resy foana ny gasy

1. xxx ( 21/05/2006 04:39)
Ny lalao cosafa izany mba fanantenantsika,kanefa tena resy indray ny barea ireto avy ny valiny:
Angola - Maurice 5-1
Lesotho - Mozambique 0-0 (5-4 pen)
Finale : Lesotho - Angola 1-3

*Botswana 2 - 0 Madagascar
South Africa 1 - 0 Swaziland
final : Botswana - South Africa
Dia manantena ny faharesena manaraka indray eeeeeee!!!! Gasy ihany gasy atrany!! VATO ROA VE DE MBA HO AIZA :lol::lol::lol::lol::twisted:
novalian'i prime ny 28/06/2006 12:44
2. Fiffi ( 21/05/2006 04:47)
vato roa ve de mba ho aiza ahoana ?
3. Razouzou ( 21/05/2006 04:48)
Marina mihintsy io tamin'ny Egypte efa vato enina de mba ho aiza ZAo mba nisy fivoarana mba mbooo roa fotsiny aza.Asa kalo fa de manahy ny qualification CAN 2008 sahady ny tenanay:oops:
4. Fiffi ( 21/05/2006 04:50)
hummm ! mba positivena ry zalaha eh ! mbola lavitra ny 2008 , mbola ho be ny zavatra mety hitranga eh!
5. Razouzou ( 21/05/2006 15:03)
Swaziland 2-0 Madagascar io indray le 3m place eeeeeeee!!! misy fanahina mihintsy ny ho avy ny baolina kitra gasy .:-D:-D:-D
6. Fiffi ( 21/05/2006 18:07)
hehehehehe zany hoa eh! mbola handresy ny gasy de ho hitanareo eh! "TSY MAINTSY MANDRESY !!! :-D:-D:-D
7. ravatorano ( 22/05/2006 08:54)
FOOTBALL - COSAFA CASTLE CUP - Elimination sans gloire des Barea
Malchanceux, les Barea de Madagascar n'ont pas pu relever la tête devant les Botswanais à Gaborone, samedi. Les Botswanais ont faussé le calcul malgache sur le score de deux buts à rien aux demi-finales du groupe B du Tournoi de la Cosafa Castle Cup. Le rêve attendu n’a pas été réalisé par les hommes de Jérémia Randriambololona et Claude Philgence Rakotonirina.
A l’entrée, les coéquipiers de Mamisoa Tantely Razafindrakoto sont parvenus à résister aux hommes de Veselin Jelusic. La preuve, le tableau affichait un score nul et vierge à la mi-temps. Il fallait attendre les deux buts de l’adversaire à la 66 ème puis à la 68ème minutes que Madagascar oublie son bonheur.
Au match de classement, Madagascar s’incline de nouveau devant Swaziland sur le même score.
Pour sa quatrième participation depuis 2002, Madagascar a encore perdu son Cosafa Castle Cup. Il avait par contre glissé en quart de finale en 2002 et 2003.
La finale a été remportée par Botswana qui a défait l’Afrique du Sud, tombeur de Swaziland (1-0) en demi-finale, après les exercices des tirs au but, 6 à 5.

Soafara Ralaimidona
express de madagascar
22/06/2006
8. onjah ( 24/05/2006 12:20)
Mbola hoavy ilay maraina vaovao e, hoy ny tonon-kira iray izay.
9. Fiffi ( 24/05/2006 12:28)
izay indrindra manko !
10. jentilisa ( 24/05/2006 12:47)
Izay nahita ny baolina dia hahalala tsara ny antony. Izaho gasy foana na ahoana na ahoana! rehefa tsy faly amin'izany mitenena teny hafa! ireny mandroaka olona any ivelany ireny fidiana fa tsy maninona!
11. Roch ( 26/05/2006 06:45)
Tena jentlisa marina rangahy, fantatry rangahy ve hoe inona no atao hoa jentlisa? na da efa hitan'ny maso zao aza de mbola tsy mino ihany, ny anareo angaha inona no mijery. hita fa resy lava zao ka hoe gasy a gasy , tsy ampy ravim-body ny gasy ry lery e, elah angah be ravim-body ka manantena zavatra hafa , zaho nama tsy ampy kaly ka tsy manatena zavatra tsy hitan'ny masoko a, ny gasy, zavatra hafa aloha no tokony ho dinihiny fa tsy mbola any @ sehatra iraisam-pirenena, ohatra, tsy azo atao ny mamany an-dalana, vahao aloha ny momba io, de mandehana mandeha any ivelany @zay. nareo nama de fiera ery @ny tsy fahombiazana an, Mba any @ fahombiazana nama miziriziry @ maha gasy a, ny razana gasy nama tsy resy lava zany an, nareo zatra resy lava, zakao rery ny anareo fa aza ny gasy no tenenina ny @zany.
12. Fiffi ( 26/05/2006 07:06)
13. Achia ( 26/05/2006 19:32)
Izaho lo nahita tsara le lalao e fa eo lo ny tsy fahampian'ny tanjaka ny fahavononan'ny mpilalao tsirairay tsy ampy fanomanana lesona hany ka manao bol kitoatoa fotsiny ka vao miala eny @ tongotry ny tena de very ka tsy mahagaga ny faharesena . Sady ny tena hitako ko de tsy ampy fitiavana ny mitsy isika na ny mpilalao ny mpanazatra , ary indrindra ko ny mpijery
14. Fiffi ( 27/05/2006 12:56)
Achia:
. Sady ny tena hitako ko de tsy ampy fitiavana ny mitsy isika na ny mpilalao ny mpanazatra , ary indrindra ko ny mpijery
tsy ampy fitiavana ahoana kay ?


15. ronaldo09 ( 14/06/2006 09:13)
Mbola lavitra ny lalana fa alao hery e!Za mino fa tsy maintsy manao CAN isika amin'ity .Aza kivy za aloha dia manohana an'i Madagascar na i Bresil aza no hifandona aminy ,ary nareo ve dia tsy mino fa azontsika resena i Bresil!
16. mirana5 ( 27/06/2006 19:56)
kely sakafo é
17. prime ( 28/06/2006 12:44)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2044