Chirac veut une finale France-Brésil... remportée par les Bl

21. diamondra27 ( 01/06/2006 09:29)
fanja1: ngah akia tsy hiatanjy fa lasa rouge indray nge ny T-shirt ny ekipan'ni frantsa e! hitako t@ tv io t@zareo nanao entarinement
22. Fiffi ( 01/06/2006 09:32)
diamondra: an3 ! maillot fanaovana entrainement fotsiny ireny koh!
23. mandrindra ( 01/06/2006 11:44)
Fanja1:

la france anie be geste @ io loi sur l'immigration io e... nefa jereo tsara fa ny equipe(foot) ny la france zara raha misy pur vaza=))=))


dia eritrereto hoe mihaona amin'ny ekipa afrikana ry les bleus. ny ekipa afrikana amin'io izany manao maillot fotsy. dia misy frantsay tsy dia mpakafy baolina kitra mandrehitra fahitalavitra hijery ny fifandonana. dia gaga ny anao lahy fa mainty aby ny eo ambony kianja, dia niantso antaroby akama dia nanotany hoe ia leroa no afrikana amin'ireo ? namaly ilay akama hoe les blancs letsy a.

24. Fiffi ( 02/06/2006 03:15)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. naughtyboy ( 06/06/2006 20:15)
tsy ratsy ndry iny ry mandrindra fa tonga de entiny ry zalah mody any afrika ny kopy @ ty haha..
26. Fiffi ( 08/06/2006 08:52)
:-D
27. mandrindra ( 08/06/2006 08:53)
sao dia mba kôpy no lasa any afrika fa tsy kopy e
28. Fiffi ( 08/06/2006 08:59)
mandrindra: an3 lasa pyko kah! :-D:-D:-D
29. Fanja1 ( 08/06/2006 10:42)
Mpandefa : diamondra27
Lohateny : Re : Chirac veut une finale France-Brésil... remportée par l
fanja1: ngah akia tsy hiatanjy fa lasa rouge indray nge ny T-shirt ny ekipan'ni frantsa e! hitako t@ tv io t@zareo nanao entarinement

tena tsy nahita zany za:)
30. Fiffi ( 08/06/2006 14:13)
Fanja: maillot fanaovana entrainement fotsiny akia io an! hitako io.
31. sasa ( 09/06/2006 04:53)
ny aza hitako hono hoe ka i allemagne sy Brésil no finaliste eo d azon'ny allemagne :-D:-D:-D:-D
Za koa tsy tia an'le France klé, ny ahy izay joueur mi-contre amin'i France no alaiko, be zesta fotsiny kanefa efa tsy ao tsony.
32. Fanja1 ( 09/06/2006 06:36)
Fiffi ah ok! sasa za mitovy aminao ny tena tiko brésil mais refa tsy mahazo izy de zay mi-contre an'i la frantsa rehetra ny ahy ::P
33. mandrindra ( 09/06/2006 07:24)
sasa, sy fanja1, ok zah konkou anti-ekipa de france
34. naughtyboy ( 09/06/2006 10:57)
mandrindra ,mety kopia marina no lasa any afrika an.. fa mbola milay foana kalou ny ekipany frantsa ary mbola hajainy reo adversa ka aleo ifanjevo eo
35. Fiffi ( 10/06/2006 06:36)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG] zay marina !
36. mandrindra ( 12/06/2006 07:49)
naughtyboy, manana mpilalao mahay ny frantsay, ekeko zany fa izaho indray aloha dia maka ny adva andry zalahy foana isaky ny milalao ry lerony e. fahafinaretana manokana ho ahy rehefa resy ireo manga ireo, sady amin'izay koa tsy madilo ny sofiko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5529