Pollution intérieure

1. Fanja1 ( 23/05/2006 13:43)
Les maisons aussi

L'air que nous respirons dans nos maisons est vicié... de l'intérieur. Les premiers résultats d'une étude de l'Agence de l'environnement et de la maîtrise de l'énergie (Ademe) le confirment : des produits polluants, très nocifs pour la santé, sont présents de façon importante dans toutes les habitations.

novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 04:18
2. Fiffi ( 23/05/2006 14:40)
marina io ! efa gravy mihintsy nefa inona no azo hatao ?
3. Zina ( 23/05/2006 15:15)
mividy filtre
4. Fanja1 ( 23/05/2006 15:38)
Fiffi pour le moment hono aloha mila aerena 15 mn ny matin et soir ny trano rehetra.. fa tsy haiko raha efficace fa za aloha manao e!:-*
5. booboo ( 23/05/2006 16:06)
@ iny ange sitrany ahay manavao ny rivotra mandehandeha ao an-trano. Fa tena ilaina lé mi-aérer ny trano refa vao maraina indrindra a
6. kally ( 23/05/2006 16:20)
Vohay matetika fotsiny ny trano dia mba fidio ny zavatra hanadiovana trano sy ny sisa : ajanony ireny raha simika (désodorisant, eau de javel, ets) manimba rivotra ireny, na izany aza anefa dia tadidio fa isan'ny misy poizina mikiky anao tsikelikely ny PVC, ny ordinateranao,ets ets.Ka dia samia miaina amin'izao ka inona moa?
7. diamondra27 ( 23/05/2006 16:38)
fanja: :-*
'za akia tsy mahatanty masoandro(tapane):wink: a! de tsy azo sokafana ny varavarana fa raha vao misy rayon de soleil tonga de allergie be
Vazivaziko manko izany e!
8. watafon ( 23/05/2006 18:32)
hummm! mampatahotsa izy zany k! indrindra fa ireny trano climatisé ireny no tena betsaka an'ireo Xt polluants ireo! ny taramasoandro miditra ao an-trano anie d mba efa mahavita ze vitany aloha e !
9. Fiffi ( 23/05/2006 18:45)
wata: hummm! tsy ny trano rehetra aloha io an! fa mi-dépendre ny climatisation io , satria samy manana ny système ny mpanao an'ireny.
10. watafon ( 23/05/2006 18:50)
marina zany fa ny tiako lzaina nge d hoe matetika tsinona izy ireny mihiboka loatra e! satria tsy azo vohaina refa mande ny clim e!
11. Fiffi ( 23/05/2006 19:12)
eny akia wata an! :):*
12. Fanja1 ( 24/05/2006 04:21)
diam's :P:P:P:P (tapane ngaha ) :-D héhéhéhé :-*:-*:-*
13. Fiffi ( 24/05/2006 05:10)
fa be dia be ry zareo ny zavatra ao an-ttanontsika ao tena polluant be an! fa tsy fantatsika satria misy manque fanazavana sy filazana azy!
14. Fanja1 ( 24/05/2006 05:54)
marina mihintsy zany Fiffi, ary tsy remarqué-nareo fa be asthmatique sy cancereux @ izao fotoana zao ve?
Fiffi:-*
15. landihazo ( 24/05/2006 07:05)
misaotra anareo ny amfanazavana hitanjina zah
16. Fiffi ( 24/05/2006 07:12)
fanja: :) :-* tena marina ry zareo fa na de ireny bomba atomiseur ireny , na ireny encens ireny , tsara be ny fofony nefa tsy fantatsika akory fa tena polluant be mihintsy . Mitombo isan'andro ny olona manao allergie , ny rivotra hihainana efa indraindray maha-sempotra noho ireo fiara , tena indraindray tena tsy maha tonga saina mihintsy ary mametraka fanontaniana hoe "inona no hiafaran'izao fiainana izao atsy ho atsy" ?
17. Fanja1 ( 24/05/2006 07:48)
raha araka ny hevitro an: mety hanjavona ny planete terre. jereo tsara fa efa manomboka miova tsikelikely ny toetr'andro (de faute tsika aloha zany e) efa bdb reo nosikely nanjavona, i madagascar kou efa manonomba miova ny sariny, jereo tsara anie ilay ery @ farany ambany e (faritra fort dauphin sa inn tsy haiko)
18. Fiffi ( 24/05/2006 07:56)
mety hanjavona marina fa ny zavatra aloha an'io aloha dia ny couche d'ozone zay efa mihalehibe hatrany ny lavaka nohon'ny faute-ny olombelona hiany!
19. Fanja1 ( 24/05/2006 08:04)
mampatahotra aloha e... mais mandrampahatongan'izany ngamba efa tsy eto antany tsony za:) fa ireo taranaka sy fara amandimby:(
20. Fiffi ( 24/05/2006 08:08)
marina izany ! indrindra fa rehefa manan-janaka ny tena ! tsy fatatra intsony tsinona izay hihafaran'ity tany ity :( Fa na izany aza dia aleo ny finoana no hampitomboana sy ny fivavahana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0972