RV dans 3 mois

1. ari.malala ( 30/05/2006 04:42)
:D:D:D:D lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra, ka dia an-kafaliana tanteraka no ilazako aminareo namako rehetra eto amin'ny namana serasera fa handeha kely aho afaka roa andro, izany hoe ny alakamisy 01/06/06 no ho tazana farany eto ny anarako :D dia afaka 3 volana any ho any indray mifankahita eto raha sitrapon'Andriamanitra e :D

Ho an'ireo izay efa nifanoratra tamiko, dia io alakamisy io no farany hahafahako hamaly anareo, ary hoan'izay hanoratra kosa ;) dia rehefa tonga aho, na raha misy fotoana hangalarina hitsidihana eto dia mamaly ihany aho e! :D
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 07:08
2. Fiffi ( 30/05/2006 04:53)
ari.malala: Bonne continuation , de mivavaka hatrany ho andry aho . De mirary soa sy fahambinana , fahasalamana tanteraka ho andry sy zazakely ho avy tsy ho ela. Mazotoa hatrany akia an! :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
3. Fiffi ( 30/05/2006 05:00)
de miandry koh zahay an! :)

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/0016.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/fleur18.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/minirose.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/etoile5.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/rose8.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/nnngifs-etoile.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/p_flower01.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/rose8.gif[/IMG] :-*:-*:-*:-*:-*
4. dadabe ( 30/05/2006 05:42)
anjekaky oo !! tena izay vao feno 9 volana ve??8O

anjenestoo nao e:°):roll::oops: (l) dia manaova mora retsy ry ari.malala a:wink:


aza hitako ka kambana:{
5. diamondra27 ( 30/05/2006 05:48)
ari.malala:ok, dia manaova repos tsara de tandremo sao mibatabata zavatra mavesatra an na manao vizana be.

De ahoana tokoa moa ny fomba fiteny?

......

Tena nisy trou de mémoire fa de ny Tompo anie homba anao sy ny ankizy. :-*:-*:-*:-*
6. ari.malala ( 30/05/2006 05:54)
Fiffi, merci bcp aky a :D:D:D:-*:-*

:-D:-D:-D:-D:-Ddadabe dde misen fona mintsy! hihihi, ts manin anie na kambana aza e, d amzay tanteraka ny fanirinao ;) :-D:-D:-D:-D:-D

Diams, misaotra betsaka aky a, de mirary serasera milay b ho anareo rehetra e de :-*:-*:-*:-*:-* daolo nareo rehetra fa nahafinaritra ny fiarahana :-*
7. mamzelkely ( 30/05/2006 06:00)
de manaova mora akia ari aa de aza adino ny mandefa sms na miantso refa tonga izy aa de ilazako ny namana rht tsika mo afaka mifankahita eny ihany ee sa aôna de bizz be anjy de tongava soa ny vahiny ee :-*:-*:-*:-*:-*:-*
8. ari.malala ( 30/05/2006 06:44)
mamzelkely, ts adinoko njy e, njy no mahalala volou koooo ;) njy aza mbola hoentiko hanao bazar zao hihihi:-D:-D aiza no tianjy, Mahamasina sa Analakely?;)
9. mamzelkely ( 30/05/2006 06:52)
hay mo hihihihi mhh aiza re ee aleo mahamasina fa sô de safotra eo am le toto-nato be io njy ka hanahirana ahy eo :°):-D:-D:-D
10. Fiffi ( 30/05/2006 07:05)
mamz , ari.malala: hummmm ! tandremo hiany sao dia tonga tampoka eo io zaza io vao hikoropaka eny an-tsena eny an! :-D:-D:-D:-D
11. totofy ( 30/05/2006 07:13)
dé mandra-piresaka dray zany ry ari.malala , dé manaova mora koa zany:-D:-D:-D::-*
ary tandremo sô lava-tongotra ka teraka an-dalana manjary atao hoe Ndalana ny anarany =))=))=))=))
12. ari.malala ( 30/05/2006 07:19)
Fiffi, Totofy, tsisy atahorana ndray ra iny ka, tsy ho Ndalana mintsy ny anarany ka :-D:-D:-D:-D ra Mahamasina anie no halehanay roa tsisy risk e, ny maternite eo akaiky eo ihany, sa aona ry mamz? :-D:-D:-D
13. totofy ( 30/05/2006 07:23)
ari. hay ve nareo sy zelkely tsy namana virtoaly ihany fa tena izy é ....sa lé miantsena eo mahamasina no virtoaly:-D:-D:-D:-D:-D
14. mamafara ( 30/05/2006 07:24)
hay ve handeha hiteraka ndry ry ari.malala. azo vangiana ve? de aiza nefa ndry no mipetraka?? sa tsy azo resahina eto ve.
mamafara
15. Fiffi ( 30/05/2006 07:28)
mamafara: andefaso hafatra akia izy an! :) zah koh hamangy hihihihihi ndryyyy ari.malala :( sahady akia zah an! :):-*:-*:-*
16. mimich ( 30/05/2006 07:43)
bye aki ari.malala, manaova mora (oham-pitenena malagasy io an!!! so de meme eo njay mantsy dadabe avy eo fa io fona no mpanondrana eo lol)
de mirary soa.
de efa mamzelkely zany no ahafantaranay ny vao2 an!!! ny chocolat ko aza hadino fa ho avy za.bisous njy
17. totofy ( 30/05/2006 07:46)
f'anga zelkely ny ministry ny filazam-baovao :?::-D:-D:-D:-D:-D
18. diamondra27 ( 30/05/2006 07:59)
totofy: de raha teraka eto @ internet de iza no anarany?
19. totofy ( 30/05/2006 08:06)
totofy: de raha teraka eto @ internet de iza no anarany?

virtoaly
20. ari.malala ( 30/05/2006 08:19)
totofy:

ari. hay ve nareo sy zelkely tsy namana virtoaly ihany fa tena izy é ....sa lé miantsena eo mahamasina no virtoaly:-D:-D:-D:-D:-D



Ieuu, ny anay sy zelkely tena reelle ny amitie ka :) donk ts virtoaly mints lemankeo Mahamasina fa efa impiry niaraka niantsena zay zay roa! zany no nahatonga ani mimich niteny we izyn no hahalaanareo we tonga soa ny vahiny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8019