
Cutie: efa namaky Baiboly ve njy e :wink: hitanjy no tiako lazaina?
Herimihafina njy no elaela tsy hita ko :wink:
Ary tsy mba noresaina t@ pentekosta io andro natokana hahatsiarovana ny nandraisan'ny Apostoly ny Fanahy Masina.
35. cutie ( 07/06/2006 14:03)
dain , fa in no noresahina t@ pentekoty ry ftma?
Fa, tsy manan baiboly za :P
36. ftma ( 07/06/2006 14:19)
Cutie: momba ny nilatsahan'ny Fanahy Masina t@ kristiana ihany no noresain'i pastera ka, ndraso fa handefasako Baiboly njy :cry:
37. cutie ( 07/06/2006 14:24)
ftma,aza hadenfasana za, fa za nga hamaky akory hihihihi
38. Zina ( 07/06/2006 15:12)
dia ho voa mafy indry zany ry cutie raha tsy mba mamaky baiboly... tsy mivavaka koa zany ko, no sady tsy mandeha any am-piangonana? tena mampalahelo tokoa izany... andraso fa hivavaka ho andry izaho
39. cutie ( 07/06/2006 15:15)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
refa tsy mamaky na tsy manana baiboly nga de tsy mivavaka no dikan'zany, de tsy mandeha any am-pengonana koa ve ny dikany ?? hummmmmmmmmmmm
efa hitan-jy nga ny nataoko lolllllllll
40. cutie ( 07/06/2006 15:20)
Aza mitsara mba tsy ho tsaraiana:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078