Kafe

1. isrine ( 31/05/2006 12:15)
Taloha dia be ny mpilaza fa mampangovingovitra ny kafe. Asa na noho ny habetsaky ny sotroina isan'andro na inona. KAnefa ankehitriny za mahalala olona, ary tsy iray fa betsaka, tena mpisotro kafe ( tsy misy siramamy)nefa tsy mangovitra2 zany mihitsy.
SA ve noho ny siramamy atao aminy no mahatonga ny mpisotro kafe hangovitra2.
novalian'i saho ny 12/08/2006 12:48
2. cutie ( 31/05/2006 12:18)
tsy le siramamy ka, le cafeine ao anatiny no mahatonga na'zany .Refa lany ny dosen ;le cafeine de lasa malemy ny vatan'le oul de lasa mangovitra fa satria mbola mila ndray.
le lazain-jy io ndray we mpisotro kafe nefa tsy mangovitra, de satria izy zany efa mpisotro foana de tsy mety lany le doseny.
3. isrine ( 31/05/2006 12:21)
KA ny lazaiko hoe taloha izany anie reny mpisotro kafe isan'andro ireny e.
Raha azoko ny lazain'i cutie de hoe raha mitsahatra tsy misotro ilay olona de mangovitra ve?
4. cutie ( 31/05/2006 12:22)
5. isrine ( 31/05/2006 12:27)
RAha misotro kafe hoe maraina-atoandro-hariva zany ilay olona de tsy hangovitra mihitsy? FA raha toa ka hoe isa-maraina ihany de mety hangovitra? Na koa hoe miovaova ny fisotroany azy?
6. cutie ( 31/05/2006 12:55)
isrine eny wa:P
7. Fiffi ( 31/05/2006 13:57)
8. pissoa ( 31/05/2006 16:01)
Mety rehefa antitra angamba izany.
Izaho mantsy tena nisotra kafe (tafahoatra mihitsy nandritra ny 5 taona), sady tiako be le tsy asiana siramamy iny. Dia avy eo nefa zah nieritreritra hoe caprice-ko fotsiny, dia najanoko tany. Izao zah in-1 isan'andro no misotro, indraindray tsy misotro akory. Fa izaho tsy mangovitra izany, sady tsy marary an-doha izany, no mitovy ihany ny ora fatoriako na misotra na tsy misotro kafe.
Fa zany we ... mety zah no tsy normal :-D:-D:-D
9. pitchou ( 31/05/2006 16:33)
ny kafe kou nge misy karazany maro e! ao ny karazany be cafeine sahala @ robusta ao ny kelikely cafeine (antsasany latsaka raha tsy diso aho) sahala @ arabica ao ny tsy misy cafeine mihitsy sahala @ le zanatany eto amintsika. D ny kafe koa passer in-1 ihany d afaka ny ankamaroan'ny cafeine

fa zà kou alou tia kafe fa na misotro na tsia tsy misy mahasamihafa azy e!
10. watafon ( 31/05/2006 17:18)
pissoa: izany mihitsy angamba kle ! :-D:-D:-D
le "dépendance" mihitsy no mampangovitra e! ohatran'ireny oul mpisotro toaka ireny koa e! raha vao tsy mahita d mangovitra !
11. pissoa ( 31/05/2006 17:27)
:-D:-D:-D
12. cutie ( 31/05/2006 17:31)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 31-05-2006 22:18:17
Lohateny : Re : Kafe
pissoa: izany mihitsy angamba kle !
le "dépendance" mihitsy no mampangovitra e! ohatran'ireny oul mpisotro toaka ireny koa e! raha vao tsy mahita d mangovitra !

marina mitsy zany:-D
13. Fiffi ( 01/06/2006 05:22)
wata: raha vao tsy mahita de mangovitra ?
14. cutie ( 01/06/2006 10:09)
raha vao tsy misotro we :P
15. pitchou ( 01/06/2006 16:50)
fiffi, cutie> mangovitry ny tahitra sao tsy hahita zany e!:-D:-D:-D
16. cutie ( 01/06/2006 16:53)
pitchou, fa nanin no lasa tahotra?:roll:
17. Herimiafina ( 01/06/2006 17:10)
Tadidio fa hita tamin'ny CPG fa misy nicotine ihany koa ny café ankoatry ny tanins sy ny cafeine ao anatiny, mitovy amin'ny sigara izany. Ny mahasamy hafa azy amin'ny sigara fotsiny dia tsy misy goudron.
18. cutie ( 01/06/2006 17:13)
ie mitovy io :-D
19. Herimiafina ( 01/06/2006 17:16)
Ny inona no mitovy, ny aiza ary nahoana? :-D
20. cutie ( 01/06/2006 17:18)
le sigara sy kafe e :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2421