mampieritreritra annn

21. Fiffi ( 11/06/2006 04:42)
mamps:
je suis malgache, fier de l'ĂȘtre. et toi arrete avec des histoires absurdes et ne te mele pas de ce ki ne te regarde pas. :twisted:
gasy enao de mitenena gasy satria fier de l'ĂȘtre . Histoires absurdes ahoana zany ? :evil::evil:


22. mamps ( 11/06/2006 20:24)
hoy ny ntaolo gasy : "andrianiko ny teniko, ny any hafa kou feheziko", tsy hitako hatraiza ny famarinanio ohab io, ka ataoko fa tsy raison na motif hanakiananao anah io, ary enao hitako oe mampiresaka fotsiny, alefaso sambo d aleo ho any ny entanao e, inn probleme?
23. Fiffi ( 11/06/2006 21:04)
mamps: fa entana inona kay ?
24. antso2005 ( 15/06/2006 06:07)
Misaotra an'i Sipagasy nametraka ny article teto @ serasera, misy hiandina hevitra.
Raha ny hevitro manokana dia tsy hitambitamby @ firenena manakarena isika na mahantra aza, samy manana ny hanitra ho azy io e; ka aleo ho fidiny any izao karazan-dalana rehetra izao.
tokony hitandrina anefa isika mba tsy ho voambaka fona, na ara-toekarena io, na ara-politika io etsetra...efa fifaninana eran-tany izao ka izay mahay sy mahay mirahina no tafita e.
25. Fiffi ( 15/06/2006 08:24)
zay indrindra
26. MTN ( 15/06/2006 10:32)
izaho ko a momba
27. Fiffi ( 19/06/2006 04:33)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8859