RV dans 3 mois

21. totofy ( 30/05/2006 08:26)
sambatra ééééééééééé, mba hitondray koba za refa metsena nareo éééééé:-D:-D:-D:-D:-D
tsy kobaka am-bava io an !
22. booboo ( 30/05/2006 08:32)
Manaova mora Ari.malala a :-*:-*:-*:-*, dia maroroha taiza kounkou :-*:-*:-* dia mirary soa indrindra indrindra :-*:-*:-*:-*:-*:-*
23. ari.malala ( 30/05/2006 09:07)
booboo, merci beaucoup aky a :-*:-*:-*:-* tena ho latsaka eto ihany ny ranomasoko ra zao no mitohy kle hahaha :-D emue b za fa mafinaritra b daolo nareo rehetra :):-*:-*:-*:-*:-*:-*

totofy, alefa par mail v ny kobanao e,le lavalava ireny no tinao sa le kobandravina fonosina ravinakondro? ;)
24. booboo ( 30/05/2006 09:10)
ari.malala > kleenex mitsy ve no tondé apasiko anao sa mosoara kely iraika ? hihihihihihihihi
25. dadabe ( 30/05/2006 09:18)
Mpandefa : mimich [ Valio ] 30-05-2006 12:43:47
Lohateny : Re : RV dans 3 mois
bye aki ari.malala, manaova mora (oham-pitenena malagasy io an!!! so de meme eo njay mantsy dadabe avy eo fa io fona no mpanondrana eo lol)
:oops::oops::oops:
26. diamondra27 ( 30/05/2006 09:27)
totofy: de 'za omena koba koa an! le lavalava misy vonjo no tena tiako
27. totofy ( 30/05/2006 10:04)
ari. alefaso mail ary é tsy blem zany , lé lavalava :-D:-D:-D:-D:-D:-D


huummmmmmmm , io lé koba io diams a! , sa zarain-tsika dé ana lé anatiny dé anao lé hivelany=))=))=))=))=))
28. ari.malala ( 30/05/2006 10:40)
hahaha, zany fitiavantenanao re ry totofy! marina moa :-D:-D:-D:-D:-D ao fa handefasako nareo d ze ifanarahanareo any am le fizarana azy ko, fa de am lakamisy anie vo misy tsena eny Mahamasina e, de alefako mail rovina zany? :-D:-D:-D:-D
29. mamzelkely ( 30/05/2006 10:44)
kalou fa mbola vô hovidina le izy koba ry totofy aa aza maika :-D:-D
30. Fiffi ( 30/05/2006 11:06)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/fleur_couleur.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/fleur18.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/etoile5.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/minirose.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/nnngifs-etoile.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/p_flower01.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/fleur18.gif[/IMG] [IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/minirose.gif[/IMG] http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/etoile5.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/etoile5.gif[/IMG] ari.malala: :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
31. Samoana ( 30/05/2006 11:10)
manaova mora ô!
32. rurik ( 30/05/2006 11:16)
veloma aky dia manaova mora an dia mirary fahasalamana tanteraka ho anjy dia misaotra betsakla nilaza .:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*veloma dia mandrapitafa indray aky an bizzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzz
33. mandrindra ( 30/05/2006 11:24)
manaova mora, dia ho tonga soa ny vahiny.
mirary fahasalamana sy tanjaka ho an'ny reny sy ny zaza.
34. pissoa ( 30/05/2006 11:24)
manaova mora ooooo ... :-*
35. rurik ( 30/05/2006 11:25)
dia tongava soa ny vahiny eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
36. mamzelkely ( 30/05/2006 12:31)
ny anjy ko rurik :wink::-*:-*
37. ari.malala ( 30/05/2006 13:28)
merci daolo e, de mirary anze ts manana hanana mo ze manana ho tonga soa ny anazy e :):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
38. fasaly ( 30/05/2006 16:30)
aza hadino fotriny ny sary e! zany ari. an!:-*:-*
39. mamzelkely ( 31/05/2006 04:21)
hita akia ry fasaly ee :wink:
40. ari.malala ( 31/05/2006 04:34)
fasaly, tsy maints ampidirina ao am momba ana ny sariny refa tonga a ka, fa nareo omena fitiavana manokana de andefasana manokana ;) njy sy mamz ary Fiffi;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5324