Chirac veut une finale France-Brésil... remportée par les Bl

1. Fanja1 ( 24/05/2006 04:38)
BRASILIA (Reuters) - Le président Jacques Chirac souhaite que la France et le Brésil se retrouvent en finale de la Coupe du monde de football le 9 juillet prochain en Allemagne... et que la France l'emporte.

"Moi j'espère qu'il y aura une belle finale France-Brésil et que la France gagnera !", a déclaré le président français en conclusion d'un entretien diffusé sur la chaîne brésilienne TV Globo.

Jacques Chirac entame ce mercredi une visite d'Etat de deux jours au Brésil, champion du monde de football en titre après sa victoire face à l'Allemagne en 2002. Quatre plus tôt, les Bleus avaient remporté le titre suprême en battant le Brésil 3 buts à 0 en finale au stade de France.

:evil::evil::roll: brésil ihany ny ahy:)
2. Fiffi ( 24/05/2006 05:06)
ny ahy aloha de ny bleu hiany eh! :) allez les bleus!
:-D:-D:-D:-D
3. diamondra27 ( 24/05/2006 06:06)
non allez les rouges :cry:
4. hery ( 24/05/2006 06:18)
Tsy maka Frantsay zany raha tsy foanana ny loi sur l'immigration :evil: :evil:
5. Fiffi ( 24/05/2006 06:21)
hery: ka io kosa anie le lalao fotsiny eh! Fa marina aloha ny anao an! ao ary fa tsy haka ny frantsay zah raha tsy fohanana ny loi an! Tena marina izany fa de hialako tsiny eh! :(
6. Fanja1 ( 24/05/2006 06:22)
la france anie be geste @ io loi sur l'immigration io e... nefa jereo tsara fa ny equipe(foot) ny la france zara raha misy pur vaza=))=))
7. Fiffi ( 24/05/2006 06:25)

fanja: ka zay hiany no tena hitiavako ny bleu satria firy ny frantsay ao ? Ireo vahiny mpilalao ao manko mahay milalao be daholo ! Tsy le hoe fitiavana ny frantsay no tena hitiavako ny bleu fa ireo olona mpilalao ao !
8. Fanja1 ( 24/05/2006 06:27)
Fiffi za manaraka ny tenin'i hery raha tsy miova io lalana io tsy misy haka farantsay eo (koike!!!!hihihihi)
9. Fanja1 ( 24/05/2006 06:28)
diam's iza ilay rouge ?:-*
10. naughtyboy ( 24/05/2006 09:29)
Iny ihany ny diversite ny ekipa frantsay no itiavako ny ekipa sady tsy voatery iakina @ politika ko nge zvt rehetra fa lalao io ka aleo hifanasa vangy ..
11. onjah ( 24/05/2006 12:17)
Argentine ihany hoa. :-)
12. Fiffi ( 24/05/2006 12:27)
naughtyboy:
Iny ihany ny diversite ny ekipa frantsay no itiavako ny ekipa sady tsy voatery iakina @ politika ko nge zvt rehetra fa lalao io ka aleo hifanasa vangy ..
ka mba zay koa manko eh! zah ry zareo de tena tsy niheritreritra momban'io loi immigration io fa politika io , fa ny ahy hoa mba le lalao sy ny mpilalao ao no tena mba hakako azy eh!
Satria raha jerena ange eh! tsy la frantsa hiany no manao lalana momba ny immigration fa efa tena henjana be daholo hatraiza , jereo fotsiny ange ny lalana ao allemagne eh! indrindra fa any Angleterre eh! tena grave be mihintsy !


13. jentilisa ( 24/05/2006 12:38)
Izany hoe izaho mety haka ny soeda kosa amin'ity. Brésil favori loatra...fa mety ho lasan'i Alemaina ihany izy ity. Na dia izany aza angletera no alaiko!=))=))
14. Fiffi ( 24/05/2006 13:35)
jentilisa: ny rosbeef ve ? :-D:-D:-D fa raha nisy ekipa grave koa angamba de ny Croatie
15. naughtyboy ( 24/05/2006 23:27)
rosbeef 1/4 final de vita fa reto alema reto no manao vitamboka foana ny sasany no mamono ny voay de ry zareo no miravaka ny vanginy ka aleoko ihany
ny frogs no mahazo @ io lalao io..
16. Fiffi ( 25/05/2006 12:20)
ary raha andeha hovaina le titran'ity dinika ity ry fanja de hatao hoe Ra8......finale...M/car? hummmmm
17. bibikely007 ( 29/05/2006 04:21)
za tena tsy tia bleus! aleoko ary Croatie et Danmark
18. Fiffi ( 29/05/2006 05:24)
allemagne mpigafy...
19. Razouzou ( 30/05/2006 16:21)
de alllllllezzzz les bleux izany8-)8-)8-)
20. Fiffi ( 31/05/2006 03:53)
Croatie mpanao cinéma be loatra :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1166