Ny sakafo tao an-dapa tamin'izany andro zany hono...
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
1. soanja
(
05/06/2006 01:09)
Araka ny tantara nosoratan'i Antoinette Nilsen Halvorson (1870-1966) tamin'ny bokiny "Loharano" dia anisan'ny nanatrika ny fisakafoana goavana nataon'i Mpanjakavavy Ranavalona III tamin'ny taona 1875 na 1876 tao andapa anaty Rova hono izy ka vary sy tantely ary kitoza efa ela (1 taona naely) no sakafo tao. Ny Mpanjakavavy sy ny tandapa miaraka aminy ihany no nipetraka tamin'ny seza fa ny ankoatr'izay rehetra miaraka amin'ny vahiny rehetra nasaina dia nipetraka tamin'ny tsihy eo amin'ny tany.
Raha ny tany amin'ny sarambabem-bahoaka indray hono raha namonjy sakafo rehefa mirava iny ny fiangonana ka misy fiaraha misakafo dia vary sy henomby andrahoana miaraka amin'ny hodiny sy tsinainy no sakafon'ny Malagasy. Tsy nisy ny vilia fa fanambanana (tsihy kely lavalava ireny) no solom-bilia itambaran'ny rehetra manodidina eo, ary mihinana amin'ny tanana ny Malagasy ny ankamaroany. Raha nisy olona nitondra sotro, dia iny no ifandimbiasan'ny rehetra ka vary iray sotro miaraka amin'ny hena dia miodina ilay sotro mandra-piveriny eo indray. Toy izany koa ny rano sotroina amin'ny zinga, misotro indray mandeha dia miodina dia miodina.

novalian'i ninonati ny 13/07/2006 21:33
![](https://avatar.serasera.org/aae6635e044ac56046b2893a529b5114.jpg)
2. little
(
05/06/2006 10:12)
ndry ry Soanja!
de mbola lay t@ maha-gasy ny gasy mihitsy zany tantarain-dry zany an!
ohatrany efa teo aho t' zany kle!:-$:roll:
tsy t@ andro mbola nahafinaritra ve zany reto an?
de mbola lay t@ maha-gasy ny gasy mihitsy zany tantarain-dry zany an!
ohatrany efa teo aho t' zany kle!:-$:roll:
tsy t@ andro mbola nahafinaritra ve zany reto an?
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
3. xxx
(
05/06/2006 13:39)
dia t@zany andro izany hono toa hoe rehefa avy misakafo ny mpanjaka dia mamonjy ny hefitranony dia mitsidika kely ny site serasera dia mamaky forum hono ny fanalan'andro tiany indrindra araka ny information azoko, hihihi vazivazy iray andalana iany e
![](https://avatar.serasera.org/12e8a3f05bd0eb3fb0401cc239a90c42.jpg)
4. Zina
(
05/06/2006 15:10)
vary sy tantely ary kitoza efa ela (1 taona naely) no sakafo tao
zany ve ry reto afangaro?
dia tsy misy afa tsy izany ko ve no sakafo?
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
5. sipagasy
(
05/06/2006 15:40)
............ary kitoza efa ela (1 taona naely) no sakafo tao. ......
io ilay atao hoe hena nialin-taona na nofon-kena mitam-pihavanana
io ilay atao hoe hena nialin-taona na nofon-kena mitam-pihavanana
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
6. soanja
(
06/06/2006 01:30)
Zina:
vary sy tantely ary kitoza efa ela (1 taona naely) no sakafo tao
zany ve ry reto afangaro?
dia tsy misy afa tsy izany ko ve no sakafo?
Raha ny fitantaran'ilay olona dia ireo ihany/tokoa no sakafo naroso ato. Ny vary sy tantely no mifangaro ary ny kitoza no laoka.
![](https://avatar.serasera.org/99b177f0f1c6737b134eb0c921c8ac2f.jpg)
7. ninonati
(
13/07/2006 21:33)
nareo tena tsy mahalala ny hoe gasy .lafiny iray nahatonga ny frantsay ho tonga teto anie ry akama isany ilay anarana nihavian'ny hoe MALAGASY E = MALAZA HASINA = MALAZA HASI = MALAZASY = MALGACHE hoy ny frantsay rehefa tonga izy . ny malagasy anie = olona nalaza tamin'ny hasina = pouvoir = fahefana . Betsaka ireo toerana porofon'izany saingy najavona toy Andrebabe ambondrombe mananjary ambohijanahary e . tsarovy ity teny soratako ity UN ASSISTANT DU JESUS CHRIST DANS SON ROYAUME EST UN MALAGASY NE DE SON PERE ET DE SA MERE ET C'EST DU VRAIE an io olona io no mitana ny fanalahidin'ny momba an'i Madagasikara rehetra satria voatery nohidiana ireo secret ireo talohan'ny nidiran'ny frantsay teto madagasikara fa hoy ny teny " hidio ny fananana fa tafiditra ny vazaha ary iny ny fanalahidy ataovy tsara pirina any amin'ise:-D