vehivavy "blonde"
1. ravakamalala
(
23/05/2006 12:08)
nisy vehivavy blonde 3 nifanena tamina "génie" iray.
hoy ilay génie : afaka manao voeux tsirairay avy ianareo fa tanterahiko.
Ny an lé voalohany :
-te ho lava volo be aho, lava orona kokoa, fisa molotra.
dia tanteraka izany, lava volo be, lava orona, fisa molotra.
ny an lé faharoa :
te hahazo fiara ahho, dia te ho tsara bika.
tanteraka izany, nahazo fiara izy dia lasa tsara bika.
ny an lé fahatelo :
za te ho dondrona kokoa noho izao.
tanteraka izany, dia lasa lehilahy izy.

novalian'i Tokinao ny 23/06/2006 08:03
13. vale
(
23/05/2006 21:17)
njenestooo, fa kay ve reto lh reto mbola dondrona noho ny blonde e :-D:-D:-D: wink: itako no mitombo ny isan'ny lesbien :lol::lol:=))
18. mamzelkely
(
24/05/2006 10:40)
hummmm tena tezitsa bedada klé ataovy azony eo nge io ee toundé mamay dôly trika rht :°)