fanamboarandalana!!!????RN44
1. xxx
(
31/05/2006 08:38)
http://http://www.lexpressmada.com/article.php?id=43639&r=1&d=2006-05-31#
Ahona ny fahitanareo an'io ry zareo?Izao ve tsy fanambakana ny gasy any ambanivolo?
Nodradradraina fa ho hamboarina io lalana io ary tsy maintsy atao goudron nefa....indrisy!!!sa hitadiavana mandat vao² indray?
Voalaza matetiaka fa tsy ny vola no tsy misy,nefa toa miova hevitra indray ry zalahy!
Tongava manao propagande any Antsianaka any moa e!

novalian'i marozevo ny 26/06/2006 21:29
2. Rainikarabo
(
31/05/2006 09:15)
tantara ratsy io ra-xxx an! jereo fa izay société mamboatra azy io tsy maha-vanona. Rehefa vonona ny mpanambola sy ny tompon'ny sehatra any Ambatondrazaka hoe vitaina ny lalana vao vita io. Anontanio an-dry zalahy transporteur ny antony!
4. patrick2002
(
31/05/2006 11:16)
dia mahagaga tokoa aloha io RN44 io eh! tao no nahafaty an'ilay entrepreneur suisse naika hanamboatra an'io lalana io ,avy eo koa toa hoatry ny nisy gasy mianaka maty tao antsahabe (raharaha Michaella) toa misy hifandraisana ihany koa @ io RN44 io ,Ny entreprise malaisien tsy nahantontosa ny asa.
Izao lazaina indray fa haemotra ny fanantontosana azy,fa tsy ampy vola ,nefa anie ka dia efa vonona tao nyu vola matoa nalefa ny appel d'offre eh! firy ireo chantier ireo no miemotra ny fanantanterahana azy fa ampy foana ny vola.

9. xxx
(
07/06/2006 08:15)
Article ao gazty Expresse de Mada t@31/05/06 teo no milaza azy io!
Marina izany ry Patick200 fa toa misy resaka maizina io fanamboarana lalàna RN 44 io.
Ny zavatra mba no-remakeko de izao:raha amboarina io lalana io ka miseho ilay rangahy iray senateur avy any Antsianaka any,mitovitovy @ny anaran'io region io ihany ny anarany,de tonga de mikatso ny fanamboarana azy io.
Nandritra ny fanamboarana Moramanga -Marovoay de tsy henoheno mihitsy io rangahy io fa vao t@ity taona ity izy vao niseho sehatra indray de izao lazaina fa tsy misy vola izao!
Mampalahelo ilay toetsain'io olona io sa izany no tena politika aminy?

10. andry44
(
07/06/2006 08:32)
Tadidiko tsara Ra8 nilaza ny hanohizana ny fanmboarana azy io nefa de izao izany no zava-misy;mahalasa saina tokoa izany!
11. marozevo
(
07/06/2006 19:50)
Inona ary no atahorana milaza hoe "Moise RAKOTOSIHANAKA" eh ? Iny dia efa nifanosina tamin-dRatsiraka tao koa.... Olona mahay sy malaza izy, saingy nanimba tena tao amin'ny presidence nandritra ny taona marobe.
12. xxx
(
13/06/2006 17:27)
HAINAO TSARA RY mAROZEVO A!
Iny mihitsy rahany fandinihako azy no an'izany mametraka vato misakana mandrakariva @ny fanmboarana io lalana RN44 io!!!
Asa koa izay mbola maha senatera an'ireny @izao?

13. marozevo
(
13/06/2006 21:48)
Ireny ilay senatera nofidiana tamin'ny 2001 koa... Grands electeurs no nifidy tamin'izay.
Ireny no tena mpitsetsitra ny vahoakan'Alaotra raha tsy fantatrareo...

15. marozevo
(
26/06/2006 21:29)
Fa mba aiza ho aiza tokoa moa amin'izao fotoana izao ny fanamboarana iny làlana iny eh ?
Ho ahy tsy asiako olana na atao hoe làlana propagandy, na làlana politika na inona koa... rehefa vita tsara sy mafy dia amiko izay no zava-dehibe. Mba mety ho vitako 1h30 Moramanga -Ambatondrazaka amin'izay... Inona no olana amin'izany ?