tsy rariny

21. fijo ( 26/05/2006 19:06)
zavatra roa no mety hampikiakiaka anao.
na le izy tsy ampy fanadontona dia marary tokoa,na
resaka saina.matahotra loatra enao dia lasa mikiakiaka.
raha ity farany,"enao ihany no mahatsapa izany"dia miova fotsiny mpitsabo.
raha iry voalohany kosa,dia anorato aloha ny ordere ny mpanao nify.
22. Fiffi ( 27/05/2006 05:02)
na izany na tsy izany !! tsy hitako hoe nahoana no naverina ny dossier satria ny dentiste anie efa zatra an'izany mikikiaka zany eh !
23. watafon ( 28/05/2006 14:27)
fijo; fa manana zo handà ny hitsabo v alou ilay dentiste sa?
24. Fiffi ( 29/05/2006 05:20)
tsy misy mpitsabo hanana zo zany hoe handavana hitsabo ny marary zany koh! de ho aiza zany ireo marary raha hisy zany ?
25. watafon ( 30/05/2006 18:11)
k zay anie no tiako ho heno e! ny marary indray mantsy d manana libre choix hifidy ze dokotera tiany andehanana k!
26. Fiffi ( 31/05/2006 06:22)
wata: koi keuuu!!! nanomboka t@ 1er Juillet t@ herintaona de voatery nisafidy ny dokoterana ny olona tsirairay.
Ka raha mandeha hijery DR hafa enao de voatery aloha manantona io DR safidinao io de isy no manapaka raha hilaina zany na tsia , ary izy koh no hilaza anao hoe i ra-anona aleha fa raha tonga de mandeha any enao de tsy remboursé avy eo.
Fa ny dentiste aloha tsy misy an'io an!
(de ny mampalahelo raha sanatria ka misy fanontaniana tiana hapetraka @ DR 1 ka tsy ao le nosafidininao de tsy mety mamaly le ao) :(
27. tisera ( 08/06/2006 18:17)
Dia ahoana ihany izany no hataon'i xxx?
28. xxx ( 18/07/2006 05:17)
nitady dokotera hafa aho nanohy ny fitsaboana, nohadinoiko tanteraka ilay nitranga tary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6889