Mbola ilaina ve ny Praiministra ?
1. Fiffi
(
24/05/2006 06:51)
Mbola ilaina ve ny Praiministra ? Toy izany koa ny filan-kevitry ny tanàna ? Ny depiote ve manana ny hazon-damosiny ?
Toa fanontaniana hafahafa ireo napetraka ireo, saingy manana ny maha izy azy eo anatrehan'ny tantara, raha ny fiainam-pirenena nisy teo aloha no asian-teny. Toa baiko midina avokoa no mitranga eto, ka mpanaraka efa ny ao amin'ny Governemata. Toy izany koa ny fanapahan-kevitra avy eo anivon'ny filan-kevitry ny tanàna toa tsy nandalo fanapahana avy ao ?
Ny etsy Tsimbazaza moa dia io mpanangan-tanana lava tsy manana ny foto-kevitra ijoroana io. Ny hita aloha hatramin'izao dia io baiko midina ataon-dRavalo io no ahitana asa mivaingana mipaka any amin'ny vahoaka, koa nahoana àry raha ny filoha avy hatrany no manao baiko midina mba hiadanan'ny ambanilanitra e ? Ny sisa anaran-tsy very ho voninahi-pirenena.
Naivo kely Madagasar Tribune
novalian'i Fiffi ny 25/05/2006 06:41
5. Herimiafina
(
24/05/2006 14:03)
Fiffi:

Iny aza no tena misy ilavana azy kokoa noho ny Prezidà knou. Ny Praiminisitra no tena saofera mitondra ny baolina ao amin'ny executif, raha mora influencer-n'ny prezidà izy de tsy mandeha io raharaha io.
6. Achia
(
24/05/2006 18:05)
ka ra saofera zany ny PM de inona ny prezidah mpitaingina fotsina ve ? sa resevera :°)
7. Herimiafina
(
24/05/2006 18:07)
Asa retsy, misy tany maromaro mandroso tsy manana prezida fa prainminisitra fotsiny.
9. Rainikarabo
(
25/05/2006 05:40)
ireo fanontaniana napetraky Naivo kely ireo no atao hoe question bête
10. Fiffi
(
25/05/2006 06:41)
piste:fa nahoana no tsy ilaina ? nga manavita tena irery ny presidà ? tena ilaina tokoa ny praiminisitra na dia an'ny présidà hiany aza ny teny farany , zay koa no maha-prézidà azy.
Tena ilaina ny Praiminisra sy sisa ireo fa ny ao Dago no tsy ilaina.