Plats
1. booboo
(
31/05/2006 16:30)
Goulasch ( 6pers. )
-Hena omby 1kgs
-Voatabia 6
-Tongolo be 6
-Ovy atao purée 500g
-1 verre de vin rouge
-bouillon 3 vera
-menaka 3 sotro
-romarin
-thym
-persil
-tongolo gasy
-sira, dipoavatra ary paprika
1-Tetehina ilay hen'omby ( nenà nofony no nataoko fa tsy tia matavy ), somary vaventy fa tsy kely, dia endasina anaty cocotte.
Esorina rehefa mendimendy dia ny tongolo voatetika indray no atao ao vetivety.
Rehefa izay dia averina tao ny hena miaraka @ tongolo gasy, ny bozaka:°) isan-karazany, ary ny voatabia voatetika en quartiers ( tsara kokoa raha pelées-na klou zareo ).
Asiana sira sy dipoavatra ( ary paprika fa tsy voatery ).
Atao malefaka ny afo ary saromana ilay vilany.
2-Rehefa afaka 20 min eo ho eo dia arotsaka ilay divay sy ny bouillon. Saromana indray dia avela ho masaka eo indray mandritra ny adiny iraika ary atao malefaka foana ny afo.
3-Rehefa izay dia asiana dobera kely ny plat refractaire dia araraka tao ny purée. Asiana "creux eo ampovoany dia ilay hena no atao eo.
Afanaina vetivety anaty lafôro dia afaka aroso @ zayyyyyy.
Bôna bôna dia raha mahita recettes-na plats tsy fatao firy an-davan'andro enao dia alefaso :wink:

novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 09:29
4. bellla
(
31/05/2006 18:01)
misaotra ô! fa tsy haiko fotsiny ky zany paprika zany an! mba hazavao anah hoe?
Msaotra
Msaotra
6. bellla
(
31/05/2006 18:34)
ok, mbola hanontaniako eny amin pivarotra epice reny. Merci ky booboo.
8. ikalakintina
(
31/05/2006 19:22)
[http://razafimalala.free.fr/Recette/kitoza.htm
nena ra henomby de ity no itiavako azy
quote=vale]
sotra btska booboo!:miam::miam::miam:
[/quote]
nena ra henomby de ity no itiavako azy
quote=vale]
sotra btska booboo!:miam::miam::miam:
[/quote]
9. ikalakintina
(
31/05/2006 19:25)
http://razafimalala.free.fr/Recette/kitoza.htm diso le izy teo faty no izy hmmmmmmmmmm!
12. tisera
(
01/06/2006 06:21)
:miam::miam::miam:samy manana ny hanitra ho azy na lé goulasch ( matsiro ery io izao an ! tsy mila vary intsony izany io fa ilay ovy puréé no ampiarahina aminy ry booboo!) na lé kitoza +vary sosoa @ vary gasy mena .Ilay bourguignon izany no mety hanaovana an'io goulasch io . Handramana indray klou io dé holazaina eto ihany ny tsirony rehefa rahatrizay hahavita.:D:D
13. fraz
(
01/06/2006 06:31)
Ary maninona ry booboo raha atao blaogy fa tena mahafinaritra , mora jerena kokoa izy amin'izay rehefa hahandro, sa ahoana ?