Pollution intérieure

21. Fanja1 ( 24/05/2006 08:11)
tsy secte an! Andriamanitra IRERY ihany
22. kally ( 24/05/2006 08:35)
Aiza kosa no dia hiandry hivavaka fotsiny fa tsy arahin'asa e? Mbola hanohy hividy entana be fonony ihany ve? Mbola hampiasa gobelet eny @ machine à café foana ve? Dia hampiasa lingette sy zavatra ampiasaina indray mandeha dia ariana foana ve? Dia hampiasa clim foana? Dia hanohy handoro zavatra sy hampitsifitsifitra fofona eraky ny trano? isika tsirairay anie fa tsy ny "olona" izany no tompon'andraikitra voalohany e!Raha eny moa ny hamalianao an'ireo fanontaniana eo ambony ireo dia ndao fa lalana.
23. Fanja1 ( 24/05/2006 08:48)
Aiza kosa no dia hiandry hivavaka fotsiny fa tsy arahin'asa e? Mbola hanohy hividy entana be fonony ihany ve? Mbola hampiasa gobelet eny @ machine à café foana ve? Dia hampiasa lingette sy zavatra ampiasaina indray mandeha dia ariana foana ve? Dia hampiasa clim foana? Dia hanohy handoro zavatra sy hampitsifitsifitra fofona eraky ny trano? isika tsirairay anie fa tsy ny "olona" izany no tompon'andraikitra voalohany e!Raha eny moa ny hamalianao an'ireo fanontaniana eo ambony ireo dia ndao fa lalana.

Ka zany rehetra zany anie tokony nosainina alohan'ny hanamboarana an'ireo rehetra ireo e.. izao efa tara , ny nenina tsy aloha fa aoriana handatsara hoy ny fiteny. Misaina loatra ilay zanak'olombelona ka tia mamorona de voa farany:)
24. booboo ( 24/05/2006 08:56)
Dé refa voa ve dé hitoretra eo fotsiny kosa ? soa aza misy reo raha pitsopitsony kely afaka atao hanamboarana an'izay raha tsy mety teo aloha zay kouh ! dé miankina tsirairay fotsiny ny hampiova an'io na tsia.
25. Fanja1 ( 24/05/2006 09:36)
booboo fa vonona ve aloha ilay tsirairay hanova azy? je crois pas!!!
26. booboo ( 24/05/2006 09:44)
zà klou efa manao ato an-trano dé reo raha tanisain'i kally reo ny sasany. Goutte d'eau dans la mer fa mba efa misy an'iny klou hihihihihihi.
27. Fanja1 ( 24/05/2006 09:56)
mouais!!
28. booboo ( 24/05/2006 10:16)
:-D:-D
29. toovs ( 24/05/2006 11:56)
Fanja1:

Fiffi pour le moment hono aloha mila aerena 15 mn ny matin et soir ny trano rehetra.. fa tsy haiko raha efficace fa za aloha manao e!:-*


ny mihazakazaka maraina koa fanampin'io e
30. toovs ( 24/05/2006 12:00)
diamondra27:

fanja: :-*
'za akia tsy mahatanty masoandro(tapane):wink: a! de tsy azo sokafana ny varavarana fa raha vao misy rayon de soleil tonga de allergie be
Vazivaziko manko izany e!



enao angah tsy mivoaka ny trano ka hoe manao allergie refa misy rayon solaire. Enao kosa sao de manao nuidiste refa ao antrano e. Raha tsy izany ataovy toy ny eny andalana enao de vohay ny trano.:lol::D8O
31. toubib ( 24/05/2006 13:34)
Aleo miverina miaina eny ambanivohitra d atao natioraly daholo ny fanaka ao an-trano e!:-D:-D
32. Fiffi ( 24/05/2006 13:49)
toubib: fa inona le fanaka natioraly ?
33. watafon ( 24/05/2006 19:27)
bambou, kininina, ravintseva ,.....
34. diamondra27 ( 24/05/2006 21:06)
toovs: misy olona manana io aretina io ange e! ; de tsy maintsy miakanjo ireny akanjo-na cosmonaute ireny no atao refa any antokotany de tsy mahazo mijanona elabe, de ny varavarana rehetra asiana rayon ultra violet
35. soanja ( 25/05/2006 01:36)
Fiffi:

marina io ! efa gravy mihintsy nefa inona no azo hatao ?


Sao dia tsy mila mandeha lavitra akory isika fa akaiky antsika dia mahita valiny amin'ity fanontaniana ity.
Hasina (misy karazany isan-karazany ny hasina) no iantsoantsika ity plant ity ary tena maniry tsara n'aiza n'aiza fa ao an-trano no itadiavantsika azy izao. Tsy dia mila karakaraina firy fa raha vao vita zezika tsara sy voatondraka indroa isan-kerinandro raha be indrindra dia milamina. Afaka maniry goavana be arakarka ny tavim-boninkazo asiana azy.

The Dracaena Marginata
Also known as the Madagascar Dragon Tree it is a native to Madagascar. According to NASA, the tree is one of the top 10 plants at removing harmful chemicals from the air. This tree has been found to remove formaldehyde, benzene, and carbon monoxide from indoor air!

“NASA research has consistently shown that living, green and flowering plants can remove several toxic chemicals from the air in building interiors.”
NASA Clean Air Study

Io amin'ny sary tangenan'ilay sahona kely io ilay izy.

http://www.sharley.com/photographs/froggie%20pics/imagepages/image8.html




36. soanja ( 25/05/2006 01:47)
Teneno aho raha misy mila an'io ianareo aty US fa izahay mivarotra o. $10 ihany de mahazo + shipping. Ny vola azo hanaovana fambolen-kazo any Mada.
37. Fiffi ( 25/05/2006 05:12)
tsara kosa zany an!
wata: hay tokoa ! marina ny anao , ny bambou aloha efa hahitana hatraiza hatraiza indray an!
38. watafon ( 25/05/2006 18:18)
Fiffi: sady mahafinaritra ange refa vita tsara ny finition ny
39. Fiffi ( 25/05/2006 18:29)
wata: tena manja mihintsy an! indrindra fa ao @ petit salon io no hasiana azy de misy coussin kely ! hummmm!! tena tiako be aloha an! ny bambou fa ny hafa toa mbola tsy nahita akia zah an!
40. watafon ( 25/05/2006 18:37)
vao nahita mihitsy za omaly an'ny DG nay fa tena hummm!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2294