tsy rariny

1. xxx ( 21/05/2006 18:24)
nanao nify tao @ dokotera iray aho dia nikikika be fa naharary . Dia nony vita ilay séance dia naveriny tamiko daholo ny cliché sy ny dossier fa tsy hitsabo ahy intsony hono izy fa izaho mikikika . Ahoana ny fahitanareo izany ? misaotra e
novalian'i xxx ny 18/07/2006 05:17
2. watafon ( 21/05/2006 18:30)
xxx: fa taiza kay zany raha tsy mahadiso? ary enao angaha aloha niteny taminy oe marary anie izy zany sa tonga d nikiakiaka ?
tsy mety kosa aloha zany nataony zany e!
3. Fiffi ( 21/05/2006 18:30)
aiza aloha no misy an'i xxx ? fa raha aty ivelany aloha no misy an'izany an! hummm!! de asa fotsiny !!!tonga de any @ ordre des medecins !!
4. watafon ( 21/05/2006 18:37)
zay mihitsy no antony nanontaniako teo akia ry Fiffi an
5. Fiffi ( 21/05/2006 18:42)
wata ahh , toa niaraka namaly zany isika sy ndry fa ny andry no lasa voalohany .(31s-35s) :-D:-D
Fa na izany aza aloha de tsy rariny ! Fa eny tokoa hoa ? nga tsy nolazaina azy fa marary ? tsy nisy anesthésie zany ? marary anie rehefa manao nify ireny an!
6. watafon ( 21/05/2006 18:49)
an3 k ! tokony tsy haheno marary mihitsy raha ampy tsara ny anesthésie k!
7. diamondra27 ( 21/05/2006 18:51)
raha hitsabo nify izany dia tsy maintsy manisy anestezia aloha izy @zay tsy maheno marary ianao, nefa asa aloha raha any dago e!

fa naninona ihany koa raha narary be de tsy najanona fa ianao ve dia hiaritra eo.

Tsy misy marary izany akia ry fiffi raha misy anestezia fa donto njy @iny an!tsy tokony haheno marary tsony
8. watafon ( 21/05/2006 19:06)
hita wa kou !
Fiffi: njy ngah mbola tsy nanal nify mihitsy kay?
9. Fiffi ( 21/05/2006 19:08)
fa na tsy heno marary aza rehefa misy anesthésie de mety le tahotra koa no mampikikiaka ?
10. watafon ( 21/05/2006 19:15)
zany aloha mety ho marina fa marary kosa matoa izy nitabataba k !
11. Fiffi ( 22/05/2006 10:54)
wata: zah akia tsy mbola nanala nify fa tany @ dentiste zah nijery ny dent de sagesse-ko iny de naheno olona nikikika be koh!:roll:
12. xxx ( 22/05/2006 11:25)
Misaotra ny rehetra namaly ,
aty ivelany aho, @ 91 , dia tsy maintsy nitady dentiste hafa hanoy ny fitsaboana, saika hitéléph azy ny vadiko fa tsy navelako sao dia mivadika zavatra hafa , izahay mantsy tsy dia tia miady aman'olona loatra , kanefa narary ny fo .
13. Herimiafina ( 22/05/2006 16:09)
Any angaha tsy misy protection des clients ry xxx, ny aty mantsy raha vao tsy hafapo na misy traitement tsy dai mazavazava loatra dia afaka toriana eo noho eo mihintsy. :@
14. diamondra27 ( 22/05/2006 16:24)
raketo izany
dia atao position victime izany ianao e!
nisy témoin ve aloha? raha tsy nisy de akeo mijanona.
15. Herimiafina ( 22/05/2006 16:47)
Tokony tsy mila temoin kah, porofo tena tsara ny rejet des dossiers, hehehehe:-D
16. sipagasy ( 22/05/2006 19:19)
wadray aty frantsa izany i xxx raha ny fahitako azy annn tsy ara-dalàna ny nataon'ilay mpitsabo nify raha izany aloha, azonao toriana tokoa izy @ nataony, ary sao kosa dia nohon'ny tahotra ny nampikikiaka anao fa tsy nohon'ny tsy fahaizany???
17. lamie ( 22/05/2006 19:20)
mampalahelo koa ny nanjo an'i xxx zany fa tany @ dentiste privé nga?sa tany @ centre medical? ny centre ireny tena tsy mahavoa fa milalao arentina sady ela be ny fitsaboina,ny privé indray sady lafo fa tokony extra ny fitsaboina,azo toriana marina izy ry xxx a! aza manaiky,tsy nanao serment nga lery???
18. xxx ( 23/05/2006 06:46)

dentiste privé aty essonnes,
Indroa aho no nikikika tamin'ny soins voalohany sy faharoa dia tsy nisy intsony moa izany ny fahatelo .
Ny ahy anie ny tsy mbola ahasahiako mitory dia sao dia mivadika zavatra hafahafa e, hita ny tena fa mainty( zarazara), ary tsy afrikana (guerrier)fa gasy .
Inona avy anefa nio mety hitranga ? misaotra e
19. watafon ( 23/05/2006 18:36)
xxx: diniho tsara ihany aloha alohan'ny hampiakarana azy e!
20. Fiffi ( 23/05/2006 19:17)
heu.....fa nahoana kosa de tonga de ny hoe ny fijerana ny loko no natao antony ry xxx ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4516