mampieritreritra annn

1. sipagasy ( 21/05/2006 13:04)
ialako tsiny fa @ teny frantsay izy ity e!, mazotoa mamaky daholo aza e!


C'est déjà l'application de "l'immigration choisie". Ce parquage d'êtres humains par d'autres êtres humains à un endroit du globe, à Madagascar pour les Malgaches, est proprement inhumain, fondamentalement inadmissible. La libre circulation et la libre installation à n'importe quel point de la planète est un droit déjà acquis, usé et abusé par presque tous les ressortissants des pays du Nord. Tout Français est libre de se promener et de résider sur notre Grande Île : c'est normal et c'est très bien ainsi.

La Voix du Peuple de Touraine, un hebdomadaire local, m'a demandé d'écrire un article sur mon témoignage personnel contre cette loi inique. L'article est publié intégralement cette semaine. Je te donne les réalités et les principes que j'y défends :
Nous ne quittons pas notre pays natal par caprice... Si nous sommes ici, c'est que de puissants prédateurs venant d'ici sont là-bas... L'immigration choisie a toujours été pratiquée par la France. Les tenants de la jungle néolibérale veulent la mouler dans le marbre de la loi. Rassemblons-nous avec tous les anti-libéraux de France, de l'Europe et de la planète pour un monde humain, à égalité de droits par le haut, pour tous et pour toutes.

Mais si tu as le temps, voici le texte intégral.


Nous ne migrons pas par caprice.
Nous décidons de migrer parce que les conditions de vie locales deviennent impossibles voire meurtrières, ou/et parce que la vision de l'ailleurs nous donne un espoir de mieux vivre.

Les exodes massives de l'Afrique subsaharienne et de Madagascar sont des fuites populaires à la situation dramatique sur place. Nous fuyons une situation générale de survie due à deux forces de domination-prédation : la Françafrique néocoloniale depuis 1958-60, et la mondialisation de la jungle libérale pilotée par le FMI, la Banque mondiale et l'OMC surtout depuis la chute du bloc soviétique. Au profit de la première, les bénéfices nets d'un groupe comme Total-Fina-Elf s'élèvent à 12 milliards d'euros par an, soit plus du double de l'Aide publique française au développement en Afrique. Au profit de la seconde, je ne cite que le maintien de la "dette" la plus scandaleuse et la plus monstrueuse de tous les temps : l'Afrique subsaharienne la paie depuis de très longues années au rythme de 25.000 dollars à la minute, sans parler du plan d'ajustement structurel qui vide la souveraineté nationale et anéantit la citoyenneté locale. Ces deux exemples concrets suffisent à expliquer clairement que si nous sommes ici, c'est que des Français puissants, dominateurs et prédateurs sont là-bas.

Pour endiguer en Europe l'immigration "subie", les prédateurs libéraux au pouvoir externalisent la politique migratoire en créant des "zones tampons" dans les États du Maghreb, avec des enclaves barbelées et étroitement surveillées. Les drames de Melila et de Ceuta n'en sont que de minimes événements médiatisés. Ils ne constituent qu'une infime partie de la partie visible de l'iceberg.

Parallèlement à cette immigration refoulée et externalisée, la droite chiraco-sarkozienne préconise l'immigration choisie. Un véritable esclavagisme moderne contre les peuples ex-coloniaux français.
L'immigration choisie a toujours été pratiquée par la France. Moi-même j'ai déjà eu mon diplôme de l'École de Médecine de Tananarive lorsque l'administration coloniale française m'a proposé un "coucours" pour pouvoir venir décrocher un diplôme d'État de Doctorat en Médecine à Paris. Par la suite, j'ai servi aux besoins de santé de la France.
Mais l'immigration choisie sarkozienne veut mouler dans le marbre de la loi cette pratique néocolonialiste et esclavagiste, ce tri des candidats à la migration selon leur rentabilité physique ou culturelle, avec possibilité et facilité de les jeter dehors au déclin ou à la fin de leur rentabilité. Je précise pour ceux et celles qui veulent bien l'entendre que tout travailleur humain, natif ou immigré, donne à la société dans laquelle il travaille toujours beaucoup plus que ce qu'il en reçoit. La différence va aux prédateurs interhumains, aux prédateurs libéraux dans le système libéral ou socio-libéral actuellement dominant. Pour y parvenir, ceux-ci montent le travailleur natif contre le travailleur immigré. Sarkozy ou Le Pen, où est la différence ?

Voilà deux grandes raisons de plus pour battre en 2007 cette droite libérale prédatrice et faire réussir à gauche un rassemblement anti-libéral porteur d'un programme de solidarité, d'égalité des droits par le haut et de fraternité entre les individus, entre les catégories sociales et entre les peuples.
Joseph Raharijesy.



En mars 2006, il y eut un charter de jeunes malgaches expulsés. Ils furent une vingtaine, ayant tout laissé en France."
novalian'i Fiffi ny 19/06/2006 04:33
2. Fiffi ( 21/05/2006 13:23)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG] tena mampiheritreritra zany an! tsy dia nahare an'io indray zah zany an! nefa tena manaraka lalina dia lalina ny ao @ gouv !
3. Fiffi ( 21/05/2006 13:28)
sipagasy: hummm ! hay le izy tantara an'olona iray ve eh! novakiko hatramin'ny farany hiany saingy mbola noheveriko fa gazety na gouv mihintsy :oops::oops: , fa somary mahagaga ahy fa tena manaraka gouv akaiky de akaiky zah nefa tena tsy naheno an'io an! fa tena mampiheritreritra tokoa an!
4. sipagasy ( 21/05/2006 13:59)
na izany aza akia ry Fiffi tokony ho mailo ihany ann
5. Fiffi ( 21/05/2006 14:03)
sipagasy: tena marina ny andry an! fa efa hita koa anie fa efa no-concrétizeny io an! fa dia aleo marina mailo fa tena io indray zao no kirizy @ zao fotoana izao!
6. rurik ( 22/05/2006 05:47)
:oops::oops::oops:mampieritreritra be ko le izy .
7. stephane197 ( 22/05/2006 10:40)
"les bénéfices nets d'un groupe comme Total-Fina-Elf s'élèvent à 12 milliards d'euros par an, soit plus du double de l'Aide publique française au développement , Un véritable esclavagisme moderne contre les peuples ex-coloniaux français.
ent en Afrique. " marina mihintsy io ê! io fahasahiranana mahazo antsika io , mihevitra ianareo fa tonga hoazy fa tsy politikan'ireo mpanjanaka frantsay ireo?....
8. Fiffi ( 22/05/2006 11:04)
stephane197:
"les bénéfices nets d'un groupe comme Total-Fina-Elf s'élèvent à 12 milliards d'euros par an, soit plus du double de l'Aide publique française au développement , Un véritable esclavagisme moderne contre les peuples ex-coloniaux français.
ent en Afrique. " marina mihintsy io ê! io fahasahiranana mahazo antsika io , mihevitra ianareo fa tonga hoazy fa tsy politikan'ireo mpanjanaka frantsay ireo?....
tsy azoko hoe inona no idiran'ny Total-Fina ato ? sa diso dinika enao ry Steph ?


9. Herimiafina ( 22/05/2006 16:18)
Loi Neo-Malthusienne daholo ireo voalaza eto ireo, momba ny immigration.

Aty Canada izao dia i Québec irery sisa no manao io séléction d'immigrant io ka izay manambola, salama tsara ary manampahaizana ILAINY (technicien sy main d'oeuvre fa tsy hanao directera) no tadiaviny dai mila maka CSQ aloha vao tena mangataka residence permanente.

I USA no lohalaharana amin'ny fandraisana immigrant mihoatra ny Australie sy Canada.

Tadidio fa mitady hanidy frontiere ihany koa ny amerika avaratra noho ny zava-mitranga any Europa, miha-mafy mantsy ny immigration any Europe noho ny politika protectioniste hany ka lasa amerika avaratra sy australie indray no predilection ifandroritan'ny immigrants ka maka mesure severe ihany koa ry zareo. :@
10. sipagasy ( 22/05/2006 19:06)
ka ahoana izany??? ny hatao??? tsy hivoaka ny tany misy azy intsony izany?? ny indrindra ny mponina any @ tany lazaina fa adalam-pandrosoana??? nefa iza no nampahantra azy ireo?? tsy ry zareo milaza tena fa goavana ihany ve????
11. Fiffi ( 22/05/2006 19:09)
sipagasy: hummm ! mampiheritreritra tokoa an!
12. stephane197 ( 23/05/2006 12:15)
tsy diso ka!ilay politikan'ny frantsay @ fampijaliana mihintsy no tiako ho resahina, mifandray @ io resaka immigration io
13. Fiffi ( 23/05/2006 19:10)
tsy hainareo ve i Sarkondrana eh ? :-D:-D:-D:-D:-D
14. prime ( 24/05/2006 05:00)
Tsy mahagaga anie izany ry zareo e! Iza no tsy saropiaro amin'ny tanindrazany? matoa isika ary miresaka an'izao dia misy an'izay ao ambadika.
Vao lany afak'omaly tao amin'ny Assemblée française izao ny "loi sarkozy". Dia ahoana hoy ianareo?
Amin'ny lalàna 21 natsofoky ny "extrême droite" (Front National tarihin'i LEPEN) tamin'ny iray volana izay ny 13 lany daholo.
Ny frantsay (natif - fotsy hoditra) anie aza adino fa maro an'isa amin'ny ambaratongan-drafitra rehetra any e! ny frantsay mpiavy no maro an'isa amin'ny vahoaka fotsiny. Ary na ny "gauchiste" aza (socialiste - communiste - vert sns...) mihatsaravelatsihy fotsiny mody milahatra amin'ny vahoaka frantsay mpiavy fa rehefa tonga any amin'ny Assemblée mandany ny lalàna rehetra entina hanidina an'ny Frantsa ho an'ny frantsay tena natif.
Tsy misy hafa amin'ny tany Allemagne tamin'ny 1938 ihany io e!
"Immigration selective" sns... fiarovana ny tanindrazana daholo izany. Ny antsika ihany no hafa kely.
15. Fiffi ( 24/05/2006 05:08)
samy miaro ny tanindrazany marina !
16. sipagasy ( 25/05/2006 05:00)
tena izay mihintsy ilay izy e!!!


mba raoviana ny tanintsika MADAGASIKARA vao hanao tahaka izany koa???? sa dia atao varo boba mihintsy ny hiafaran'izy io??? eh izao ny "communication" na ny fifandraisan-davitra ahitana ny rehetra izany hoe, afaka mibaiko ny rehetra, dia tsy iza fa ny frantsay, izany hoe vahiny!!!!mmhhh mampalahelo fa anarany ny hoe firenena ny tanintsika nefa tsy misy fiandrianana akory tsss, toa ny vahiny daholo no manjaka ao!!! tsss, ao ny sinoa, ao ny zamerikana, ao koa ny frantsay dia inona koa ny sisa??? ny alemana efa ao koa, iza sisa tsy nahazo ny anjarany ao amintsina ny tany maventy???
17. Fiffi ( 25/05/2006 05:08)
sipagasy: indrisy fa tena mampalahelo tokoa an! fa tena tsy azoko mihintsy aloha hoe fa ahoana ary no heken'ny gouvenementa izao rehetra izao ? marina aloha fa ilaina ny vahiny @ toe-karena satria mampiditra koa ry zareo , fa ny manjakazana kosa aloha tena tsy rariny an!
Asa re raha ohatra hoe tokony mba hihetsika kely isika Malagasy mba hiaro ity tanindrazantsika ity ? Ny vahoaka io an!
18. donda25 ( 29/05/2006 06:06)
Hietsika anefa isika dé hanao inona ry Fiffi a! ireo zay lazaina fa ray aman-dreny be eto @ tanana ( ny mpitondra sy ny karazany ) aza toa tsy rototra akory satria koa anie misy hinanany ao e ! ny madinika no mampalahelo .Ao @ consulat zany moa dé ny gasy namana ihany no manao izay tsy andehananao fa ianao indray no ilana vaniny (samy gasy ve no miresaka dé misy an'izany hoe tsy maintsy mahay teny frantsay ,fahaizana teny frantsay zany no mahalasa any frantsa ? fe angaha ireny vazaha tonga eto ireny mahay teny gasy daholo?).Raha tsy isika gasy samy gasy mitsy no mifampitsinjo sy miray hina dia tsy hisy zavatra anjary ,ireo gasy mahazo ranondranony ao ireo no tena fosotra amin'ity tantara ity e !
19. Fiffi ( 29/05/2006 18:41)
donda25:
Hietsika anefa isika dé hanao inona ry Fiffi a! ireo zay lazaina fa ray aman-dreny be eto @ tanana ( ny mpitondra sy ny karazany ) aza toa tsy rototra akory satria koa anie misy hinanany ao e ! ny madinika no mampalahelo .Raha tsy isika gasy samy gasy mitsy no mifampitsinjo sy miray hina dia tsy hisy zavatra anjary ,ireo gasy mahazo ranondranony ao ireo no tena fosotra amin'ity tantara ity e !
ka rehefa tsy rototra ry zareo de ny vahoaka no tokony hihetsika koh!
Ireo toetra izay hita avy @ gasy sasantsasany ireo aloha de tena mapalahelo tokoa an! Indrisy fa tena misy mihintsy ny manao an'izany , nefa inona no azo hatao ?


20. mamps ( 10/06/2006 20:01)
fa nga tena problema b toy izany no fijerinareo ny immigration sy ny antony mahatonga anreo aty..
REALITE : "nandao ny tanindrazana fa hitady ravin'ahitra", est-ca la réponse k'on n'ose pas dire, ou la verité k'on essaie de fuire ???
de toute façon pourquoi on est ici, c'est pas k'on fuit les evenements ki se passent à madagaskar, nullement et je pense pas ke ce soit si dure la bas, tous ceux qui sont ENCORE la bas arrivent bien à vivre et d'ôtr qui arrivent à s'en sortir, c'est vrai c'est pas facile mais c'est vivable et non survivable.
tous le monde dise ke c triste d'être loin des siens, du pays -et oui au robinet l'eau coule, mais au puit elle mouille- oui on est ici car on l'a voulu, paskici on vit mieux, on es different on nous distingue des ôtr, on a des réputations la bas, c'est ce k'on veut, mais on cache.
POLITIK : sarkozy ou lepen ? la questionb ne doit même pas se poser. ce n'est pas nos affaires, c'est leurs pays et je les comprends, je suis malgache, fier de l'être. et toi arrete avec des histoires absurdes et ne te mele pas de ce ki ne te regarde pas. :twisted:
vis ta vie tant k'on te le permet, ca suffira
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2485