Kafe

21. fijo ( 01/06/2006 19:01)
za lereto misotro kafe tsy tia siramamy nefa tsy maninona an
22. cutie ( 01/06/2006 21:29)
fijo, normale zany ka:wink:
23. Fiffi ( 02/06/2006 04:25)
fijo: zah indray de tsy mba manisy siramamy na dité na café zany fa efa fahazarana io , de nanandrana nanisy siramamy de lasa mankandoha be le izy avy eo.
24. Herimiafina ( 02/06/2006 14:23)
Fahazarana aby io! Ny antony hanasivako siramamay dia hampihena ny gout amer ny tannins ao anatin'ny café.
25. cutie ( 02/06/2006 17:50)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 02-06-2006 09:25:05
Lohateny : Re : Kafe
fijo: zah indray de tsy mba manisy siramamy na dité na café zany fa efa fahazarana io , de nanandrana nanisy siramamy de lasa mankandoha be le izy avy eo.

za koa tsy maniusy siramamy dite zany za tsy misotro kafe:P
26. Herimiafina ( 02/06/2006 17:54)
Tandremo indray ny theine anaty dité, neuro-tenseur mitovitovy amin'ny cafeine ihany ny theine ao anatiny mantsy.
27. cutie ( 02/06/2006 18:01)
ny ahy green tea sy mint ihany no fisotroko :P
28. Fiffi ( 02/06/2006 19:00)
tisane kah!
29. Herimiafina ( 02/06/2006 19:17)
heh, hoy ilay biologiste akamako izay, misy principe actif jiaby jiaby ireny infusion sy tisane ireny ary neuro-tenseur avokoa ny principe actif-ny, raha tsy izany tsy ahahitana effet-ny.
30. cutie ( 02/06/2006 20:10)
HM ngamisotro dite?:roll:
31. Herimiafina ( 02/06/2006 20:16)
Zah retsy le the sinoa ireny no fisotroko klé, le manome energie be ireny
32. cutie ( 02/06/2006 20:17)
in ny anarany :P
33. Herimiafina ( 02/06/2006 20:24)
Zhiang tin, sa tsy haiko tsara fa maintsomaintso le izy de misy menthe be, masiaka kely izay, anjaso jereko le boaty fonony de teneniko.
34. cutie ( 02/06/2006 20:25)
gei seing ngamba , tena tsy tantiko io :-D:-D:-D:-D
35. Herimiafina ( 02/06/2006 20:51)
Tena otsan,io retsy an, demisy le mavomavo mba moramora izay koa fa tsy de tiako fa ireny the sahambavy ireny ihany no tena reveko manja.
36. cutie ( 02/06/2006 20:52)
forcer-na za vo misotro an'io :-D:-D:-D:-D
37. Fiffi ( 03/06/2006 13:53)
38. cutie ( 03/06/2006 14:37)
terena manko e, ratsy be zany forcer-na zany ry fiffi e :lol:
39. watafon ( 03/06/2006 18:07)
za mantsy mbo gaga kou!
HM:za kou esy mirevy thé kle!
40. cutie ( 03/06/2006 18:27)
watafon, nalaky be toi zany :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.348