Kafe

61. cutie ( 07/06/2006 20:29)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mba sotroy:-D le rano ry fijo
62. Fiffi ( 08/06/2006 05:28)
fijo: hummm ! inona indray ity "fe ka" ? :-D
63. fijo ( 09/06/2006 18:26)
cutie an,ka sady misotro rano koa anie e,fa le rano 40° de mampiakatra indraindray.
fiffi an,"misikotra fe"
64. cutie ( 09/06/2006 19:10)
fijo ok :lol:
65. Fiffi ( 10/06/2006 04:04)
fijo: hummm ! inona indray akia ity rano 40° ity ?
66. watafon ( 12/06/2006 05:02)
Fiffi: tena nisolo n'i veloo marina ndry ty k ! :lol::-D
67. Fiffi ( 12/06/2006 07:28)
wata: heu...ka i fijo misy zavatra tsy azoko mihintsy lazainy koh ! rano 40° , ny" misikotra fe" :-D:-D:-D:-D
68. watafon ( 13/06/2006 09:56)
rano 40°= toaka akia an :-D:-D:-D
69. Fiffi ( 13/06/2006 11:18)
hihihihi hay le vodka ? :-D
70. fijo ( 13/06/2006 20:47)
ary aiza tokoa i velooo e?sa i fiffi ihany no nanao veloo tato?
71. Fiffi ( 14/06/2006 04:52)
:roll:
72. watafon ( 14/06/2006 05:03)
fijo: tena tsy hita intsony lesy an!
73. Fiffi ( 14/06/2006 05:08)
fa zah kosa aloha tsy veloo an! zah Fiffi
74. watafon ( 14/06/2006 05:24)
Fiffi::-*:-*
75. Fiffi ( 14/06/2006 12:47)
wata: :* :) io Fiffi be resaka ihihihihi
76. fijo ( 15/06/2006 19:33)
fiffi an,asa ko,samy be??????? nareo roavavy.
77. watafon ( 16/06/2006 04:48)
fijo: b inn indray less ? hihi
Fiffi::*:*:*
78. Fiffi ( 16/06/2006 06:04)
wata: :*:*
fijo: maninona zah an ? e inona kay ?
79. fijo ( 16/06/2006 20:42)
wata be??????? fanontaniana e.:-D:-D:-D:-D:-D
80. Fiffi ( 17/06/2006 05:03)
ka raha tsy fantatra kosa ve de tsy hametraka fanontaniana ? sady ny andry ange ry fijo heu...tsy hay hoe inona koh! rano 40° hono hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1775