urgent

1. vola100 ( 30/05/2006 10:22)
manao ahoana daholo!
sao mba misy mahalala hopital tsara sy ampy fitaovana ary gynecologue mahay eto Tana ianareo?
fa ny cousine-ko dia bevoka efa 7mois, ka hita fa mila fanarahana maso akaiky ka tokony ho vonona @ny operation,couveuse.
misaotra mialoha @ fanampina.veloma!
novalian'i Fiffi ny 27/06/2006 12:15
2. booboo ( 30/05/2006 10:33)
eny @ Clinique ery Ilafy. na lafolafo aza tena tsara @ lafiny maro.
3. Fiffi ( 30/05/2006 10:47)
vola100: nga io tsy efa fantatra mialoha raha vao bevohoka ? nga tsy manaraka ny gynéco ? hoe aiza no andeha hiterahana ? efa feno 7 volana ve vao hitady hoe aiza ny andeha hiteraka ?
4. pika ( 30/05/2006 11:00)
ny hopitaly mampiteraka kosa anie fy Fiffi raha tsy efa any @ 1volana tsy haterahina tsy mampisafo e fa ny @ sage femme tsotra na ..... mialohan'izay
vola100 betsaka ny hopitaly tsara eto tana ka any ilafy oh na eny @ sainte fleur sns fa aza avela mbola miandriandry fa tapaho ny hevitra dia mirary soa
5. vola100 ( 30/05/2006 11:08)
ny zavanisy dia gynéco nanaramaso azy tany antoerana nipetrarany dia tsy nahita (tsy mahay)ka sedra nakatra teto Tana vao hita ny tena marina, misaotra betsaka anareo, veloma!
6. Fiffi ( 30/05/2006 14:12)
pika: heu... :oops: tena tsy mitovy @ aty ivelany mihintsy aloha raha izany an! ny aty manko raha vao mijery gynéco @ voalohany de izy hiany no mampiteraka ka manaraka ny vhv bevokoka , ary isam-bolana raha tsy misy hilana ny fanaraha-maso akaiky , sady io gynéco io efa fantatra koa hoe aiza ny hopitaly na clinika fampiterehany , izay no nahatonga ahy niteny hoe nga tsy fantatra hatramin'ny voalohany hoe aiza no andeha hiteraka ?
7. watafon ( 30/05/2006 14:36)
vola100: k tokony hanantona haingana ilay hopitaly anie izy satria indraindray ry zareo tezitra raha akaiky loatra vao manantona azy e!
Sté fleur ao @ HJRA koa tsara k ! sady betsaka gynécologue mahay ao e!
8. Fiffi ( 30/05/2006 15:25)
wata aahh: de ahoana akia ny suivie @ io raha efa feno 7 volana zany zay vao hijery ny hopitaly hiterahana ? Noheveriko mantsy hoe ny gynéco 1 hiany no manaraka de AàZ .
9. watafon ( 30/05/2006 17:25)
Fiffi: marina zany fa raha mety hodidina zany izy ange d tsy maintsy any @ hopitaly zany no tokony hanatonany e! tsara mihitsy mantsy oe DR iray no manaraka ilay vohoka hatramin'ny voalohany araka ny voalazanao !
10. Fiffi ( 30/05/2006 19:04)
wata: heu.. ie ! satria raha snatria ka misy komplication de any @ hopitaly ekipé tsaratsara kokoa eh ? de tsy hisy transfert raha sanatria.
11. tiatsara ( 31/05/2006 07:34)
Zavatra mety iseho lay hoe tys mahay na tsy nahita ny olana ilay nikarakara h@ izay, indrindra raha tsy ao Tana, satria aty @ province dia voafetra ny fanaraha-maso sy ny fitaovana.

Dr. Jean-Pierre : gynéco - Befelatanana ;
Dr. Eliane : gynéco - Befelatanana ;
P.S.F. : Pavillon Sainte Fleur, isy gynéco marobe
Dr.Serge Eric : Chirurgien+gynéco : H.J.R.A.

Tandremo mi s'aventurer ivelan'ny hopitaly, fa midira hopitaly, dans les plus brefs délais, tsara foana ny miteraka any @ hopitaly;

Mahereza, dia tongava soa ny vahiny kely.
12. Fiffi ( 01/06/2006 05:23)
izay hiany no tena mbola mahatsara ny hopitaly.
13. fijo ( 01/06/2006 19:09)
izay izany fa dia mahereza e
14. Fiffi ( 02/06/2006 05:05)
mahereza marina , de ataovy aingana aloha ny fijerena an'io hopitaly io , de mirary fahasalamana eh !
15. watafon ( 03/06/2006 18:22)
vola100: aiza enao fa tô tsy hita intsony !
16. Fiffi ( 04/06/2006 04:10)
17. watafon ( 06/06/2006 08:53)
mety efa teraka angamba zay v ? aiza kosa e! :-D
18. fijo ( 07/06/2006 20:24)
efa any amin'ny hopitaly izy izay ka
19. Fiffi ( 08/06/2006 05:30)
zany ve ? nefa toa hoe vao 7 volana ?
20. tisera ( 08/06/2006 18:08)
ka mety teraka alohan'io indrindra ange no ilany hopitaly misy couveuse é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2251