Serasera endrika vaovao
1. Fiffi
(
31/05/2006 08:35)
Niova endrika ny serasera sa diso aho ? Hummmm ! tsy hay ny tsy hisaotra anao ry hery @ fanatsarana lalandava ity serasera antsika Malagasy rehetra tsy hankanavaka ity an!
waouuuuuuuuuuuuu manja eh! tena milay an! :):-*:-*
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 05:17
4. hery
(
31/05/2006 09:18)
lol :-)
izany hoe nisy hadisoana kely nataoko fa ny site-ko no saika namboariko dia manjary ny serasera no voakitika... dia tsy maintsy vitaina amboarina tsara :-)
Fa manga ihany ny loko ho eo kah... io loko io loko any amin'ny siteko manokana kouuuu

6. booboo
(
31/05/2006 09:55)
hery > zà efa saika tsy hiteny fa ny oul aby aby tô tia ilay gris nefa ny anà lé manga teo aloha ihany hihihihihihi.
8. jentilisa
(
31/05/2006 13:16)
hitako no tsy nety tafiditra mihitsy aho tamin'ny atoandro hay ka nisy fanamboarana tato. Tsara e!
12. bellla
(
31/05/2006 19:31)
merci ky Hery a! hay mou ve nisy fanovana le iz ataoko fa ny solomaso izay nanaovako na nanova azy. :D
14. Fiffi
(
02/06/2006 05:17)
hery: fa toa misy namana mandefa hafatra ho ahy zao de mandeha tsara ireo sary kely ireo , de ny ahy aloha tsy misy mandeha na 1 aza . De efa nisy niteny tamiko koh hoe ny aty koh tsy misy mande intsony ...