gidragidra Antananarivo 26 mey 2006
1. jentilisa
(
26/05/2006 13:24)
Naresaka be teo Antananarivo androany ny zava-niseho androany dia ny fifampififiran'ny polisy ny ny jiolahy teny Ankorondrano izay nifaramparana tao amin'ny tokotany malalaky ny Courts sy ny Cora moa izany. Voabahana manontolo ny lalana.
Ny vokatry ny fifampitifirana moa dia 2 no maty tamin'ny jiolahy ary 1 no voasambotra.
Vakio eto ny andinindininy:
http://jentilisa.blogspot.com/2006/05/western-teto-antananarivo.html
Ny vokatry ny fifampitifirana moa dia 2 no maty tamin'ny jiolahy ary 1 no voasambotra.
Vakio eto ny andinindininy:
http://jentilisa.blogspot.com/2006/05/western-teto-antananarivo.html
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 06:10
2. lapino
(
26/05/2006 13:48)
Basy tsy ara-dalàna izany ny an'ireo jiolahy (mazava ho azy??!)
Na izany aza, miara-ory amin'ny fianakavian'ny maty e!
Na izany aza, miara-ory amin'ny fianakavian'ny maty e!
3. Fiffi
(
26/05/2006 13:55)
fa mba mafy hiany kosa aloha ny asn'ireny jiolahy ireny an! nanaraka ny gazety zah fa tena maro ny olona hampijaliana , voatevateva , vonohina , ny halatra etsy an-daniny , ny tena mampalahelo de ireo ankizy sy ny vhv . Fa na izany kosa aza aloha ny fitofirana sy ny famonoana olona tsy lasa kosa eh!
4. jentilisa
(
26/05/2006 14:15)
izy no tofirina lazainao io ry Fiffi? ny olona tafihina sa ny jiolahy?
5. Fiffi
(
26/05/2006 14:31)
jentilisa: raha vao resaka fifitirana aloha dia efa mampangoritrana ahy eh!
7. Rainikarabo
(
26/05/2006 15:41)
Fiffi:
fa mba mafy hiany kosa aloha ny asn'ireny jiolahy ireny an! nanaraka ny gazety zah fa tena maro ny olona hampijaliana , voatevateva , vonohina , ny halatra etsy an-daniny , ny tena mampalahelo de ireo ankizy sy ny vhv . Fa na izany kosa aza aloha ny fitofirana sy ny famonoana olona tsy lasa kosa eh!
Jiolahy mampiasa basy kosa ve tsy tokony hotifirina ry Fiffi an.
8. Fiffi
(
27/05/2006 05:20)
Rainikarabo: heu..... lasa basy contre basy zany ! normal aloha raha miaro-tena ny polisy , ry zareo kosa ve de hijanona fotsiny @ zao ?