Pentekosta
61. ftma
(
07/06/2006 18:45)
zina cutie: aza miady eo fa manjary mivilana ilay resaka :wink:
Cutie efa haiko fa hainjy tsianjery ny Baiboly :wink:
Mifakatiava daholo fa efa samy nandray ny Fanahy masina :-*

63. ftma
(
07/06/2006 19:33)
Cutie ka mba malahelo anjy anie zina e, izaho ko nalahelo hoe tsy nanana Baiboly njy de saika handefasako :wink:
Fihetsikin'ny nandray ny Fanahy Masina ny fiatrana ny namana :-*

64. diamondra27
(
07/06/2006 19:34)
cutie: asa na efa voavaly etsy aambony ny fanontanianao na tsia fa tsy nanaraka tsara aho.
Ny hahafantarana fa ao aminao ny Fanahy Masina dia tsy manao fomba raka ny fanaon'ny olon'izao tontolo izao ianao.
Raha tarihin'ny Fanahy ianao da mandeha raraka ny Fanahy( n'Andriamatry ny Kristiana)
Ny Fanahy Masina tsy mirotsaka ao @olona raha tsy efa masina ilay olona= je m'explique: rehefa nifona ny fahotanao ianao ka tena sincère eo @Tompo de 'zay vao mirotsaka ny FM raha angatahinao satria tsy mitoetra ao @ fahotana io FM io.
Tsy voatery hoe: hamaky baiboly vao hirotsaka ny Fanahy Masina amiko. Dia izay tsy mamaky izany dia tsy hahazo ny anajarany ve?
mifona , mibebaka de rehefa tena en vrai relation avec Dieu iny ianao de mirotsaka ho azy ny Fanahy Masina, hisy zavatra hotsapanao (signe: maivamaivana, mety hiteny @ fiteny tsy fantatra ianao na hihira, na hanao zavatra tsara...
Mandehana araka ny Fanahy de tsy hahatanteraka ny nofo ianareo.
Mazotoa daholo

65. cutie
(
07/06/2006 19:51)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 08-06-2006 00:33:13non tsy nalahelo fa nitsara
Lohateny : Re : Pentekosta
Cutie ka mba malahelo anjy anie zina e, izaho ko nalahelo hoe tsy nanana Baiboly njy de saika handefasako
Fihetsikin'ny nandray ny Fanahy Masina ny fiatrana ny namana
tsy fihetsiky ny nandray FM mitsy no mitsara :-D:-D:-D:-D
66. cutie
(
07/06/2006 19:52)
Tsy voatery hoe: hamaky baiboly vao hirotsaka ny Fanahy Masina amiko. Dia izay tsy mamaky izany dia tsy hahazo ny anajarany ve?
marina ny an-jy:wink:
Mpandefa : diamondra27
67. Zina
(
07/06/2006 19:53)
Tsy voatery hoe: hamaky baiboly vao hirotsaka ny Fanahy Masina amiko. Dia izay tsy mamaky izany dia tsy hahazo ny anajarany ve?
misy partie ao @ fiainana io ka, tsy oe mamaky fotsiny bla bla ka mila mianatra mihitsy...io no sakafo tsika ara-panahy...
ftma tsy misy miady zany ato mety ho tezitra angamba i cutie arak'ny fijeroko azy ...
68. cutie
(
07/06/2006 19:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
an3...sosotra kely fa tsy tezitra
,[quote]misy partie ao @ fiainana io ka, tsy oe mamaky fotsiny bla bla ka mila mianatra mihitsy...io no sakafo tsika ara-panahy...[/quote
ka zay mitsy ka, za tsy mahavita blabla bla:-D

69. Zina
(
07/06/2006 20:03)
misy fomba afa tsy ho hatao bla bla anie io ka...
io dia complement @ ny sakafo tsika (vary sy ny loka) raha tsy mihinana sakafo ara-panahy dia tsy equilibrer ilay fiainana-tsika eto an-tany.

71. diamondra27
(
07/06/2006 20:08)
Zina: hafa indray iny hoe: sakafompanahy iny ka!
fa le oe: oviana no hirotsaka ny Fanahy sy hoe: ahoana no hamantarana ? izany no tsy nazava t@i cutie de azavaina aminy.
Izaho afaka mijoro vavolombelona eto fa tsy nino ireny olona miteny @ fiteny tsy fantatra ireny nefa le izy de tonga satria t@ fotoana naha masina ahy= nifona de nibebaka ny fahotana de 'zay vao miditra ny Fanahy Masina. Eny fa an dia ato antrano aza aho fa tsy any ampiangonana de afalka manao an'io foana.
Une fois iny FM ao anaty ao dia tsy miala intsony saingy tsy mitovy ny fomba fisehony fa arakaraka ny firaisanao @Atra ihany io; mety hoe: hangatsiaka indraindray mety ho miroborobo be.
Raha tsy ampiasainao ny don azonao de mety ho very izany.

72. Zina
(
07/06/2006 20:09)
ilay fomba hafa dia ny mianatra (soit par etudes profondies soit par soi-meme si on est tres fort a la bible) sy mandinika tsara izay lazain'ny baiboly... Io samy manana ny safidiny e ka dia samia mazoto doly isika rehetra...
74. diamondra27
(
07/06/2006 20:14)
Zina: fa na izany aza de d'accord aminao za hoe: ilaina ny sakafompanahy sy étude biblique fa mety ho size hafa iny fa tsy momba ilay resaka famantarana Fanahy Masina fa fampitomboana sy fandehanana araka ny Fanahy
Izay aloha raha tsy hoe: diso aho angamba
fa important io teninao io: "lisez la bible"

75. cutie
(
07/06/2006 20:16)
Mazotoa amamky daholo aza e :-D:-D:-D:-D:-D
de ampitao eto le voka-tsoa azo :-D:-D:-D:-D

76. diamondra27
(
07/06/2006 20:22)
cutie: betsaka akia ny vokatsoa azo a!
na de oe: souplesse fotsiny aza d'efa izy izay;
hoy ny baiboly hoe: mifalia mandrakariva= de tokony hifaly foana isika izany. (exemple 1 io); de rehefa mifaly de mande ho azy ny fiainana = no problème= vokatsoa mahasamy hafa @ olona

78. marozevo
(
07/06/2006 20:38)
Raha ny fahazahoako azy indray dia izao. samy hafa ny "fanahy" sy ny "Fanahy".
fanahy : ame, hoy ny vazaha. Ny fanahy no maha olona-- azo lazaina ho toetran'olona koa-- Azo lazaina ho ny fofon'aina koa "souffle de vie".
Fanahy : Saint Esprit, ary io no resaka rehefa miresaka pantekosta (Pantekoty) .

80. majesty
(
08/06/2006 09:32)
Fa ny azo antoka aloha raha misy olona mandray na hoe feno ny fanahy masina aza dia mbola tsy azo lazaina hoe marina fa mpanota foana e,noho izany tsy azo ianteherana andraisana famonjena ny filazana fa manana ny fanahy ny olona izay.