Pentekosta
82. ftma
(
08/06/2006 11:54)
Mahafinaritra ny mamaky ny hevitr'areo :wink:
Majesty: ka izany no maha olombelona antsika koa, tsy maintsy manontana foana (na dia kely fontsiny aza) fa ny zava-dehibe dia ny fahatsapana ny fahontana natao ary ny fahalalana fa Andriamanitra tsy manda izay manantona azy
cutie::-*

84. Fiffi
(
08/06/2006 19:38)
Zina:io aloha de tena manaiky an'io aho an! satria raha jerena fotsiny zao ohatra hoe andeha hivavaka alohan'ny hisakafohanana , amiko aloha tena fanampin'ny sakafo io fivavahana io an!
io dia complement @ ny sakafo tsika (vary sy ny loka) raha tsy mihinana sakafo ara-panahy dia tsy equilibrer ilay fiainana-tsika eto an-tany.
85. cutie
(
08/06/2006 21:13)
Aza mba ataonao fandaniana andro mitsy
Na indrindra koa aza heverina ho fialam-boly
Fa natao hitarika @ny lalana mahitsy
Reo teny rehetra voarakitra ao @ Baiboly.:P:P:P:P:P
Raha mandinidinika zay voala zao ianao
Angataho mafy aloha ny Fanahin'i Tsitoha
Fa ho ren'ny tenanao
ny fiovan'ny fiainanao :P

86. ftma
(
09/06/2006 08:35)
Cutie: =D tena mahay mihitsy ny zandrikeliko.
Tena mampiova ny fiainana ny fandraisana ny Fanahy Masina
Tena mampiova ny fiainana ny fandraisana ny Fanahy Masina