Fikarakarana vatana @fitondrana vohoka
1. titis
(
29/05/2006 19:07)
Rehefa tonga eo @telo volana mitondra vohoka dia mampiasà huile d'amande douce,ahosotra @ nono,kibo,sandry,ny fe,isa-maraina mba hialana @vergiture rehefa teraka.Somary lafolafo ihany any @pharmacie.Mba andramo anie fa ho hitanareo fa tena efficace tokoa!
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 04:25
4. ari.malala
(
30/05/2006 04:34)
marina mihintsy izany ka :) fa aza adinoina ihany koa ny manasa ny nono @ rano mafana isanandro, sy misintona ily loha - nono iny hahafahan'ny zazakely minono rehefa teraka izy :)
5. Ralay
(
30/05/2006 05:37)
Ary aza hadino koa ny manao rapport hatr@faran'ny vohoka fa ilaina foana koa :lol:
7. soasoafy
(
30/05/2006 07:38)
tsy mananosarotra b v le manao rapport refa efa tena lehib ny kibo? tsy manohina b v? ary ny lohan'le zaza v tsy hatahorana?
8. ari.malala
(
30/05/2006 13:03)
misy position efa mety amzany aky ry soasoafy a, de ny lohanjaza tsisy atahorana satria tsara fono ao anaty placenta izy :)
9. mandrindra
(
30/05/2006 13:48)
marina izany ry ari.malala, matory, mitsangana, mihilana, mipetraka .... tena ilaina be ny firaisana mandritra ny vohoka. tokony tsy hiala amin'ny mahazatra mihitsy fa manjary déséquilibré ny fiainan'ny mpivady.
12. booboo
(
31/05/2006 10:00)
dé lé milomano manao brasse na dos-brasse koa oun tsara refa @ derinière ligne droite iny ( dernier mois de grossesse ). Fa tsy tadidiko hoe mampaninona ny bassin sy ny inona angaha :roll:....
13. ari.malala
(
31/05/2006 11:20)
oupsss! ko voa mafy zany zahay matahodrano sy vato alatsaka itony ra zany koooooooooooo!
14. isrine
(
31/05/2006 11:58)
Ary @ fotoana ampinonoana ny zazakely ( minono @ reniny no lazaina eto an), dia amboarimboarina ny orony sy ny sofina satria mbola malefaka ny rehetra @ iny. Izay mahakolokolo no manana ny soa! Mba tsy ho petaka loatra ny orona na ho be kapilantsofina ny zaza.
15. isrine
(
31/05/2006 12:00)
Nisy hadino, ka ny vehivavy mihitsy anie no manana ilay filana ny hanao na bevohoka aza e, fa ny tahotra no betsaka @ hoe ny zazakely...
16. bellla
(
31/05/2006 15:48)
zany ve ky isrine, anjaso fa hanao bevohoka alou zah de ho hitako eo zany. De lazaiko eto ihany ny vokany avy eo. hehe
17. sasa
(
01/06/2006 07:25)
saotra am torohevitra na d mbola tsy ho bevohoka ato ho ato aza ny tenanay
Isrine nefa misy namako vehivavy izay tena nitaraina mintsy fa malaina hanao rehefa izy bevohoka iny,d na izy aza d mahatsapa fa mijaly mintsy ny vadiny raha vao bevohoka izy.
Isrine nefa misy namako vehivavy izay tena nitaraina mintsy fa malaina hanao rehefa izy bevohoka iny,d na izy aza d mahatsapa fa mijaly mintsy ny vadiny raha vao bevohoka izy.
18. bellla
(
01/06/2006 21:03)
sasa: de tsy manao zany mandritra ny sivy volana?? ka tsy loza ny hanjo an dada?:-D
20. vale
(
10/06/2006 20:48)
booboo:manokatra ny bassin aky booboo à!;-)
dé lé milomano manao brasse na dos-brasse koa oun tsara refa @ derinière ligne droite iny ( dernier mois de grossesse ). Fa tsy tadidiko hoe mampaninona ny bassin sy ny inona angaha :roll:....