arahabe

1. honorine ( 22/05/2006 06:51)
Faly miarahaba anareo rehetra
Mila namana hifanakalo hevitra ary vonona ny hamaly na lahy na vavy!!!
mba manorata moa e!!! ary mba milaza vaovao
veloma e!!!!!
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 06:57
2. Simpona ( 22/05/2006 07:28)
Tonga soa ianao,ary mirary anao ho tamana
Namama dawol ny ato ary vonona hiaino sy hiserasera aminao f'izay no hatao eto.
3. dadabe ( 22/05/2006 08:01)
hummm mananatra Simpona na dia vaovao aza a:D

fa tonga soa aloha honorine e:wink:
4. Fiffi ( 22/05/2006 08:02)
de aza misalasala fa namana daholo ny eto :):-*:-*
5. Fiffi ( 22/05/2006 08:04)
honorine :)
6. hery ( 22/05/2006 08:30)
honorine> dia taomy daholo izay gasy hitanao any aminareo any e :-)
7. dadabe ( 22/05/2006 08:40)
hery :D

mahagaga fa i Simpona miarahaba an'i honorine nefa i honorine aza no niditra alohany :-D
8. hery ( 22/05/2006 10:22)
dadabe> ka i honorine izay vao nanao présentation teto kou :-)

Otran'le wé miditra dia tonga dia any andakozia aloha :-p
9. fasaly ( 22/05/2006 10:40)
fiffi: tsenaina amlay basy beuh veuh lay namana vaovao tsika:wink::-D
10. Fiffi ( 22/05/2006 11:32)
fasaly: an3 akia an! tsy aiko akia ny manova an'io koh ountsssssss !!
Fa tsara kosa anie zany ry dadabe eh! na de mbola vao2 aza izy de mba miarahaba ny vao tonga tahakan'ny nanaovan'ny namana azy koh!
11. pissoa ( 22/05/2006 12:08)
Sali honorine. bon serasera de :-* njy.

Fiffi, ny an'i bedada retsy hatrary k'hatraty Simpona foana no tsy arina an :-w:roll:
12. Simpona ( 22/05/2006 15:07)
Fiffi> k'za ko ary mba variana kou
I simpona dia efa ela no teto am serasera saingy tany am resaka mivantana no tena nisy ahy hatram'zay.
vao tsy ela aho no nisoratra anarana ho namana sy nijery ireo sehatra hafa ato am serasera ary dia tena tamana, ary manantena an'i honorine sy ireo vaovao koa ho tamna sy manentana mba hijery ireo sehatra hafa ato fa betsak mlay be ato, ny mahasoa sy ny mahafinaritra ...
Aok'zay fa mitady hanomboka ho be blabla za zany :lol::lol:
13. sipagasy ( 22/05/2006 19:09)
hery:

dadabe> ka i honorine izay vao nanao présentation teto kou :-)

Otran'le wé miditra dia tonga dia any andakozia aloha :-p



hihihihihi honorine annn inn akia ny lôka hitanjy nafilotra tao???? sa mbola feno ny tanana ka tsy afaka manoratss injiko hihihihi

Tonga soa akia annn
14. tisera ( 23/05/2006 12:37)
Tonga soa izany é! :lol::lol::lol: Dia enga anie samy hazoto mitafa eto isika :-*:-*é!
15. Fiffi ( 24/05/2006 03:48)
izay indrindra! :)
16. arson ( 24/05/2006 07:05)
tonga soa norine!faly be za mandray anao.za ko mitady namana be otranao mihintsy fa tsy hifanakalo hevitra ihany an!
laingako zany fa sao enao sosotra amiko eo ka tsy mi-forum amiko.
:-D:-D:-D:-D:-D
17. Fiffi ( 24/05/2006 07:41)
Simpona , arson: :-D:-D:-D:-D:-D
18. Simpona ( 25/05/2006 15:07)
Fiffi, miss innn ...?
:-w:-w , ary za zany ary ve mahay hatsikana tsy fidiny
19. Fiffi ( 25/05/2006 15:18)
Simpona:
Aok'zay fa mitady hanomboka ho be blabla za zany :lol::lol:
io akia no nampihomeha anah an ! :-D:-D


20. arson ( 26/05/2006 06:48)
fiffi:tonga de fant
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.703