machine à tricoter
1. isrine
(
31/05/2006 12:41)
Sao de misy mahita mivarotra machine à tricoter mbola vaovao. Ny tiko lazaina de machine ampiasaina antrano fa tsy @ usine akory.
De raha misy de eo @ ohatrinona eo ny vidiny?
Misaotra e.
De raha misy de eo @ ohatrinona eo ny vidiny?
Misaotra e.
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 05:21
4. diamondra27
(
01/06/2006 04:49)
misy manome fotsiny aza indraindray eto @ internet fa dia anjaranao no mitady.
tsy aleo ihany ve le vita tanana e! iny ange mba sady lany ny andro no tsy very ny héritage tany @ grand-mère
no faly ilay olona nahazo ny asatananao e!
tsy aleo ihany ve le vita tanana e! iny ange mba sady lany ny andro no tsy very ny héritage tany @ grand-mère
no faly ilay olona nahazo ny asatananao e!
