rompatsa sy anamalaho
1. naughtyboy
(
31/05/2006 20:04)
sao de mba misy mahay manome ny fanaovana nio re fa tsy mazava tsara ny momba nio, ny fahalalako ahy zao de:
-Ovy 200g voatetika
-tongolo 2 zaraina 4,tongolo gasy 2 vaventy voapotsitra
-henomby asina silamangany kely nefa tsy matavy 2 kilao efa voakarakara
-anamalaho 400g,voatabia 2
-patsa maina mena2 reny voatoto 50g
-veromanitra/citronelle( optional,mba ampitombo ny aroma tangosany 1 ihany)
endasina @ afo malefaka ireo karazana tongolo de arotsaka ny hena ho mendimendy ,zaraina 2 ny veromanitra alefa miaraka @ patsa sy tetika voatabia ,azo asina saosy @ kioba jumbo... de tondrahana rano ary avela aharitra 1 ora sy tapany de mazoto homana daolo..

novalian'i Fiffi ny 12/06/2006 18:55
2. Fiffi
(
01/06/2006 02:50)
le romazava ve io ? http://membres.lycos.fr/vanry/madagasc.htm na ity ? http://razafimalala.free.fr/Recette/introsakafogasy.htm
4. Fiffi
(
01/06/2006 02:59)
betsaka ny fanaovana ro fa asa raha ny ro rehetra azo hasiana patsa ve ?
5. tisera
(
01/06/2006 06:12)
toa mifidy zavatra ihany ny patsa kah! raha epinard na anandrano izao ohatrany tsy dé mivady @ patsa loatra raha atao ro - nefa epinard haché sy patsa ok tsara hanaovana vary @ anana. Lé ro-patsa sy ovy +anamalaho io aloha tena mafilotra aok'izany an! Asiana sakay kely dray dray dray:miam::miam:
6. bozimanga
(
01/06/2006 08:30)
tena misaotra anao aho ry Fiffi fa tena afa-po @ reny site isan-karazany atoronao ireny aho .
Ravim-bomanga sy patsa koa anie ka tena fy eh!!!

8. bellla
(
01/06/2006 20:11)
tena tsy mahay aho ry reto ah! ny fahaizako ny patsa sy ny anamalho moa de ireny omena ny reny mampinono sy ny tera-bao reny .
Fiffy: :-* njy
msaotra betsaka tena nampivotra anah mitsy ny ato ami serasera. msotra e!

14. vale
(
04/06/2006 22:23)
tisera:mmmmmmmm, indrindra @ andro ririnina an!:miam::miam: