GRÈVE DE LA FAIM DE SANS-PAPIERS À POITIERS

41. manantsoa ( 04/06/2006 11:59)
tsy ny lalàna ihany ve no tokony arahan' ny tsirairay avy na aiza izy na aiza e?
Ary tsy famaizana ve no miandry an' izay tsy manara- dalàna e?
KO amiko dia tsy hitako izay antony iadiana hevitra lavabe amin' ny resaka toy itony.
I Kristy no tokony nanao grève de faim voalohany raha nilaina izany.
Famonoana olona anie ny mitokona tsy mihinan- kanina e.
42. vale ( 04/06/2006 12:14)
manantsoa: ko ala-nenina kosa io ko, ary noho ry zareo mba te hanara-dalàna izay indd no angatahany ny ttasy sinon nanohy niasa "maizina" ihany izy??
43. vale ( 04/06/2006 12:21)
marozevo:

Consulat d'Italie !... Raha tsy diso aho dia teto amin'ity sehatry ny serasera ity ihany no nivoahan'io vaovao io... Mba amafiso ho an'izay informé kokoa, fa izaho tsy informé afa tsy teto.

Andaniny : Manararaotra ny klandy ! Marina kosa aloha izany eh... Sady efa klandy ve no mbola manao casse ! sao mba tsy mety kosa... Jereo iny kartie Saint Denis iny !!..

fa na izany na tsy izany, dia heveriko fa tafahoatra loatra ny politikan-dRASAROKAOZY...

Tantara tantara ihany, fa mba taiza moa i France no nanao permis de séjour na visa raha niditra tany Afrika tamin'ny 18eme siècle ? tantara taloha be izany hoy ianao, nefa tsarovy fa vokatr'izany daholo izao ankehitriny izao....
marozevo: marina daholo ireo voalazanao ireo,, fa ny hoe kosa klandy manararaotra, ahoana ny fomba fisehon'ilay fanararaotana? fa raha ny grevy toa izao aloha dia droit ny tsi-11 iny, ka mba mafy kosa anie zany te hanana ttasy eh? nefa asa,,,
ny kartién'i st denis dia be vahiny, fa matetika ireo "efa" manana ttasy no masahy manao fihetsika mahery sy manakorontana filaminam-bahoaka ireny,,@ fomba ahoana moa no andeha hiantsiana ady nefa ny tenany aza tsy armée akory, ka dia asa??,,ary tsy manao n'in,n'in aza raha vao mampanahinahy ny polisy dia efa savainy hangatahiny ttasy, mainka fa hoe andeha hangarom-biby an-davaka??,, ka izay no mahatonga ahy miteny hoe olona vahiny ny be setrasetra ao st denis, marina be izany, fa saingy "efa" manana ttsy ireny?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1083