Kafe

81. watafon ( 17/06/2006 07:06)
Fiffi: tsy maninona akia zany fa ale manontanitany fôna an ! ny vodka anie mihoatra ny 40° raha tsy diso za e! :-D:-D:-D
Fijo::-D:-D
82. Fiffi ( 17/06/2006 16:35)
jereo ary zany ! vao maika loza !
83. watafon ( 19/06/2006 13:56)
Fiffi::-D:-D
84. Fiffi ( 19/06/2006 15:16)
wata: fa le mipalapala kosa aloha tena tadidiko an!
85. havanan ( 21/06/2006 08:41)
Ny kafe hono raha sotroana betsaka de tsy mampanoana, satria iny ngidiny iny no toa manidy ny vavony. Asa na marina na tsia?
86. Fiffi ( 21/06/2006 09:47)
zah aloha tsy misotro café de tsy aiko an!
87. fijo ( 21/06/2006 19:32)
havan ,misy fahamarinanay io,fa manapaka hanoanana ny cafe.
wata misy vodka 40° de misy 45°
fa ny rhum no tena milay fa misy 55°ka tsy maintsy asiana voasary makirana kely hitelemana azy.

fa io rhum io koa raha asiana cafe sy vongana glasy sy tantely,dia tena mampahatanjaka be.fa tsy iray tavoahangy no sostroina mazava wazy.
88. Fiffi ( 22/06/2006 04:44)
de asa fotsiny angamba zay zavatra hiseho eo
89. watafon ( 26/06/2006 10:26)
fijo: ah ok ! misy 65° na mahery an'zany aza le toaka gasy reny lesy kou! dorana d mirehitra soa aman-tsara mihitsy!
90. Fiffi ( 26/06/2006 19:55)
fanaovana ohatra hoe banane flambée ve ?
91. watafon ( 27/06/2006 09:41)
misy misotro mihitsy akia io an ! fa azo hanaovana banane flambée tsara mitsy k !
92. Fiffi ( 27/06/2006 12:40)
wata: fa rehefa le hatao flambée iny de ny ambony alikola ao tsy misy alikola intsony ve ? satria zah aloha tsy sahy mihinana mihintsy fa tsy mahatanty an!
93. fijo ( 29/06/2006 20:13)
marihiko fa tsy iray tavoahangy no sotroina,satria zavatra voamariko tany mada,rehefa miaraka amindry zalahy,dia tsimaintsy lany le iray tavoahangy vao mijanona ry zalahy.ka za tsy tia an'izay.aty koa ny bandy ao cachan ao,dia manao io revy mandany tavoahangy io,ka manahirana be.
94. watafon ( 09/07/2006 05:50)
fijo: betsaka ny bandy manao an'io e! tsy milay nefa le izy raha vao izay an ! manao fisotrona inona moa less zany? toaka v moa tsy hosotrona fa le façon no tsy mitovy e!
95. nambina ( 10/07/2006 09:49)
watafon> de inona no fanafodiny ho any fijo izany? tokony mbola hiaraka @ireobandy ireo ihanve ve sa manova bandy?:)
96. fijo ( 11/07/2006 20:09)
za miaraka amindry zalahy,fa vao manao goka trondro dia lasa aho.
97. saho ( 12/08/2006 12:48)
Ny fisotroana cafe any Mkara dia tsy mahazatra ny gasy taloha satria nasiana hoe mankarary an-doha, mampangovitra sns...

Tena taty aoriana vao azoko ny toetsaina t@ fanjanahantany. Norarana tsy hisotro cafe ny malagasy ary dia naraoraotina izany ary nalefa exportation any Frantsa daholo ny cafe taloha...

Dia lasa ny fisainako fa ny malagasy t@ andron'ny colonisation dia tena diovina mihitsy ny ati-doha...

Tsy ny cafe ihany anefa fa ny cacao sy vanille sy ny harena ankibon'ny tany.
Mandeha marina ny tantara fa tsy misy matsiro ohatran'ny cafe noir na au lait, na espresso, sy ireo cafe maro isan-karazany fa samy manana ny safidiny ny rehetra @ izao fotoana izao. 1x par jour dia efa ampy, petit dejeuner e! Raha mihinana sakafo matavy loatra dia tsara ny expresso
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4767