GRÈVE DE LA FAIM DE SANS-PAPIERS À POITIERS
1. Fanja1
(
31/05/2006 12:51)
Quatre-vingts Africains sans papiers ont entamé une grève de la faim lundi à minuit dans une école désaffectée de Poitiers (Vienne) pour réclamer une "régularisation globale", a annoncé un porte-parole du mouvement. Les quatre femmes et 76 hommes originaires de Guinée, du Sénégal et de Sierra-Leone se sont installés sur des matelas dans les anciennes classes d'une école maternelle désaffectée dans le centre-ville de Poitiers.
novalian'i vale ny 04/06/2006 12:21
2. Fiffi
(
31/05/2006 13:20)
zany hoe damazy fa zao foana sisa no hazon'ny olona hatao sisa hahazahoany io régularisation io .
5. Fiffi
(
31/05/2006 13:46)
fanja: zany hoe tsy maka partie'ny gouv akory aho an! fa tena misy aloha ireo olona avy any @ firenena voalaza eto manao exagération satria , misy ny tsy manaraka ny lalana ohatra. Zany hoe efa tsy nekena ohatra ny fananam-bady indraindray mahatratra 16 ,
Izany hoe jerena @ heritreritra tsy miangatra an! Raha tsy fanaon'ny firenena izany fananana vady mihisy firy izany , nahoana anefa no mbola hatao hiany ? Manjary kizitina ilay firenena.
Nijery ilay vao2 tany Allemagne aho momba an'io fanambadiana maro io , ry zareo de tena matotra be mihintsy , tsy manaiky an'izany fa ny vady dia 1 hiany , nefa nisy ny lhl 1 izay manana vady 12 ny isany , 23 ny isan'ny ankizy. Nanao grvy tahak'izao nefa tsy nahazo rariny mihintsy satria hoe tokony hanaja ny fomban'ry zareo ny olona.

6. kally
(
31/05/2006 14:39)
Ary hono ho'a, mba fanontaniana ny ahy ity sao misy mivatravatra avy any eo indray: raha vahiny ( sinoa, kômôrianina,karana ets) tonga eto Madagasikara ohatra no manao ohatr'izao satria misy zavatra takiany @ governemanta Malagasy dia tsy azony ohatra, dia bahanany ny fiangonana na ny toeram-pianaran'ny zanakao dia ahoana no mba hevitrareo?
7. Fiffi
(
31/05/2006 14:54)
Kally: heu... tena tsy aiko indray io an! raha ohatra hoe bahanany fotsiny moa maninona ? raha manao an'izany ireny olona ireny tsy hahazo loza @ gasy ao ? Tena mino an'izany aho hoe hanaovan'ny gasy tambabe ao ireo vahiny ireo raha sanatria mibahan-toerana zany , saingy ny aty ivelany hummmm !! iza no sahy hanao an'izany ? tonga de hoe lasa resaka discrimination io de asa fotsiny izay hiafarany.
Zany hoe ny gasy tena mbola mahay miray hina .
Zany hoe ny gasy tena mbola mahay miray hina .
8. vale
(
31/05/2006 16:24)
fiffi: marina mihintsy aloha ary tena zava-misy ilay hoe misy vahiny miditra eto ka minia tsy te hanaraka izay lalàna misy eto frantsa, fa ataoko fa tsy tokony any no hanararaotan'ny governemanta, asa tokoa angaha efa diso be loatra ny vahiny miditra eto ka voatery manao izay hahasarotra ny fahazoana permis de séjour ry zareo frantsay?
9. vale
(
31/05/2006 16:30)
Amiko aloha raha olona tonga hiasa , na koa ireo izay efa nipetrahana 10taona mihoatra , tsy tokony hasiana olana ny fanomezana ttasy hahazoany mipetraka ara-dalàna , nefa asa?:)...raha ny any @ firenena eropeana sasany izao, tsy maintsy misy foana fotoana hanomezana ttasy ara-dalàna ny vahiny, isaky ny 5taona eo ho eo, fa eto frantsa aloha dia tena henjana an!!:)
10. Ragadona
(
31/05/2006 17:07)
Tsy any frantsa irery io fahasarotana io fa saika efa manerana an Europa, ary refa dinihina amin ny saina tsy miangatra dia hitako hoe rariny ny azy ireo satria miharatsy hatrany ny fanararaotan ny vahiny. hitondra vokatsoa hoan ny firenena an dalam pandrosoana koa satria hihena ny olona mivoaka ny fireneny ka hiteraka fitomboan ny population active satria ireny olona miala ny fireneny ireny dia be no manana capacité hanao zavatra hoan ny fireneny au lieu de manasoa firenena hafa
12. vale
(
31/05/2006 17:45)
asa? fa italie sy espagne aloha tsy ao anatin'io(marina fa anisan'ny tsy mankasitraka loatra ny vahiny koa ireo),,,,nefa dia mbola azoazo raha mihoatra @ eto frantsa!!!!!
13. Fiffi
(
31/05/2006 18:31)
vale: heu....an3 akia an! efa nanao chartres mihintsy ny eurpeanina momban'ny vahiny miditra any aminy , indrindra moa ny mombaa n'ireo tsy mamana paps ireo.
Ilay izy koh anie refefa mba tonga any @ firenena tsy an'ny tena dia mba tokony hanaja ny lalana misy any eh!
Ilay izy koh anie refefa mba tonga any @ firenena tsy an'ny tena dia mba tokony hanaja ny lalana misy any eh!
14. vale
(
31/05/2006 19:47)
fiffi: asa, fa dia voafahana lainga zany zah raha izany :(, fa dia namana izao no nitantara fa vao nanome paps hono ny tany @ firenena nipetrahany (tsy tononiko eto, fa manjary mamadika fitokisana:wink:) dia anisan'ny nahazo izy, nefa koa vao dimy taona talohan'izay no nanome paps io firenena io!!ary dia tena tonga teto frantsa tokoa ranamana io, izany hoe afaka nivezivezy, fa ny tsy fantatro ftsn hoe tena izay marina ve no fomba nahazoany ilay izy sa:idea:????!:roll:
,,,,,
ié, tena marina mihintsy akia fiffi à, aiza ve ko ny an'ny sasany izy miantrano indray no,,,,, mmmmmh!
,,,,,
ié, tena marina mihintsy akia fiffi à, aiza ve ko ny an'ny sasany izy miantrano indray no,,,,, mmmmmh!
15. LazaRandri
(
31/05/2006 22:40)
GRÈVE DE LA FAIM DE SANS-PAPIERS À POITIERStsy lany vola @ expulsion zany ny fitondrana fa miandry ny ahafatesan-dry zareo :?:
17. Fanja1
(
01/06/2006 05:24)
Mpandefa : vale [ Valio ] 31-05-2006 21:30:45
Lohateny : Re : GRÈVE DE LA FAIM DE SANS-PAPIERS À POITIERS
Amiko aloha raha olona tonga hiasa , na koa ireo izay efa nipetrahana 10taona mihoatra , tsy tokony hasiana olana ny fanomezana ttasy hahazoany mipetraka ara-dalàna , nefa asa?...raha ny any @ firenena eropeana sasany izao, tsy maintsy misy foana fotoana hanomezana ttasy ara-dalàna ny vahiny, isaky ny 5taona eo ho eo, fa eto frantsa aloha dia tena henjana an!!
za d'acc @ vale ny momba an'io.. Fiffi tsy tokony atambatra ao anatin'ilay afrikanina sasany ny rehetra (ilay manambady bdb) fa tokony jereny par cas:)
19. toovs
(
01/06/2006 12:27)
Fiffi:
fanja: zany hoe tsy maka partie'ny gouv akory aho an! fa tena misy aloha ireo olona avy any @ firenena voalaza eto manao exagération satria , misy ny tsy manaraka ny lalana ohatra. Zany hoe efa tsy nekena ohatra ny fananam-bady indraindray mahatratra 16 ,
Izany hoe jerena @ heritreritra tsy miangatra an! Raha tsy fanaon'ny firenena izany fananana vady mihisy firy izany , nahoana anefa no mbola hatao hiany ? Manjary kizitina ilay firenena.
Nijery ilay vao2 tany Allemagne aho momba an'io fanambadiana maro io , ry zareo de tena matotra be mihintsy , tsy manaiky an'izany fa ny vady dia 1 hiany , nefa nisy ny lhl 1 izay manana vady 12 ny isany , 23 ny isan'ny ankizy. Nanao grvy tahak'izao
nefa tsy nahazo rariny mihintsy satria hoe tokony hanaja ny fomban'ry zareo ny olona.
ka izao kosa ange, ra ohatra ka ara-dalana daholo ireo vadiny ireo de maninona no asiana blem. refa izay ary ny culture iainany ko ahoana no itsivalanana. Fa ekeko kosa anefa ny fitsivalanana raha toa ka nationalité française no tadiavin'ilay olona. kanefa ra manaiky ilay olona fa tsy hanoratra afatsy ny iray amin'ireo vadiny ireo eo amin'ny lalàna frantsay de tsy hitako izay tokony ho olana amin'izany.
izany hoe refa tsy manakorotana ny fiarahamonina frantsay ny fisianilay étranger eto de tokony ho régulariséna ry zareo. Ra ohatra kosa ka nationaité no tadiaviny de tsy maintsy vady iray ihany no hosoratany. ny zanany sisa atsangany.
izay kosa no tokony ho rariny e.
ieo afrikana izay tonga eto Frantsa ange tsy niraharaha an'izay France tany ra toa ka tsy nozanahan'ny frantsay sy nalain'ny frantsay izay mamy tany amin'ny tanin-dry zareo tany e.
20. Fanja1
(
01/06/2006 13:44)
ieo afrikana izay tonga eto Frantsa ange tsy niraharaha an'izay France tany ra toa ka tsy nozanahan'ny frantsay sy nalain'ny frantsay izay mamy tany amin'ny tanin-dry zareo tany e.
mitovy @ io kou ny gasy sy reo rehetra nozanahan'ny la france