Pollution intérieure

41. Fiffi ( 26/05/2006 04:35)
wata: hummmm! mampiritraritra an! :)
42. dadabe ( 26/05/2006 10:49)
hummm mba nilamindamina injay ny mpifandamoro le:°):°) Fiffi watafon

:-w:-w:-w de ahoana i pissoa ry valy e:-w :-D
43. Fiffi ( 26/05/2006 12:09)
dadabe: fa naninona indray hono zah sy wata ? hummm
wata: ahoana akia hono io ? :-D:-D:-D:-D
44. fijo ( 26/05/2006 18:57)
efa hitako io fanadihadiana io.any ambanivohitra izy io,tsy dia ahatahorana,fa aty andrenivohitra aty no ratsy,noho ireo zavatra fampiasa rehetra ao an trano."pshpshhh e,savony e,menaka e,fanao amin'ny tarehy e sns"
45. Fiffi ( 27/05/2006 04:58)
tsy voatanisa.....
46. watafon ( 28/05/2006 14:23)
fijo, marina io less
dadabe: calme toi papa an ! efa milamina zany k! :wink:
Fiffi: za kou aza mbo gaga lesy k! :-D:-D
47. Fiffi ( 29/05/2006 05:14)
wata: fa ny zavatra tena mahagaga ahy akia an! de ahoana ary no mampisy ireny accariens ireny ? fa nahoana no hoe ao @ matelas no tena hahitana azy ?
48. watafon ( 30/05/2006 18:08)
za kou ary mbo variana akia kou! humidité mantsy hono no tena ilainy nefa any anaty matelas v d ahitany an'izany :?::roll:
49. Fiffi ( 30/05/2006 19:34)
wata: nahita reportage akia zah de hoe tsy maintsy passena aspirateur isakin'ny 2 jours hono ny matelas fa raha nojerena t@ loupe kosa aloha an! tena mahatsiravina be ny zavatra hitako t@ io reportage io an! anjekaky oooo :{:{:{
50. watafon ( 03/06/2006 18:31)
k zany mihitsy wa akia kou ! aminà millions mihitsy no isany ao kou !
51. Fiffi ( 04/06/2006 04:18)
wata: fa tena marina aloha fa inona re zao ny zavatra tsy pulluant eh ? ao an-trano an! hono na ny pc aza polluant ....?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.147