Kafe

41. watafon ( 03/06/2006 18:29)
cutie:k tsy nety tafiditra mihitsy za tary kou! :-D
42. cutie ( 03/06/2006 20:42)
watafon:-D
43. Herimiafina ( 03/06/2006 23:30)
Fa tsy misy reveko toy ny Grogue aloha e!
Dité asiana rhum dia afangaro tamenaka atody kely tena hummm :miam::miam:
44. Fiffi ( 04/06/2006 04:07)
:miam:
45. watafon ( 04/06/2006 11:28)
tandremo fa mapivoaramaintso izy zany kle !:miam::-D:-D:-D
46. Fiffi ( 04/06/2006 11:32)
wata: inona ity mapivoaramaintso ity ? raha mba hoe mena fa maintsy ve ? de lasa hulk ve ? :-D:-D:-D
47. Herimiafina ( 04/06/2006 14:04)
Renjekaky oo :-D:-D
Fiffi angaha mpijery hulk klé. hehehehe:-D:-D
48. Fiffi ( 04/06/2006 14:32)
Herimiafina: heu.... :-D:-D:-D
49. Herimiafina ( 04/06/2006 14:35)
Tsy aleo ve ry Fiffi mba les 4 fantastiques no jerena klé, hehehehe :-D
50. Fiffi ( 04/06/2006 14:57)
les 4 fantastiques inona ireo ry Herimiafina ? heu... aleko mijery " Fantasia " :oops:
51. Herimiafina ( 04/06/2006 14:59)
Renjekaky oo :{:{
Tsy aleo alice au pays des merveilles retsy !
52. Fiffi ( 04/06/2006 15:32)
:-D:-D:-D:-D io kosa tena an-jaza kely eh! :-D:-D
53. Herimiafina ( 04/06/2006 16:04)
Fantasia aza no tena enfants en bas age mihintsy knou! hehehehe=))=))
54. Fiffi ( 04/06/2006 16:13)
ountsss ny image de synthèse no tena tsara be sy tena mahavariana ahy @ io an! fa tsy le tantara kosa eh! :wink:
55. watafon ( 04/06/2006 18:30)
aleo tex avery mihitsy no jerena e!
HM sy Fiffi: zany v no jerenareo reto?
56. Zina ( 07/06/2006 15:01)
ka kafe sa film-jaza no resaka eto e?
ratsy doly na cafe na dite, mila manao balance fotsiny oe tsy dia misotra "a gogo" fa manimba ny system nerveux
57. cutie ( 07/06/2006 15:18)
fa in no tokony hosotroina "a gogo":-D:-D:-D
58. Fiffi ( 07/06/2006 15:23)
ny rano !
59. cutie ( 07/06/2006 15:34)
:lol::lol::lol::lol::lol:
hisotro betsaka zany za :lol:
60. fijo ( 07/06/2006 20:12)
cutie an ,za vao naika hifocer andry ko.
fa za koa sady misotro cafe no misokotra fe ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2869