GRÈVE DE LA FAIM DE SANS-PAPIERS À POITIERS
23. Herimiafina
(
01/06/2006 16:33)
Ny sakafo indray aloha amiko tsy tokony hatao ambaninjavatra izany mihintsy na inona na inona mitranga.
Ny asa sy ny fianana ekonomika directa no tokony sakanana, :-D
Ny asa sy ny fianana ekonomika directa no tokony sakanana, :-D
24. fijo
(
01/06/2006 19:34)
za koa aloha tsy mankasitraka le fanomezana taratasy faobe e.misy tsy tokony homena taratasy mihintsy ireo.misy kosa tena tokony dinihana haingana ny momba azy.
25. vale
(
01/06/2006 20:15)
Fanja1:fanja::wink: ny aterokalao aky ohatry ny hoe fitia mifamaly à:wink:, izany oe ny frantsay nanjanaka tany @ firenena nanjakazaka sy nandany ny harena tany, nefa kosa rehefa tonga aty ireo olona voazanaka ireo tsy rariny ve raha mba hangataka ny hitoetra koa? :roll: :D
vale inn kay zany aterokalao fa tsy haiko azafady ?:)
27. marozevo
(
01/06/2006 21:34)
An-daniny sy an-kilany io eh..
Etsy an-daniny ny "klandy" manararaotra loatra, hany ka voa mbamin'ny tsy manan-tsiny.
Etsy an-kilany koa, ilay politikan-dRASAROKAOZY hafahafa fitsatoka.
Zao aza dia re (Asa izay fahamarinany aloha), fa avy amin-dRangahy io ihany no nahatonga ny Consulat d'Italie hiala tao Tanà. Asa aloha...

28. xxx
(
01/06/2006 22:03)
Tokony tohanana izany greve izany.
Tadidio fa i Frantsa ihany no nanao lavage t@-tsika t@ hoe mission civilisatrice ny azy fa isika indigene. Ka dia hitady ny tena civilisation izany ange no anton-dian ireo olona ireo e, koa inona moa no mahadiso azy @zany.

30. Fanja1
(
02/06/2006 13:53)
vale merci an!!!! :-*
Fiffi zay mihintsy no tokony ataony.. mais iza no sahy ilaza zany @ sarko? de hanaiky ve izy?:-*
Fiffi zay mihintsy no tokony ataony.. mais iza no sahy ilaza zany @ sarko? de hanaiky ve izy?:-*
31. mandrindra
(
02/06/2006 14:11)
fanja1, ahoana moa no hoe izano sahy hilaza an'izany amin'i sarko. i lery anie tsy biby fampitahorana. jereo anie rehefa miteny izy e, tsy maintsy somary miozongozona kely foana ny lohany, midika izany fa tsy ampy asuurrance io bandy io, dia toy izay koa ilay somary ohatran'ny ahetsika kely ny soroka, ohatran'ny hoe misy biby kely manaikitra izany. fa ilay amnozongozona kely ny lohany aloha dia mba hidinan'ny atidoha tsara eo amin'ny toerany e :D
ny tsisy paps indray dia tokony ho jerena tsi11 ny aminy. satria raha ekena daholo ny klandy rehetra dia toy ny milégaliser ny fandikana lalàna izany.
ny tsisy paps indray dia tokony ho jerena tsi11 ny aminy. satria raha ekena daholo ny klandy rehetra dia toy ny milégaliser ny fandikana lalàna izany.
32. Fanja1
(
02/06/2006 14:46)
je sé tsy bibi fampitahorana izy mandindra fa izy aloha zao no mitondra ny lalana. Dia izy no mandindy.ary mandinika zvt anie enao zany e:)
33. Fiffi
(
02/06/2006 15:06)
ka rehefa izay ary ny lalana , inona no azo hatao ? fa efa im-piry , im-piry no nisian'ny manifestation mikasika an'io ? mba nisy valiny ve ?
34. vale
(
02/06/2006 19:15)
i la frantsa dia fetsy :twisted:, "liberté, égalité, fraternité", nefa hatraiza ny fampiharana an'izany?:°), ilay hoe liberté aloha mety ho marina ihany>> porofo ny fisian'izao hetsika izao, izany hoe malalaka, afaka maneho ny heviny ny tsirairay?
fa ny roa ambiny kosa toa eo @ molotra ftsn raha nataoko ny fandinihana:roll:(aza omena tsiny aloha fa "alerzika" frantsay:twisted::-D:-D)8)
fa ny roa ambiny kosa toa eo @ molotra ftsn raha nataoko ny fandinihana:roll:(aza omena tsiny aloha fa "alerzika" frantsay:twisted::-D:-D)8)
35. vale
(
02/06/2006 19:20)
marozevo:marozevo:8O angaha niala ny consulat d'italie tao tanà? :?
An-daniny sy an-kilany io eh..
Etsy an-daniny ny "klandy" manararaotra loatra, hany ka voa mbamin'ny tsy manan-tsiny.
Etsy an-kilany koa, ilay politikan-dRASAROKAOZY hafahafa fitsatoka.
Zao aza dia re (Asa izay fahamarinany aloha), fa avy amin-dRangahy io ihany no nahatonga ny Consulat d'Italie hiala tao Tanà. Asa aloha...
fa ilay hoe manararaotra aloha, mmmmh:roll:, raha izany aza dia tokony esorin'i lafrantsa ilay filamatra hoe "liberté" iny koah! :?:
36. Fanja1
(
03/06/2006 06:53)
ka rehefa izay ary ny lalana , inona no azo hatao ? fa efa im-piry , im-piry no nisian'ny manifestation mikasika an'io ? mba nisy valiny ve ?
ka zay... tsy asindry zareo eo ambony toerana eo sira zay fihetsika ataon'ny vahoka madinika... seza efa azonjy zareo...akombony ny vavantsika de omeo vola zareo hamelomana ny etat!:cry:
38. vale
(
03/06/2006 18:31)
mba fanontaniana ko ity ary: moa alohany hidirany tany @ firenena nozanahany i lafrantsa moa ve mba nanao fangatahana ttasy ara-dalàna t@ ireo firenena ireo aloha?:-D
39. marozevo
(
03/06/2006 21:26)
Consulat d'Italie !... Raha tsy diso aho dia teto amin'ity sehatry ny serasera ity ihany no nivoahan'io vaovao io... Mba amafiso ho an'izay informé kokoa, fa izaho tsy informé afa tsy teto.
Andaniny : Manararaotra ny klandy ! Marina kosa aloha izany eh... Sady efa klandy ve no mbola manao casse ! sao mba tsy mety kosa... Jereo iny kartie Saint Denis iny !!..
fa na izany na tsy izany, dia heveriko fa tafahoatra loatra ny politikan-dRASAROKAOZY...
Tantara tantara ihany, fa mba taiza moa i France no nanao permis de séjour na visa raha niditra tany Afrika tamin'ny 18eme siècle ? tantara taloha be izany hoy ianao, nefa tsarovy fa vokatr'izany daholo izao ankehitriny izao....