Pentekosta

41. Zina ( 07/06/2006 15:33)
iza no mahalala izay ataon-ndry any, ny nitenenako an'izany tena mampalahelo ahy fotsiny
42. Zina ( 07/06/2006 15:33)
angaha mahatsapa votsara enao ka ianao ihany no miteny oe tsy mamaky baiboly ko.
43. cutie ( 07/06/2006 15:37)
ka tsy hitako ze idiran'ny tsy famakiana baiboly @ reo lazain-jy reo :-D
aza malahelo ahy fa ny tenan-jy ahahalelovana
44. cutie ( 07/06/2006 15:38)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 07-06-2006 20:33:53
Lohateny : Re : Pentekosta
angaha mahatsapa votsara enao ka ianao ihany no miteny oe tsy mamaky baiboly ko.
Miverina

ie mahatsiaro voatsara mitsy za, nefa raha kristiana njy tsy mitsara zany :-D:-D:-D:-D:-D
45. Zina ( 07/06/2006 15:47)

Aza mitsara mba tsy ho tsaraiana


taiza no nahafantaranao an'ity? ianao zany anie mitomany oe tsy mamaky baiboly nefa mahafantatra ihany e.. asa inn no tianao ampisehona an'ny ankizy eto?
sa tonga dia refus fotsiny be oe za tia mamaky baiboly ? anao samy irery izany
ary miala tsiny raha ohatra oe nanao jugement za arakin'ny filazanao an'ilay izy...
Za angaha niteny oe kristiana izaho? fantatro fa mbola lavitra amin'izany aho satria mbola tsy manaraka tanteraka ny atao oe manaraka an'i Kristy izany no tena atao oe kristiana.
46. cutie ( 07/06/2006 16:09)
ianao zany anie mitomany oe tsy mamaky baiboly nefa mahafantatra ihany e.. asa inn no tianao ampisehona an'ny ankizy eto?
sa tonga dia refus fotsiny be oe za tia mamaky baiboly ? anao samy irery izany

Niteny an;io nga za:roll::roll::roll:
sady tsy enao koa no resahiko fa anay sy Ftma samirery zany
quote]ary miala tsiny raha ohatra oe nanao jugement za arakin'ny filazanao an'ilay izy...
Za angaha niteny oe kristiana izaho? fantatro fa mbola lavitra amin'izany aho satria mbola tsy manaraka tanteraka ny atao oe manaraka an'i Kristy izany no tena atao oe kristiana[/quote]
sa tonga dia refus fotsiny be oe za tia mamaky baiboly ? anao samy irery izany[/quote]
Tsara refa mahafehy an'zay alou :P
47. cutie ( 07/06/2006 16:13)
Za angaha niteny oe kristiana izaho? fantatro fa mbola lavitra amin'izany aho satria mbola tsy manaraka tanteraka ny atao oe manaraka an'i Kristy izany no tena atao oe kristiana.

za nga niteny we kritiana enao
vakio le nosoratako ery ambonmy ery . hoy za:

[quote]nefa raha kristiana njy tsy mitsara zany
48. Zina ( 07/06/2006 16:13)
Aza mitsara mba tsy ho tsaraiana

ity no teneninao...
dia novaliko oe
taiza no nahafantaranao an'ity? ianao zany anie mitomany oe tsy mamaky baiboly nefa mahafantatra ihany e.. asa inn no tianao ampisehona an'ny ankizy eto?

aza tapahina antenantenany ny resaka e...
49. cutie ( 07/06/2006 16:17)
efa fahenoko io teny io, raha zay no tinao hovaliko de zay ny valiny :-D
50. Zina ( 07/06/2006 16:17)
sady tsy enao koa no resahiko fa anay sy Ftma samirery zany

ka ahona ihany izy ty e forum sa inn ndray no eto e?
51. cutie ( 07/06/2006 16:19)
ka izy no niteny we handefa de zay no navaliko
52. cutie ( 07/06/2006 16:20)
zina, njy zany zao no mpametraka question, de za mpamaly :lol:
53. Zina ( 07/06/2006 16:30)
ie dia ity zany ny question-ko angaha tsy azo valina izay lazainao?
54. cutie ( 07/06/2006 16:32)
raha hitsara ahy de tsy mahazo :-D
55. Herimiafina ( 07/06/2006 16:59)
Zina sy cutie! Mifanaova aloha bizou bizou:-* e!
56. cutie ( 07/06/2006 17:03)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
57. Zina ( 07/06/2006 17:23)
ka rehefa tsy mety ve tsy azo tsaraina?
58. cutie ( 07/06/2006 17:27)
fa ny an-jy rerey nga no mety :-D
in zao ny tsy mety nataoko teo lol
59. Zina ( 07/06/2006 17:50)
Za angaha miteny oe mety ny ahy , mety mifanampy matoa miditra ato sy manome hevitra.
60. cutie ( 07/06/2006 17:53)
ok:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083