CACHE

1. soanja ( 25/05/2006 22:49)
Nisy an'izay film frantsay izay nojereko (Caché) fa tena tsy voako. Efa mba nisy nahita an'io ve? Ny film frantsay aloha dia mampihaiky ahy fa vita amin'ny tsy ampoizina foana. Ary mety izay angamba no mahatonga ahy voasarika fa dia resabe amin'ny ankamaroany.
2. Fiffi ( 26/05/2006 03:16)
zay no maha-film azy.
3. Herimiafina ( 26/05/2006 13:41)
Mbola tsy hitako io film io kah.
Fa tsy azoko ny tenin'i Soanja hoe vita amin'ny tsy ampoizina sy hoe voasarika tsy azoko.
4. soanja ( 26/05/2006 14:30)
Herimiafina:

Mbola tsy hitako io film io kah.
Fa tsy azoko ny tenin'i Soanja hoe vita amin'ny tsy ampoizina sy hoe voasarika tsy azoko.


Izaho dia isan'ny tia international movies ankoatran'ny film amerikanina vitsivitsy, matetika true story ihany no tena tiako n'inona io na inona. Ny independent movies moa izany no tena ankafiziko fa tsy ireny commercial be ireny. Raha vao misy mandeha ny film frantsay dia iny aho fa lasa haingana mijery. Dia rehefa vita ny film dia tsy afapo foana aho fa noeritreretiko hoe tokony mbola hitohy ilay film dia vita sahady hono. Dia avelany eo ianao mietritreritra izay tokony fahavitany. Miadana be ny fizotry ny ilay film matetika ary resabe lavabe ny ankamaroany sy resaka ao anatin'ny saina na mihinan-kanina eo ambony latabatra dia resaka be indray. Ny mahavoasarika ahy dia ilay izy tsy mitovy amin'ny film amrikanina izay action daholo ka lasa hita fa tsy possible fa film hitadiavam-bola fotsiny.


5. cutie ( 26/05/2006 19:11)
ty misy film frantsay tokony ho jeren-jy : bon voyage no titre
6. soanja ( 01/06/2006 02:10)
cutie:

ty misy film frantsay tokony ho jeren-jy : bon voyage no titre

Film tokoa ve io sa sangy fotsiny hanajanona ahy tsy handeha hijery film frantsay intsony, cutie? za manko ty film be e.


7. sakaizakely ( 21/06/2006 09:24)
Za ry Soanja dia tena mankafy films frantsay mihintsy. Tena tiako ny culture frantsay ary izany no nahatonga ahy ho voasinton'ity tany iray ity, sy ny nanambadiako olona avy ao aminy. Hitako sy tsapako fa manana sensibilité kokoa ny frantsay indrindra raha resaka boky sy sarimihetsika no lazaina. Mampiasa eritreritra sy fisainana kokoa noho ny films d'action à gros budget amerikana. Misy tantara frantsay dia toy ny tsy tapitra akory dia anjaranao no mamisavisa fa tsy toy ny happy end matetika fahita akory. Nena ohatra an'isan'ny ankafiziko ny adaptation de livres d'auteurs classiques toa an'i Flaubert, Maupassant, Zola, Pagnol sns... Indrindra indrindra ny tena tiako La guerre des boutons. Dans le même genre Etre et Avoir. Mahafinaritra ahy daholo satria manaitra sentiments lalina ao ampoko ao izay tsy tsapako rehefa mijery ireny grosse production ireny aho. Tsy haiko izay milaza azy e ! Ankafiziko fatratra tokoa dia ry Bacri sy Agnès Jaoui, Daroussin & co dans Un air de famille, cuisine et dépendance, si j'étais riche ... na koa ny films n'i Cedric Klapish : Péril jeune, l'auberge espagnole, peut-être...

Misy ihany ny sarimihetsika frantsay mitady hanao toy ny amerikana (la riviere pourpre avec Jean Reno ohatra) fa nena reny tsy tiako.

Misy koa comédies à succès toy ny les Bronzés, les Sous-doués, 3 hommes et un couffin, Diner de cons

Betsaka ny films frantsay mahafa-po e ! Samia maka izay tiany (l)(l)
8. cutie ( 21/06/2006 11:53)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 01-06-2006 07:10:02
Lohateny : Re : CACHE
Hoy i cutie:

ty misy film frantsay tokony ho jeren-jy : bon voyage no titre


Film tokoa ve io sa sangy fotsiny hanajanona ahy tsy handeha hijery film frantsay intsony, cutie? za manko ty film be e.

film io fa tsy sangy zany :-D
9. Zina ( 21/06/2006 14:21)
hoy i soanja
Raha vao misy mandeha ny film frantsay dia iny aho fa lasa haingana mijery. Dia rehefa vita ny film dia tsy afapo foana aho fa noeritreretiko hoe tokony mbola hitohy ilay film dia vita sahady hono. Dia avelany eo ianao mietritreritra izay tokony fahavitany. Miadana be ny fizotry ny ilay film matetika ary resabe lavabe ny ankamaroany sy resaka ao anatin'ny saina na mihinan-kanina eo ambony latabatra dia resaka be indray


Marina mihitsy retsy io a ndray2 mandreraka ilay izy fa ny an-drizareo mystere mihitsy ny film.. Ny comedie ihany izao no mba itako oe feno sy misy farany...efa mba nijery an'ity film ity ve ianao "le destin d'Emelie Poulain"? Zany no atao oe tokony hitohy mihitsy...
10. cutie ( 21/06/2006 14:26)
efa hitako
nalaza be io taty :P
11. soanja ( 22/06/2006 23:01)
sakaizakely:

Za ry Soanja dia tena mankafy films frantsay mihintsy. Tena tiako ny culture frantsay ary izany no nahatonga ahy ho voasinton'ity tany iray ity, sy ny nanambadiako olona avy ao aminy. Hitako sy tsapako fa manana sensibilité kokoa ny frantsay indrindra raha resaka boky sy sarimihetsika no lazaina. Mampiasa eritreritra sy fisainana kokoa noho ny films d'action à gros budget amerikana. Misy tantara frantsay dia toy ny tsy tapitra akory dia anjaranao no mamisavisa fa tsy toy ny happy end matetika fahita akory. Nena ohatra an'isan'ny ankafiziko ny adaptation de livres d'auteurs classiques toa an'i Flaubert, Maupassant, Zola, Pagnol sns... Indrindra indrindra ny tena tiako La guerre des boutons. Dans le même genre Etre et Avoir. Mahafinaritra ahy daholo satria manaitra sentiments lalina ao ampoko ao izay tsy tsapako rehefa mijery ireny grosse production ireny aho. Tsy haiko izay milaza azy e ! Ankafiziko fatratra tokoa dia ry Bacri sy Agnès Jaoui, Daroussin & co dans Un air de famille, cuisine et dépendance, si j'étais riche ... na koa ny films n'i Cedric Klapish : Péril jeune, l'auberge espagnole, peut-être...

Misy ihany ny sarimihetsika frantsay mitady hanao toy ny amerikana (la riviere pourpre avec Jean Reno ohatra) fa nena reny tsy tiako.

Misy koa comédies à succès toy ny les Bronzés, les Sous-doués, 3 hommes et un couffin, Diner de cons

Betsaka ny films frantsay mahafa-po e ! Samia maka izay tiany (l)(l)


Tena tiako daholo ny ankamaroan'ireo Mpamorona/ Films frantsay tenenin-dry ireo. Hatramin'ny fahakeliko aho dia efa tena mankafy ny films saingy taty afara aho dia mahatsapa fa samy manana ny hitondrany azy tokoa ny firenena raha resaka cinema fa asa na mba ahaona ny antsika Malagsy fa hatramin'izao aho dia tsy mety afapo amin'izay efa nojereko raha mbola gasy ihany no namorona azy.


12. sakaizakely ( 27/06/2006 21:24)
Za indray tena mbola tsy nahita film gasy mihintsy. Asa ahoana io DVD Mahaleo io ve efa hitanareo ? Manao ahoana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.235