FANAFODY SERY HAFA KOA E!
1. zah
(
26/05/2006 13:26)
Ity koa fanaoko anakiray, ary vao nataoko t@ herinandro dia vao natoroko olona t@ w-e teo ka nahagaga azy : maka tongolo gros oignon 2 de voasana. Manaikitra maso hoy isika fa ny tena tsara dia ilay fofona manaiki-maso iny no trohana hiditra any anaty orona. Dia rehefa voatetika madinika dia apetraka eo andoham-pandriana mba hiainana mandritry ny alina. Alohan'ny hatory izany no anaovana azy. Raha zazakely dia tongolo iray dia mety. Aza gaga raha maraina ny andro dia ohatry ny misy fofon-kelika be izany ny trano, nefa ilay tongolo no renao :-)
novalian'i velosoa ny 05/08/2006 10:54
2. Ralay
(
26/05/2006 13:48)
Zany ve tsy hahasafotra kle :-D sao de tsy mifoha eo intsony no atahorako zah mbola te ho velona marina an'io ouuuuuuu =))
3. Fiffi
(
26/05/2006 13:58)
Aza gaga raha maraina ny andro dia ohatry ny misy fofon-kelika be izany ny tranoheu....
5. Fiffi
(
26/05/2006 14:22)
Ralay::-D:-D:-D Ralay: tena ho safotra ao angamba kah! :-D:-D fa raha zany misy fofon-kelika zany kosa aloha tsy lasa eh!
Zany ve tsy hahasafotra kle :-D sao de tsy mifoha eo intsony no atahorako zah mbola te ho velona marina an'io ouuuuuuu =))
10. vale
(
28/05/2006 11:19)
zah: saotra betsaka aki à:-*:-*
fiffi: ndry aza manao resa-pofona eo an:-D:-D:-D:-D:-D:-D
fiffi: ndry aza manao resa-pofona eo an:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. watafon
(
28/05/2006 14:04)
zah: andramana doly zany d tantaraio eto avy eo le fofona e! henoko sahady !:-D:-D
15. Fiffi
(
30/05/2006 19:11)
wata: ntsooo ! nga nanandrana ? tokony nanao solomaso ngodabe angamba eh ? :-D:-D:-D:-D
19. Fiffi
(
07/06/2006 14:35)
:-D nga tsy loza eh! heu... fa tsy hadino koh ny nividy tongola an! hihihihi