hasarotam-piaro, fitiavan-tena sa misy ambadika
21. Fiffi
(
27/05/2006 06:54)
sasa: marina akia zany an! misy aloha lhl de tsy mivaky loha akory hoe fa maninona ianao no saro-piaro @ io olona io ? misy aza tonga de mandray azy ho ratsy nefa tokony ho fier nge ry zalaha raha mba saro-piaro aminy ny vhv eh! Fitiavana daholo anefa no mahatonga an'izany .
22. mamafara
(
27/05/2006 08:22)
hummmm, mahalasa saina ahy ny voalazan'i herimiafina. misaotra an'i fiffi koa.
24. mamzelkely
(
29/05/2006 04:43)
kay ra marina io lazain mamafara io zany de tena laide be zany za ko za tsinn saro-piaro beuu :roll::-D:-D
25. Fiffi
(
29/05/2006 05:49)
adala zay tsy saropiaro @ tiany , saingy le resaka laide aloh .... heu.....
27. vale
(
29/05/2006 06:56)
sasa::-D iƩ,misy araky ny itenenadry vao maika koa izy manondrana,:-D:-D:-D:-D
Fiffi marina mintsy io teninjy io kanefa anie akia, ny lehilahy arakaraky ny mba hitarainanao no vao maika hanaovany an'iny, tsy hitandrina izany mintsy izy.:-D
29. Silo
(
29/05/2006 12:05)
Manina daholo ny voalazanareo teo fa ny hevitro fotsiny de ny hoe: Arovy ny zavatra tianao fa adala izay tsy miaro ny azy, Hoy ny tenin'Andriamanitra manao hoe: "Tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao"
Tsy misy maharatsy ny hasarotam-piaro fa ataovy @ tokony ho izy mba tsy hanala baraka ilay izy.
Tsy misy maharatsy ny hasarotam-piaro fa ataovy @ tokony ho izy mba tsy hanala baraka ilay izy.
30. Fiffi
(
29/05/2006 13:07)
fa na izany na tsy izany aza aloha de ny fahasaotam-piaro amiko tsy midika velively hoe fitiavan-tena an! tena samy hafa be mihintsy ireo.