FANAFODY SERY HAFA KOA E!

21. watafon ( 12/06/2006 05:06)
:):)
22. Fiffi ( 12/06/2006 07:31)
de tsy nanandrana intsony ve ? heu...wata aah! zay akia fa efa nahazo an'le alamo zah an! hihihihhi nanandrana fa tena berkkk be kay le izy hihihhi sady miraikitra @ lela hihihih
23. watafon ( 13/06/2006 10:04)
hihihi! anjekaky ô :{:{tsy fihinana ange reny e! mampandoa gaigy b mitsy !
24. Fiffi ( 13/06/2006 11:25)
heu...:oops: fa hitako taiza moa le nisy niteny hoe nihinana koh! fa nanandrana zah de berkkk be fa morceau novakiana kely zay nikarepoka de berkkk fa nalohako na efa nisy tafatelina hiany aza. (fa kely) De zay vao nolazain'le olona hoe nannnnn!! tsy fihinana. Loza....
25. watafon ( 14/06/2006 05:28)
fa izy ndray ange alou tsy poizina e! fa tsy fihinana ftsn ! hitako ery ny pozindry tao !:lol: :-*
26. Fiffi ( 14/06/2006 12:51)
wata: heu...:oops: grave be fa tena :oops:
27. pitchou ( 14/06/2006 17:33)
ny fanaonay d alohan'ny hatory d mandro @ rano mafana be zay nampangotrahana miaraka @ ravim-boasarimakirana! d tondrahana tsara mihitsy ny hatoka iny! fa avy d décongestionné rehefa tonga ny maraina!
sady tsy mampisy fofon-kelika mintsy io! :-D:-D:-D:-D:-D
misy koa izao itony huile essentielle atao @ brûle-parfum itony!
28. watafon ( 17/06/2006 07:10)
pitchou: inn akia zany ?
29. pitchou ( 17/06/2006 17:15)
ny inn no anontanian-dry? ny brûle parfum? zavatra otran'ny fatana kely @ faïence le izy d otran'ny coupe na vilany na sahala @ zany ny tapony, d ao ambany no apetraka ny labozia mirehitra hanafana le coupe izany asiana huile essentielle
sa le huile essenetielle? misy karazany maro araka ze tadiavina: eucalyptus, respir, ambiance ...
30. watafon ( 19/06/2006 14:01)
le type na huile essentielle no tiako ho fantatra k !
31. Fiffi ( 19/06/2006 15:22)
http://www.embellys.com/phuilesessentielles.htm
32. watafon ( 26/06/2006 10:24)
Fiffi: merci akia an !:-*:-*
33. Fiffi ( 26/06/2006 19:59)
wata: de rien akia an! :) :*
34. watafon ( 27/06/2006 09:54)
35. Fiffi ( 27/06/2006 12:47)
wata: [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/0021.gif[/IMG] :)
36. velosoa ( 05/08/2006 10:54)
Tena efficace le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1227