hasarotam-piaro, fitiavan-tena sa misy ambadika

1. mamafara ( 26/05/2006 07:16)
Nandeha teny rehetra teny dia nahatsikaritra zavatra toy izao (azafady fa @ teny frantsay, tsy haiko ny manao traduction libre)
Les femmes laides sont jalouses de leurs maris, les belles femmes sont jalouses des maris des autres.
ahoana no mba fijerinareo azy? hasarotam-piaro ve? fitiavan-tena sa misy zavatra hafa miafina. misaotra ê!
mamafara
novalian'i Fiffi ny 29/05/2006 13:07
2. diamondra27 ( 26/05/2006 07:31)
mamafara:hasarotapiaro samy hafa ireo
misy catégories manko ny fitiavana

ny fijeriko azy dia tsy ny vhv ihany no jalouses fa ny lhl koa misy jaloux

3. Fiffi ( 26/05/2006 07:47)
mamafara:
Les femmes laides sont jalouses de leurs maris,
mamafara: hummm !! nga hono natokana ho an'ny femmes laides hiany ity fahasarotam-piaro ity ?

4. ikalakintina ( 26/05/2006 07:47)
marina zany DM a!refa tia de saropiaro na lahy na vavy!, fa le saropiaro be loatra kosa klou tsy lasa e!
5. ikalakintina ( 26/05/2006 07:50)
diso be za fa tsy namaky hatram voloany!, :-D:-D!hs
6. Fiffi ( 26/05/2006 08:48)
:-D:-D:-D
7. vale ( 26/05/2006 09:24)
ny lhl aza no tena sarompiaro ko ary possessif tsy manontosa :x , ary misy aza manintsakitsaka an'le vadiny, nefa le vadiny harovany mafy dia mafy:-D, fitiavan-tena tsotr'izao:twisted: :-D

mamafara à: miala tsiny , fa aleo aloha dinihako tsara fa tsy mety ho takatro ny anton'ny fihetsik'le femmes belles :wink:
8. dadabe ( 26/05/2006 09:42)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 26-05-2006 12:31:10
Lohateny : Re : hasarotam-piaro, fitiavan-tena sa misy ambadika
mamafara:hasarotapiaro samy hafa ireo
misy catégories manko ny fitiavana

ny fijeriko azy dia tsy ny vhv ihany no jalouses fa ny lhl koa misy jaloux
izany an:°)
9. andry08 ( 26/05/2006 09:44)
ny hasarotam-piaro matetikadia lasa aretina, nefa ny tena ihany no mahasitrana azy, noho izany fandanian'andro io
10. Fiffi ( 26/05/2006 11:40)
fandaniana andro ahoana koh zany ?????
11. mamafara ( 26/05/2006 12:08)
ny tiako ho fantatra ange dia hoe maninona ny vehivavy ratsy tarehy no saro-piaro @ vadiny? ary maninona ny tsaratarehy @ vadin'ny hafa sa zaho koa ve tsy mahazo tsara ny dikany?
12. Fiffi ( 26/05/2006 12:35)
mamafara: heu... tena tsy aiko indray aloha zany an! sa ve hoe ratsy tarehy zany izy nefa ny vadiny tsara tarehy ? donky norma akia raha saropiaro izy zany koh!
13. little ( 26/05/2006 13:03)
Mazava zany RaMama Fara an, ny vady ratsy matahotra hoe hiodina rangahy de mila voa tsy hary. Ny vady mihevitra azy ho tsara kosa an, de mila voa tsy ary ' vadin'olona sasany satry tsy nahazo de laginina @ ity farany de zay. Tsy misy fahasarotam-piaro reo fa tsy fahampiana fahatokisan-tena.
Solution: na dia saro-piaro aza nareo vehivavy mody manao va tsy saro-piaro!
les paris sont lances pour vous les filles et les femmes!!!!
14. Herimiafina ( 26/05/2006 13:18)
mamafara:

Nandeha teny rehetra teny dia nahatsikaritra zavatra toy izao (azafady fa @ teny frantsay, tsy haiko ny manao traduction libre)
Les femmes laides sont jalouses de leurs maris, les belles femmes sont jalouses des maris des autres.
ahoana no mba fijerinareo azy? hasarotam-piaro ve? fitiavan-tena sa misy zavatra hafa miafina. misaotra ê!
mamafara

Toetran'olombelona ny fitiavantena, ary impossible ny hamongorana azy satria instinct naturel.
Ny tsara ianarana dia ny mi-maitriser azy fa tsy ny fanafoanana azy tsy akory. Resaka hormone daholo io.

Ny hasarotampiaro koa dia mitovy amin'izay, toetran,olombelona, tsy misy olona tsy saropiaro amin'ny zavatra tiany izany.

Tsy ny fitiavantena ihany no mahatonga ny fahasarotampiaro fa misy lafiny maro ao, toy ny fanajana, ny hambo, sns, izay tsy voatery ratsy foana.
15. Fiffi ( 26/05/2006 14:25)
Herimiafina:

Herimiafina: marina daholo aloha ireo nolazainao ireo an! iza anefa no tsy saro-piaro @ tiany ? matoa koa saro-piaro ny olona dia fitiavana daholo no mahatonga an'io fa arakin'ny lazainao de hoa tokony maitrisena le izy.

16. vale ( 26/05/2006 19:40)
ié!:^):^)
17. Fiffi ( 26/05/2006 20:28)
vale: hummmm !! haindry an! :-$
18. fameusecousine ( 26/05/2006 20:49)
adala aloha zay tsy saro piaro amin ny tiany ehhh fa ny trop no tsy mety:roll::roll:
19. Fiffi ( 27/05/2006 05:41)
ela ela indray fameusecousine no tsy hita an! :) tongasoa indray aloha ndry .
Marina aloha fa tokony maitrisena io fahasarotam-piaro io , saingy raha ilay vhv ohatra zao no saro-piaro , maninona kosa raha mba mitadrina kely le lhl ?
-Ohatra hoe lazain'le vhv azy hoe saro-piaro à i ranona zah ... izy aza efa mba sahy nilaza , de mba anjaran'ilay lhl kosa no mba manao izay tsy hahasaro-piaro azy @ io olona io ? zany hoe mba mitandrina an!
20. sasa ( 27/05/2006 06:36)
Fiffi marina mintsy io teninjy io kanefa anie akia, ny lehilahy arakaraky ny mba hitarainanao no vao maika hanaovany an'iny, tsy hitandrina izany mintsy izy.:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.099